Cleansing From Sin

1. In that day there shall be a fountain opened to the house of David and to the inhabitants of Jerusalem for sin and for uncleanness.
1. En ce jour-là, une source sera ouverte Pour la maison de David et les habitants de Jérusalem, Pour le péché et pour l`impureté.
1. Ary amin' izany andro izany dia hisy loharano voasokatra ho an' ny taranak' i Davida sy ho an' ny mponina any Jerosalema hanafaka fahotana sy fahalotoana.
2. And it shall come to pass in that day, saith the LORD of hosts, that I will cut off the names of the idols out of the land, and they shall no more be remembered: and also I will cause the prophets and the unclean spirit to pass out of the land.
2. "En ce jour-là, dit l`Éternel des armées, J`exterminerai du pays les noms des idoles, Afin qu`on ne s`en souvienne plus; J`ôterai aussi du pays les prophètes et l`esprit d`impureté."
2. "Ary izao no hiseho amin' izany andro izany, hoy Jehovah, Tompon' ny maro, hofoanako ny anaran-tsampy tsy ho amin' ny tany, ka tsy hotsarovana intsony ireny; ary hoesoriko amin' ny tany koa ny mpaminany sy ny fanahim-pahalotoana."
3. And it shall come to pass, that when any shall yet prophesy, then his father and his mother that begat him shall say unto him, Thou shalt not live; for thou speakest lies in the name of the LORD: and his father and his mother that begat him shall thrust him through when he prophesieth.
3. Si quelqu`un prophétise encore, Son père et sa mère, qui l`ont engendré, lui diront: Tu ne vivras pas, car tu dis des mensonges au nom de l`Éternel! Et son père et sa mère, qui l`ont engendré, le transperceront Quand il prophétisera.
3. "Ary izao no hiseho, raha mbola hisy haminany, ny ray aman-dreniny izay niteraka azy dia hanao aminy hoe: tsy ho velona ianao satria miteny lainga amin' ny anaran' i Jehovah; ary ny rainy sy ny reniny izay niteraka azy dia handefona azy raha maminany izy."
4. And it shall come to pass in that day, that the prophets shall be ashamed every one of his vision, when he hath prophesied; neither shall they wear a rough garment to deceive:
4. En ce jour-là, les prophètes rougiront de leurs visions Quand ils prophétiseront, Et ils ne revêtiront plus un manteau de poil pour mentir.
4. Ary izao no hiseho amin' izany andro izany, ny mpaminany dia samy hahazo henatra noho ny fahitany, raha naminany izy. Tsy hikapaoty volom-biby hamitahana izy.
5. But he shall say, I am no prophet, I am an husbandman; for man taught me to keep cattle from my youth.
5. Chacun d`eux dira: Je ne suis pas prophète, Je suis laboureur, Car on m`a acheté dès ma jeunesse.
5. Fa hanao izy hoe: Tsy mpaminany aho, fa mpiasa tany, fa nampianarina hiandry omby fony mbola kely aho.
6. And one shall say unto him, What are these wounds in thine hands? Then he shall answer, Those with which I was wounded in the house of my friends.
6. Et si on lui demande: D`où viennent ces blessures que tu as aux mains? Il répondra: C`est dans la maison de ceux qui m`aimaient que je les ai reçues.
6. Dia hisy hanao aminy hoe: ka inona itony ratra amin' ny tananao itony? Dia hovaliany hoe: Naratra tao an-tranon' ny sakaizako ireny.

The Shepeherd Struck, the Sheep Scattered

7. Awake, O sword, against my shepherd, and against the man that is my fellow, saith the LORD of hosts: smite the shepherd, and the sheep shall be scattered: and I will turn mine hand upon the little ones.
7. Épée, lève-toi sur mon pasteur Et sur l`homme qui est mon compagnon! Dit l`Éternel des armées. Frappe le pasteur, et que les brebis se dispersent! Et je tournerai ma main vers les faibles.
7. Mifohaza, ry sabatra, hamely ny mpiandriko sy ny lehilahy namako, hoy Jehovah, Tompon' ny maro. Asio ny mpiandry, dia hihahaka ny ondry, ary hamerina ny tanako ho amin' ny madinika Aho.
8. And it shall come to pass, that in all the land, saith the LORD, two parts therein shall be cut off and die; but the third shall be left therein.
8. Dans tout le pays, dit l`Éternel, Les deux tiers seront exterminés, périront, Et l`autre tiers restera.
8. "Ary izao no hiseho, amin' ny tany rehetra hoy Jehovah, ny androatokony ao dia haringana ka ho faty; fa ny ampahatelony sisa no havela ao kosa."
9. And I will bring the third part through the fire, and will refine them as silver is refined, and will try them as gold is tried: they shall call on my name, and I will hear them: I will say, It is my people: and they shall say, The LORD is my God.
9. "Je mettrai ce tiers dans le feu, Et je le purifierai comme on purifie l`argent, Je l`éprouverai comme on éprouve l`or. Il invoquera mon nom, et je l`exaucerai; Je dirai: C`est mon peuple! Et il dira: L`Éternel est mon Dieu!"
9. "Ary hoentiko miditra amin' ny afo ny ampahatelony, ary harendriko toy ny fandrendrika volafotsy izy, ary hozahako toetra toy ny fizahan-toetra ny volamena izy; hiantso ny anarako izy, ary Izaho hamaly azy; Izaho hanao hoe: Oloko izy, ary izy hanao hoe: Jehovah no Andriamanitro."
<
>