The Flying Scroll

1. Then I turned, and lifted up mine eyes, and looked, and behold a flying roll.
1. Je levai de nouveau les yeux et je regardai, et voici, il y avait un rouleau qui volait.
1. Dia natopiko indray ny masoko, ka hitako fa, indro, nisy horonan-taratasy manidina.
2. And he said unto me, What seest thou? And I answered, I see a flying roll; the length thereof is twenty cubits, and the breadth thereof ten cubits.
2. "Il me dit: Que vois-tu? Je répondis: Je vois un rouleau qui vole; il a vingt coudées de longueur, et dix coudées de largeur."
2. Ary hoy izy tamiko: inona moa no hitanao? Dia hoy aho: mahita horonan-taratasy manidina aho: roapolo hakiho ny lavany, ary folo hakiho ny sakany.
3. Then said he unto me, This is the curse that goeth forth over the face of the whole earth: for every one that stealeth shall be cut off as on this side according to it; and every one that sweareth shall be cut off as on that side according to it.
3. "Et il me dit: C`est la malédiction qui se répand sur tout le pays; car selon elle tout voleur sera chassé d`ici, et selon elle tout parjure sera chassé d`ici."
3. "Dia hoy izy tamiko: ity no ozona mivoaka ho eny ambonin' ny tany rehetra; fa izay rehetra mangalatra dia hosorohina araka izany, ary izay rehetra mianiana dia hosorohina araka izany koa."
4. I will bring it forth, saith the LORD of hosts, and it shall enter into the house of the thief, and into the house of him that sweareth falsely by my name: and it shall remain in the midst of his house, and shall consume it with the timber thereof and the stones thereof.
4. Je la répands, dit l`Éternel des armées, afin qu`elle entre dans la maison du voleur et de celui qui jure faussement en mon nom, afin qu`elle y établisse sa demeure, et qu`elle la consume avec le bois et les pierres.
4. Hoentiko mivoaka izany, hoy Jehovah, Tompon' ny maro, ka hiditra ao an-tranon' ny mpangalatra sy ao an-tranon' izay mianian-tsy tò amin' ny anarako ary hitoetra ao amin' ny tranony ka handevona azy mbamin' ny hazony sy ny vatony.

The Woman in a Basket

5. Then the angel that talked with me went forth, and said unto me, Lift up now thine eyes, and see what is this that goeth forth.
5. L`ange qui parlait avec moi s`avança, et il me dit: Lève les yeux, et regarde ce qui sort là.
5. Dia nivoaka ilay anjely niresaka tamiko ka nanao tamiko hoe: atopazy ny masonao, ka jereo io mivoaka io.
6. And I said, What is it? And he said, This is an ephah that goeth forth. He said moreover, This is their resemblance through all the earth.
6. Je répondis: Qu`est-ce? Et il dit: C`est l`épha qui sort. Il ajouta: C`est leur iniquité dans tout le pays.
6. Dia hoy aho: inona moa io? Ary hoy izy: io ilay efaha mivoaka.Hoy koa izy: izao no tarehiny any amin' ny tany rehetra.
7. And, behold, there was lifted up a talent of lead: and this is a woman that sitteth in the midst of the ephah.
7. Et voici, une masse de plomb s`éleva, et il y avait une femme assise au milieu de l`épha.
7. "Ary, indro, nisy vongam-piraka boribory ningaina; ary io no vehivavy iray mipetraka ao anatin' ny efaha."
8. And he said, This is wickedness. And he cast it into the midst of the ephah; and he cast the weight of lead upon the mouth thereof.
8. Il dit: C`est l`iniquité. Et il la repoussa dans l`épha, et il jeta sur l`ouverture la masse de plomb.
8. Ary hoy izy: Faharatsiana io. Ka dia natontany tao anatin' ny efaha io, ary natontany teo am-bavan' io ny vatofiraka.
9. Then lifted I up mine eyes, and looked, and, behold, there came out two women, and the wind was in their wings; for they had wings like the wings of a stork: and they lifted up the ephah between the earth and the heaven.
9. "Je levai les yeux et je regardai, et voici, deux femmes parurent. Le vent soufflait dans leurs ailes; elles avaient des ailes comme celles de la cigogne. Elles enlevèrent l`épha entre la terre et le ciel."
9. "Dia natopiko ny masoko, ka hitako fa, indreo, nisy vehivavy roa nivoaka, ary nahazo rivotra ny elany, fa nanana elatra toy ny elatry ny vano izy; ary ningainy ho eo anelanelan' ny tany sy ny lanitra ny efaha."
10. Then said I to the angel that talked with me, Whither do these bear the ephah?
10. Je dis à l`ange qui parlait avec moi: Où emportent-elles l`épha?
10. Dia hoy aho tamin' ilay anjely niresaka tamiko: ho aiza no itondran' ireto ny efaha.
11. And he said unto me, To build it an house in the land of Shinar: and it shall be established, and set there upon her own base.
11. "Il me répondit: Elles vont lui bâtir une maison dans le pays de Schinear; et quand elle sera prête, il sera déposé là dans son lieu."
11. Ary hoy izy tamiko: hanorenana trano ho azy any amin' ny tany Sinara, ary rehefa vita izany, dia hapetraka eo amin' ny fipetrahany izy.
<
>