The LORD Comes and Reigns
1. Behold, the day of the LORD cometh, and thy spoil shall be divided in the midst of thee.
1. Voici, le jour de l`Éternel arrive, Et tes dépouilles seront partagées au milieu de toi.
1. Indro, avy ny andron' i Jehovah, ka ny babo aminao hozaraina eo afovoanao.
2. For I will gather all nations against Jerusalem to battle; and the city shall be taken, and the houses rifled, and the women ravished; and half of the city shall go forth into captivity, and the residue of the people shall not be cut off from the city.
2. "Je rassemblerai toutes les nations pour qu`elles attaquent Jérusalem; La ville sera prise, les maisons seront pillées, et les femmes violées; La moitié de la ville ira en captivité, Mais le reste du peuple ne sera pas exterminé de la ville."
2. "Fa hangoniko ny firenena rehetra hamely an' i Jerosalema, dia ho afaka ny tanàna, ka horobaina ny trano, ary hosavihina ny vehivavy; ary ny antsasaky ny tanàna dia ho lasan-ko babo, fa ny vahoaka sisa dia tsy hofongorana amin' ny tanàna."
3. Then shall the LORD go forth, and fight against those nations, as when he fought in the day of battle.
3. L`Éternel paraîtra, et il combattra ces nations, Comme il combat au jour de la bataille.
3. Dia hivoaka Jehovah ka hiady amin' ireny firenena ireny, tahaka ny fameliny tamin' ny andro fiadiana.
4. And his feet shall stand in that day upon the mount of Olives, which is before Jerusalem on the east, and the mount of Olives shall cleave in the midst thereof toward the east and toward the west, and there shall be a very great valley; and half of the mountain shall remove toward the north, and half of it toward the south.
4. "Ses pieds se poseront en ce jour sur la montagne des oliviers, Qui est vis-à-vis de Jérusalem, du côté de l`orient; La montagne des oliviers se fendra par le milieu, à l`orient et à l`occident, Et il se formera une très grande vallée: Une moitié de la montagne reculera vers le septentrion, Et une moitié vers le midi."
4. "Ary amin' izany andro izany ny tongony hijoro eo an-Tendrombohitra Oliva, izay eo atsinanana tandrifin' i Jerosalema, ary ny Tendrombohitra Oliva hitresaka eo afovoany, hiantsinanana sy hiankandrefana ka hisy lohasaha lehibe; ary ny antsasaky ny tendrombohitra hifindra hianavaratra, fa ny antsasany kosa hianatsimo."
5. And ye shall flee to the valley of the mountains; for the valley of the mountains shall reach unto Azal: yea, ye shall flee, like as ye fled from before the earthquake in the days of Uzziah king of Judah: and the LORD my God shall come, and all the saints with thee.
5. "Vous fuirez alors dans la vallée de mes montagnes, Car la vallée des montagnes s`étendra jusqu`à Atzel; Vous fuirez comme vous avez fui devant le tremblement de terre, Au temps d`Ozias, roi de Juda. Et l`Éternel, mon Dieu, viendra, et tous ses saints avec lui."
5. "Dia handositra ho any amin' ny lohasahan' ny tendrombohitra ianareo; fa hipaka hatrany Azela ny lohasahan' ny tendrombohitra; eny, handositra ianareo, tahaka ny nandosiranareo ny horohorontany tamin' ny andron' i Ozia, mpanjakan' ny Joda; ary ho avy Jehovah Andriamanitro mbamin' ny masina rehetra momba Anao."
6. And it shall come to pass in that day, that the light shall not be clear, nor dark:
6. "En ce jour-là, il n`y aura point de lumière; Il y aura du froid et de la glace."
6. "Ary izao no hiseho amin' izany andro izany, tsy hisy mazava na haizina;"
7. But it shall be one day which shall be known to the LORD, not day, nor night: but it shall come to pass, that at evening time it shall be light.
7. "Ce sera un jour unique, connu de l`Éternel, Et qui ne sera ni jour ni nuit; Mais vers le soir la lumière paraîtra."
7. "Fa hisy andro iray, izay ho fantatr' i Jehovah, tsy andro na alina; fa izao no hiseho, amin' ny fotoana hariva dia ho mazava."
8. And it shall be in that day, that living waters shall go out from Jerusalem; half of them toward the former sea, and half of them toward the hinder sea: in summer and in winter shall it be.
8. "En ce jour-là, des eaux vives sortiront de Jérusalem, Et couleront moitié vers la mer orientale, Moitié vers la mer occidentale; Il en sera ainsi été et hiver."
8. Ary amin' izany andro izany dia hisy rano velona hivoaka avy any Jerosalema, ka ny antsasany hankany amin' ny ranomasina atsinanana, ary ny antsasany hankany amin' ny ranomasina andrefana, na amin' ny fahavaratra na amin' ny ririnina dia samy hisian' izany.
9. And the LORD shall be king over all the earth: in that day shall there be one LORD, and his name one.
9. "L`Éternel sera roi de toute la terre; En ce jour-là, l`Éternel sera le seul Éternel, Et son nom sera le seul nom."
9. "Ary Jehovah ho Mpanjakan' ny tany rehetra; amin' izany andro izany dia iray no Jehovah, sady iray no anarany."
10. All the land shall be turned as a plain from Geba to Rimmon south of Jerusalem: and it shall be lifted up, and inhabited in her place, from Benjamin's gate unto the place of the first gate, unto the corner gate, and from the tower of Hananeel unto the king's winepresses.
10. "Tout le pays deviendra comme la plaine, de Guéba à Rimmon, Au midi de Jérusalem; Et Jérusalem sera élevée et restera à sa place, Depuis la porte de Benjamin jusqu`au lieu de la première porte, Jusqu`à la porte des angles, Et depuis la tour de Hananeel jusqu`aux pressoirs du roi."
10. Ho tonga tahaka ny tany lemaka ny tany rehetra hatrany Geba ka hatrany Rimona ao atsimon' i Jerosalema, ary hasandratra sy honenana ao amin' ny fitoerany izy hatramin' ny vavahadin' i Benjamina ka hatreo amin' ny vavahady voalohany, hatramin' ny vavahady an-jorony ary hatramin' ny tilikambo Hananela ka hatramin' ireo famiazam-boaloboky ny mpanjaka.
11. And men shall dwell in it, and there shall be no more utter destruction; but Jerusalem shall be safely inhabited.
11. "On habitera dans son sein, et il n`y aura plus d`interdit; Jérusalem sera en sécurité."
11. Dia hisy mponina any, ary tsy hisy fandringanana tanteraka intsony, fa Jerosalema dia honenana mandry fahizay.
12. And this shall be the plague wherewith the LORD will smite all the people that have fought against Jerusalem; Their flesh shall consume away while they stand upon their feet, and their eyes shall consume away in their holes, and their tongue shall consume away in their mouth.
12. Voici la plaie dont l`Éternel frappera tous les peuples Qui auront combattu contre Jérusalem: Leur chair tombera en pourriture tandis qu`ils seront sur leurs pieds, Leurs yeux tomberont en pourriture dans leurs orbites, Et leur langue tombera en pourriture dans leur bouche.
12. Ary izao no areti-mandringana hamelezan' i Jehovah ny olona rehetra izay efa nanafika an' i Jerosalema: hataony mihalevona am-pitsanganana ny nofony, ary hihalevona eo amin' ny itoerany ny masony, ary ny lelany koa hihalevona ao am-bavany.
13. And it shall come to pass in that day, that a great tumult from the LORD shall be among them; and they shall lay hold every one on the hand of his neighbour, and his hand shall rise up against the hand of his neighbour.
13. "En ce jour-là, l`Éternel produira un grand trouble parmi eux; L`un saisira la main de l`autre, Et ils lèveront la main les uns sur les autres."
13. Ary izao no hiseho amin' izany andro izany, hisy fifanaritahana lehibe avy amin' i Jehovah ho ao aminy, ary hifampihazon-tanana izy mpinamana, sady samy hanainga tanana hifamely ny mpinamana.
14. And Judah also shall fight at Jerusalem; and the wealth of all the heathen round about shall be gathered together, gold, and silver, and apparel, in great abundance.
14. Juda combattra aussi dans Jérusalem, Et l`on amassera les richesses de toutes les nations d`alentour, L`or, l`argent, et des vêtements en très grand nombre.
14. Ary Joda koa hiady amin' i Jerosalema ary hovorina ny haren' ny jentilisa manodidina rehetra, dia volamena sy volafotsy ary fitafiana betsaka.
15. And so shall be the plague of the horse, of the mule, of the camel, and of the ass, and of all the beasts that shall be in these tents, as this plague.
15. La plaie frappera de même les chevaux, Les mulets, les chameaux, les ânes, Et toutes les bêtes qui seront dans ces camps: Cette plaie sera semblable à l`autre.
15. Ary ho toy izany koa ny areti-mandringana amin' ny soavaly sy ny mole, sy ny rameva sy ny boriky mbamin' ny biby rehetra izay ho ao amin' ireny lay ireny, ho tahaka izany areti-mandringana izany ihany.
16. And it shall come to pass, that every one that is left of all the nations which came against Jerusalem shall even go up from year to year to worship the King, the LORD of hosts, and to keep the feast of tabernacles.
16. Tous ceux qui resteront de toutes les nations Venues contre Jérusalem Monteront chaque année Pour se prosterner devant le roi, l`Éternel des armées, Et pour célébrer la fête des tabernacles.
16. Ary izao no hiseho, ny sisa rehetra amin' ny firenena rehetra izay niakatra namely an' i Jerosalema, dia hiakatra isan-taona isan-taona hiankohoka eo anatrehan' ny Mpanjaka, dia Jehovah Tompon' ny maro, sy hitandrina ny andro firavoravoana ny amin' ny tabernakely.
17. And it shall be, that whoso will not come up of all the families of the earth unto Jerusalem to worship the King, the LORD of hosts, even upon them shall be no rain.
17. S`il y a des familles de la terre qui ne montent pas à Jérusalem Pour se prosterner devant le roi, l`Éternel des armées, La pluie ne tombera pas sur elles.
17. Ary izao no hisy, na iza na iza amin' ny ankohonana eto an-tany no tsy hiakatra ho any Jerosalema hiankohoka amin' ny Mpanjaka, Jehovah Tompon' ny maro, dia tsy hisy ranonorana eo aminy.
18. And if the family of Egypt go not up, and come not, that have no rain; there shall be the plague, wherewith the LORD will smite the heathen that come not up to keep the feast of tabernacles.
18. "Si la famille d`Égypte ne monte pas, si elle ne vient pas, La pluie ne tombera pas sur elle; Elle sera frappée de la plaie dont l`Éternel frappera les nations Qui ne monteront pas pour célébrer la fête des tabernacles."
18. "Ary raha ny ankohonan' i Egypta tsy mba miakatra ka tsy tonga, dia tsy hisy orana any aminy; sady ho tonga ny areti-mandringana izay hamelezan' i Jehovah ny jentilisa tsy miakatra hitandrina ny andro firavoravoana ny amin' ny tabernakely."
19. This shall be the punishment of Egypt, and the punishment of all nations that come not up to keep the feast of tabernacles.
19. Ce sera le châtiment de l`Égypte, Le châtiment de toutes les nations Qui ne monteront pas pour célébrer la fête des tabernacles.
19. Izany no ho famaizana an' i Egypta sy ho famaizana ny firenena rehetra izay tsy miakatra hitandrina ny andro firavoravoana ny amin' ny tabernakely.
20. In that day shall there be upon the bells of the horses, HOLINESS UNTO THE LORD; and the pots in the LORD's house shall be like the bowls before the altar.
20. En ce jour-là, il sera écrit sur les clochettes des chevaux: Sainteté à L`Éternel! Et les chaudières dans la maison de l`Éternel Seront comme les coupes devant l`autel.
20. "Amin' izany andro izany dia hisy ao amin' ny famohamandrin-tsoavaly hoe: Fahamasinana ho an' i Jehovah; ary ny vilany ao an-tranon' i Jehovah ho tahaka ny tsangambava eo anoloan' ny alitara."
21. Yea, every pot in Jerusalem and in Judah shall be holiness unto the LORD of hosts: and all they that sacrifice shall come and take of them, and seethe therein: and in that day there shall be no more the Canaanite in the house of the LORD of hosts.
21. "Toute chaudière à Jérusalem et dans Juda Sera consacrée à l`Éternel des armées; Tous ceux qui offriront des sacrifices viendront Et s`en serviront pour cuire les viandes; Et il n`y aura plus de marchands dans la maison de l`Éternel des armées, En ce jour-là."
21. "Eny, ny vilany rehetra ao Jerosalema sy Joda dia ho Fahamasinana ho an' i Jehovah Tompon' ny maro; ary izay rehetra manao fanatitra dia ho avy haka amin' ireny ka hahandro aminy; ary amin' izany andro izany dia tsy hisy Kananita intsony ao an-tranon' i Jehovah Tompon' ny maro."