Judgment on Israel's Enemies

1. The burden of the word of the LORD in the land of Hadrach, and Damascus shall be the rest thereof: when the eyes of man, as of all the tribes of Israel, shall be toward the LORD.
1. "Oracle, parole de l`Éternel sur le pays de Hadrac. Elle s`arrête sur Damas, Car l`Éternel a l`oeil sur les hommes Comme sur toutes les tribus d`Israël;"
1. "Teny faminaniana avy tamin' i Jehovah ny amin' ny loza hanjo ny tany Hadraka; ary Damaskosy no ho sisa ao, raha hijery an' i Jehovah ny mason' ny olona, tahaka ireo fokon' Isiraely rehetra."
2. And Hamath also shall border thereby; Tyrus, and Zidon, though it be very wise.
2. Elle s`arrête aussi sur Hamath, à la frontière de Damas, Sur Tyr et Sidon, malgré toute leur sagesse.
2. Ary Hamata koa hifanolotra aminy, ary Tyro sy Sidona, na dia hendry indrindra aza izy.
3. And Tyrus did build herself a strong hold, and heaped up silver as the dust, and fine gold as the mire of the streets.
3. "Tyr s`est bâti une forteresse; Elle a amassé l`argent comme la poussière, Et l`or comme la boue des rues."
3. Ary Tyro nanao manda mafy ho azy ka nanangona volafotsy hoatra ny vovoka sy volamena tsara hoatra ny fotaka eny an-dalambe.
4. Behold, the LORD will cast her out, and he will smite her power in the sea; and she shall be devoured with fire.
4. Voici, le Seigneur s`en emparera, Il précipitera sa puissance dans la mer, Et elle sera consumée par le feu.
4. "Indro, hofoanan' ny Tompo ny fananany, sady hasiany koa ny heriny ao amin' ny ranomasina; ary ny tenany ho levon' ny afo."
5. Ashkelon shall see it, and fear; Gaza also shall see it, and be very sorrowful, and Ekron; for her expectation shall be ashamed; and the king shall perish from Gaza, and Ashkelon shall not be inhabited.
5. "Askalon le verra, et elle sera dans la crainte; Gaza aussi, et un violent tremblement la saisira; Ékron aussi, car son espoir sera confondu. Le roi disparaîtra de Gaza, Et Askalon ne sera plus habitée."
5. "Hahita izany Askelona ka raiki-tahotra; Gaza koa hahita izany ka halahelo indrindra, ary Ekrona, fa ho tonga henatra ny fanantenany, sady ho faty ao Gaza ny mpanjaka, ary Askelona tsy honenana."
6. And a bastard shall dwell in Ashdod, and I will cut off the pride of the Philistines.
6. L`étranger s`établira dans Asdod, Et j`abattrai l`orgueil des Philistins.
6. Zazasary no honina ao Asdoda, ary hofoanako ny reharehan' ny Filistina.
7. And I will take away his blood out of his mouth, and his abominations from between his teeth: but he that remaineth, even he, shall be for our God, and he shall be as a governor in Judah, and Ekron as a Jebusite.
7. "J`ôterai le sang de sa bouche, Et les abominations d`entre ses dents; Lui aussi restera pour notre Dieu; Il sera comme un chef en Juda, Et Ékron sera comme les Jébusiens."
7. "Hoesoriko eny am-bavany ny rany, ary ny fahavetavetany tsy ho eny anelanelan' ny nifiny; fa izay sisa koa, izy ho an' Andriamanitsika sy ho tonga toy ny governora amin' ny Joda, ary Ekrona ho toy ny Jebosita."
8. And I will encamp about mine house because of the army, because of him that passeth by, and because of him that returneth: and no oppressor shall pass through them any more: for now have I seen with mine eyes.
8. "Je camperai autour de ma maison pour la défendre contre une armée, Contre les allants et les venants, Et l`oppresseurs ne passera plus près d`eux; Car maintenant mes yeux sont fixés sur elle."
8. "Ary hitoby manodidina ny tranoko Aho noho ny miaramila betsaka, noho izay mandroso sy miverina, ary tsy hisy mpampahory handeha hamaky eo aminy intsony; fa ankehitriny dia efa nahita tamin' ny masoko Aho."

The Coming of Zion's King

9. Rejoice greatly, O daughter of Zion; shout, O daughter of Jerusalem: behold, thy King cometh unto thee: he is just, and having salvation; lowly, and riding upon an ass, and upon a colt the foal of an ass.
9. "Sois transportée d`allégresse, fille de Sion! Pousse des cris de joie, fille de Jérusalem! Voici, ton roi vient à toi; Il est juste et victorieux, Il est humble et monté sur un âne, Sur un âne, le petit d`une ânesse."
9. "Mifalia indrindra ry zanakavavin' i Ziona; mihobia, ry zanakavavin' i Jerosalema; indro, ny Mpanjakanao avy ho anao; marina Izy sady manam-pamonjena, malemy fanahy sady mitaingina boriky, dia zana-boriky tanora."
10. And I will cut off the chariot from Ephraim, and the horse from Jerusalem, and the battle bow shall be cut off: and he shall speak peace unto the heathen: and his dominion shall be from sea even to sea, and from the river even to the ends of the earth.
10. "Je détruirai les chars d`Éphraïm, Et les chevaux de Jérusalem; Et les arcs de guerre seront anéantis. Il annoncera la paix aux nations, Et il dominera d`une mer à l`autre, Depuis le fleuve jusqu`aux extrémités de la terre."
10. "Ary hofoanako tsy hisy kalesy Efraima, na soavaly any Jerosalema, ho foanana koa ny tsipìka fiadiana, ary hiteny fiadanana amin' ny jentilisa Izy; ary ny fanapahany dia hatramin' ny ranomasina ka hatramin' ny ranomasina, ary hatramin' ny renirano ka hatramin' ny faran' ny tany."
11. As for thee also, by the blood of thy covenant I have sent forth thy prisoners out of the pit wherein is no water.
11. Et pour toi, à cause de ton alliance scellée par le sang, Je retirerai tes captifs de la fosse où il n`y a pas d`eau.
11. Ny aminao koa, noho ny ràn' ny fanekena taminao no efa namoahako ny mpifatotrao avy tao an-davaka tsy misy rano.
12. Turn you to the strong hold, ye prisoners of hope: even to day do I declare that I will render double unto thee;
12. Retournez à la forteresse, captifs pleins d`espérance! Aujourd`hui encore je le déclare, Je te rendrai le double.
12. Miverena ho amin' ny fiarovana mafy, ianareo mpifatotra manana ny fanantenana! Anio no hanambarako hoe: hanonitra roa heny ho anao Aho.
13. When I have bent Judah for me, filled the bow with Ephraim, and raised up thy sons, O Zion, against thy sons, O Greece, and made thee as the sword of a mighty man.
13. Car je bande Juda comme un arc, Je m`arme d`Éphraïm comme d`un arc, Et je soulèverai tes enfants, ô Sion, Contre tes enfants, ô Javan! Je te rendrai pareille à l`épée d`un vaillant homme.
13. "Fony nohenjaniko ho Ahy Joda, Efraima nataoko zana-tsipìka; ary notairiko ny zanakao, ry Ziona, hiady amin' ny zanakao, ry Grisia, ary nataoko toy ny sabatry ny lehilahy mahery ianao,"

The LORD Will Appear

14. And the LORD shall be seen over them, and his arrow shall go forth as the lightning: and the LORD God shall blow the trumpet, and shall go with whirlwinds of the south.
14. "L`Éternel au-dessus d`eux apparaîtra, Et sa flèche partira comme l`éclair; Le Seigneur, l`Éternel, sonnera de la trompette, Il s`avancera dans l`ouragan du midi."
14. "Ary Jehovah ho hita ao aminy, ka handeha toy ny helatra ny zana-tsipìkany; Jehovah Tompo hitsoka anjomara ka handeha amin' ny tafiodrivotra avy any atsimo."
15. The LORD of hosts shall defend them; and they shall devour, and subdue with sling stones; and they shall drink, and make a noise as through wine; and they shall be filled like bowls, and as the corners of the altar.
15. "L`Éternel des armées les protégera; Ils dévoreront, ils vaincront les pierres de la fronde; Ils boiront, ils seront bruyants comme pris de vin; Ils seront pleins comme une coupe, Comme les coins de l`autel."
15. "Jehovah, Tompon' ny maro no hiaro ireny; dia hihinana ireny ka hanitsakitsaka amin' ny vaton' antsamotady; ary hisotro ireny ka hihorakoraka tahaka ny azon' ny divay, ary ho feno toy ny lovia tsangambava sy toy ny zoron' ny alitara."
16. And the LORD their God shall save them in that day as the flock of his people: for they shall be as the stones of a crown, lifted up as an ensign upon his land.
16. "L`Éternel, leur Dieu, les sauvera en ce jour-là, Comme le troupeau de son peuple; Car ils sont les pierres d`un diadème, Qui brilleront dans son pays."
16. "Ary hovonjen' i Jehovah Andriamaniny ireny amin' izany andro izany toy ny ondrin' ny olony; fa ho toy ny vaton-tsatroboninahitra ireny, asandratra toy ny famantarana eny amin' ny taniny."
17. For how great is his goodness, and how great is his beauty! corn shall make the young men cheerful, and new wine the maids.
17. Oh! quelle prospérité pour eux! quelle beauté! Le froment fera croître les jeunes hommes, Et le moût les jeunes filles.
17. Fa akory ny haben' ny fahatsarany, ary akory ny hatsaran' ny tarehiny! Varimbazaha no hampaharoroka ny zatovolahy, ary ranom-boaloboka kosa ny zazavavy.
<
>