The Gold Lampstand and the Two Olive Trees
1. And the angel that talked with me came again, and waked me, as a man that is wakened out of his sleep,
1. L`ange qui parlait avec moi revint, et il me réveilla comme un homme que l`on réveille de son sommeil.
1. Ary niverina ilay anjely niresaka tamiko, ka namoha ahy, toy ny olona fohazina amin' ny torimasony.
2. And said unto me, What seest thou? And I said, I have looked, and behold a candlestick all of gold, with a bowl upon the top of it, and his seven lamps thereon, and seven pipes to the seven lamps, which are upon the top thereof:
2. "Il me dit: Que vois-tu? Je répondis: Je regarde, et voici, il y a un chandelier tout d`or, surmonté d`un vase et portant sept lampes, avec sept conduits pour les lampes qui sont au sommet du chandelier;"
2. "Dia hoy izy tamiko: inona no hitanao? Ary hoy aho: hitako fa, indro, misy fanaovanjiro tena volamena, ary ny fitoeran-diloilony dia eo an-tampony, ary ny lela fanaovanjiro fito kosa dia eo aminy, ary misy fantsona fito avy amin' ny isan' ny lela fanaovanjiro izay eo an-tampony;"
3. And two olive trees by it, one upon the right side of the bowl, and the other upon the left side thereof.
3. et il y a près de lui deux oliviers, l`un à la droite du vase, et l`autre à sa gauche.
3. Ary misy hazo oliva roa eo anilany, ny anankiray eo ankavanan' ny fitoeran-diloilo, ary ny anankiray eo ankaviany.
4. So I answered and spake to the angel that talked with me, saying, What are these, my lord?
4. Et reprenant la parole, je dis à l`ange qui parlait avec moi: Que signifient ces choses, mon seigneur?
4. Dia niteny namaly ilay anjely niresaka tamiko aho nanao hoe: inona moa ireo, tompoko?
5. Then the angel that talked with me answered and said unto me, Knowest thou not what these be? And I said, No, my lord.
5. L`ange qui parlait avec moi me répondit: Ne sais-tu pas ce que signifient ces choses? Je dis: Non, mon seigneur.
5. Ary ilay anjely niresaka tamiko dia namaly ka nanao tamiko hoe: tsy fantatrao va ireo? Fa hoy aho: tsia, tompoko.
6. Then he answered and spake unto me, saying, This is the word of the LORD unto Zerubbabel, saying, Not by might, nor by power, but by my spirit, saith the LORD of hosts.
6. Alors il reprit et me dit: C`est ici la parole que l`Éternel adresse à Zorobabel: Ce n`est ni par la puissance ni par la force, mais c`est par mon esprit, dit l`Éternel des armées.
6. Dia namaly izy ka nanao tamiko hoe: izao no tenin' i Jehovah amin' i Zerobabela: tsy amin-kery na amim-pahatanjahana, fa amin' ny Fanahiko, hoy Jehovah, Tompon' ny maro.
7. Who art thou, O great mountain? before Zerubbabel thou shalt become a plain: and he shall bring forth the headstone thereof with shoutings, crying, Grace, grace unto it.
7. Qui es-tu, grande montagne, devant Zorobabel? Tu seras aplanie. Il posera la pierre principale au milieu des acclamations: Grâce, grâce pour elle!
7. "Iza moa ianao, ry tendrombohitra lehibe? Ho tonga tany lemaka eo anoloan' i Zerobabela ianao; ary hoentiny mivoaka ny vato hatao tendrony sady hisy fiantsoana hoe: Fahasoavana, fahasoavana anie ho aminy!"
8. Moreover the word of the LORD came unto me, saying,
8. La parole de l`Éternel me fut adressée, en ces mots:
8. Dia tonga tamiko indray ny tenin' i Jehovah nanao hoe:
9. The hands of Zerubbabel have laid the foundation of this house; his hands shall also finish it; and thou shalt know that the LORD of hosts hath sent me unto you.
9. "Les mains de Zorobabel ont fondé cette maison, et ses mains l`achèveront; et tu sauras que l`Éternel des armées m`a envoyé vers vous."
9. "Ny tanan' i Zerobabela no nanao ny fanorenan' ity trano ity, ary ny tanany koa no hamita azy; ka dia ho fantatrao fa Jehovah Tompon' ny maro, no naniraka ahy ho aminao."
10. For who hath despised the day of small things? for they shall rejoice, and shall see the plummet in the hand of Zerubbabel with those seven; they are the eyes of the LORD, which run to and fro through the whole earth.
10. Car ceux qui méprisaient le jour des faibles commencements se réjouiront en voyant le niveau dans la main de Zorobabel. Ces sept sont les yeux de l`Éternel, qui parcourent toute la terre.
10. Fa iza no nanamavo ny andron' ny zava-madinika? Ho faly mahita ny pilao eny an-tanan' i Zerobabela ireo fito ireo, dia ny mason' i Jehovah, izay mijery eny tontolo eny eran' ny tany rehetra.
11. Then answered I, and said unto him, What are these two olive trees upon the right side of the candlestick and upon the left side thereof?
11. Je pris la parole et je lui dis: Que signifient ces deux oliviers, à la droite du chandelier et à sa gauche?
11. Dia namaly aho ka nanao taminy hoe: inona moa ireo hazo oliva roa eo ankavanan' ny fanaovanjiro sy eo ankaviany ireo?
12. And I answered again, and said unto him, What be these two olive branches which through the two golden pipes empty the golden oil out of themselves?
12. Je pris une seconde fois la parole, et je lui dis: Que signifient les deux rameaux d`olivier, qui sont près des deux conduits d`or d`où découle l`or?
12. Dia namaly indray aho ka nanao taminy hoe: inona moa ireo sampahon' oliva roa eo amin' ny fantsona volamena sady mampijononoka ny diloilo volamena avy ao aminy ireo?
13. And he answered me and said, Knowest thou not what these be? And I said, No, my lord.
13. Il me répondit: Ne sais-tu pas ce qu`ils signifient? Je dis: Non, mon seigneur.
13. Dia namaly ahy izy hoe: tsy fantatrao va ireo? Ary hoy aho: tsia, tompoko.
14. Then said he, These are the two anointed ones, that stand by the LORD of the whole earth.
14. Et il dit: Ce sont les deux oints qui se tiennent devant le Seigneur de toute la terre.
14. Dia hoy izy: ireo no voahosotra roa izay mitsangana eo anoloan' ny Tompon' ny tany rehetra.