The LORD Will Care for Judah
1. Ask ye of the LORD rain in the time of the latter rain; so the LORD shall make bright clouds, and give them showers of rain, to every one grass in the field.
1. Demandez à l`Éternel la pluie, la pluie du printemps! L`Éternel produira des éclairs, Et il vous enverra une abondante pluie, Il donnera à chacun de l`herbe dans son champ.
1. "Mangataha ranonorana amin' i Jehovah ianareo amin' ny fotoanan' ny fara-orana; mba hanaovan' i Jehovah rahona manjopiaka ka hanomezany azy ny herikerika, samy homeny ny zava-maitso eny an-tsaha."
2. For the idols have spoken vanity, and the diviners have seen a lie, and have told false dreams; they comfort in vain: therefore they went their way as a flock, they were troubled, because there was no shepherd.
2. Car les théraphim ont des paroles de néant, Les devins prophétisent des faussetés, Les songes mentent et consolent par la vanité. C`est pourquoi ils sont errants comme un troupeau, Ils sont malheureux parce qu`il n`y a point de pasteur.
2. "Fa niteny zava-poana ny sampy, ary ny mpanao fankatovana nahita lainga ka nilaza nofy lainga; foana ny nampiononany; koa noho izany no naniavany toy ny ondry, ory izy, satria tsy nisy mpiandry."
3. Mine anger was kindled against the shepherds, and I punished the goats: for the LORD of hosts hath visited his flock the house of Judah, and hath made them as his goodly horse in the battle.
3. "Ma colère s`est enflammée contre les pasteurs, Et je châtierai les boucs; Car l`Éternel des armées visite son troupeau, la maison de Juda, Et il en fera comme son cheval de gloire dans la bataille;"
3. "Amin' ny mpiandry ondry no irehetan' ny fahatezerako; ary ireo osilahy dia hofaiziko, fa Jehovah, Tompon' ny maro efa namangy ny taranak' i Joda ondriny ka nanao azy toy ny soavaly tsara eo amin' ny ady."
4. Out of him came forth the corner, out of him the nail, out of him the battle bow, out of him every oppressor together.
4. "De lui sortira l`angle, de lui le clou, de lui l`arc de guerre; De lui sortiront tous les chefs ensemble."
4. Avy ao aminy no niavian' ny fehizoro, avy ao aminy no niavian' ny fantsika, avy ao aminy no niavian' ny tsipìka fiadiana, avy ao aminy no niavian' ny mpampahory rehetra.
5. And they shall be as mighty men, which tread down their enemies in the mire of the streets in the battle: and they shall fight, because the LORD is with them, and the riders on horses shall be confounded.
5. "Ils seront comme des héros foulant dans la bataille la boue des rues; Ils combattront, parce que l`Éternel sera avec eux; Et ceux qui seront montés sur des chevaux seront couverts de honte."
5. " Ary ho toy ny lehilahy mahery ireo, izay manitsaka ny fahavalony ao amin' ny fotaka eny an-dalana amin' ny ady; hiady izy, satria Jehovah no momba azy; ary ho very hevitra ny mpitaingin-tsoavaly."
6. And I will strengthen the house of Judah, and I will save the house of Joseph, and I will bring them again to place them; for I have mercy upon them: and they shall be as though I had not cast them off: for I am the LORD their God, and will hear them.
6. "Je fortifierai la maison de Juda, Et je délivrerai la maison de Joseph; Je les ramènerai, car j`ai compassion d`eux, Et ils seront comme si je ne les avais pas rejetés; Car je suis l`Éternel, leur Dieu, et je les exaucerai."
6. "Ary hampahery ny taranak' i Joda Aho, ary ny taranak' i Josefa hovonjeko ka hamponeniko, fa mamindra fo aminy Aho, ka ho toy izay tsy nariako izy; fa Izaho no Jehovah Andriamaniny, ka hihaino azy."
7. And they of Ephraim shall be like a mighty man, and their heart shall rejoice as through wine: yea, their children shall see it, and be glad; their heart shall rejoice in the LORD.
7. "Éphraïm sera comme un héros; Leur coeur aura la joie que donne le vin; Leurs fils le verront et seront dans l`allégresse, Leur coeur se réjouira en l`Éternel."
7. "Ho toy ny lehilahy mahery ireo avy amin' i Efraima, ary hifaly toy ny azon' ny divay ny fony; eny, hahita izany ny zanany ka ho faly; hifaly amin' i Jehovah ny fony,"
8. I will hiss for them, and gather them; for I have redeemed them: and they shall increase as they have increased.
8. Je les sifflerai et les rassemblerai, car je les rachète, Et ils multiplieront comme ils multipliaient.
8. "Hisiaka azy Aho ka hanangona azy, fa efa nanavotra azy Aho; ka dia mbola hihamaro toy ny efa nihamaroany ihany izy."
9. And I will sow them among the people: and they shall remember me in far countries; and they shall live with their children, and turn again.
9. "Je les disperserai parmi les peuples, Et au loin ils se souviendront de moi; Ils vivront avec leurs enfants, et ils reviendront."
9. Ary hafafiko any amin' ny firenena izy, ka any amin' ny tany lavitra no hahatsiarovany Ahy, ary hivelona miaraka amin' ny zanany izy ka hiverina indray.
10. I will bring them again also out of the land of Egypt, and gather them out of Assyria; and I will bring them into the land of Gilead and Lebanon; and place shall not be found for them.
10. "Je les ramènerai du pays d`Égypte, Et je les rassemblerai de l`Assyrie; Je les ferai venir au pays de Galaad et au Liban, Et l`espace ne leur suffira pas."
10. "Dia hampody azy indray koa avy any amin' ny tany Egypta Aho sy hanangona azy avy any Asyria; ary ho any amin' ny tany Gileada sy Libanona no hitondrako azy ka tsy ho omby azy ny toerana."
11. And he shall pass through the sea with affliction, and shall smite the waves in the sea, and all the deeps of the river shall dry up: and the pride of Assyria shall be brought down, and the sceptre of Egypt shall depart away.
11. "Il passera la mer de détresse, il frappera les flots de la mer, Et toutes les profondeurs du fleuve seront desséchées; L`orgueil de l`Assyrie sera abattu, Et le sceptre de l`Égypte disparaîtra."
11. "Ary hamaky ny ranomasina amim-pahoriana izy ka hamely ny onjan-dranomasina; ary ho ritra ny rano lalin' ny ony rehetra, haetry ny avonavon' i Asyria, eny, hiala ny tehina fanapahan' i Egypta."
12. And I will strengthen them in the LORD; and they shall walk up and down in his name, saith the LORD.
12. Je les fortifierai par l`Éternel, Et ils marcheront en son nom, Dit l`Éternel.
12. Dia hampahereziko ao amin' i Jehovah izy, ka ny anarany no hiakarany sy hidinany, hoy Jehovah.