1. The LORD reigneth; let the people tremble: he sitteth between the cherubims; let the earth be moved.
1. "L`Éternel règne: les peuples tremblent; Il est assis sur les chérubins: la terre chancelle."
1. "MANJAKA Jehovah; aoka hangovitra ny olona; mipetraka amin' ny kerobima Izy; aoka hihorohoro ny tany."
2. The LORD is great in Zion; and he is high above all the people.
2. L`Éternel est grand dans Sion, Il est élevé au-dessus de tous les peuples.
2. Lehibe any Ziona Jehovah, ary avo ambonin' ny olona rehetra Izy.
3. Let them praise thy great and terrible name; for it is holy.
3. Qu`on célèbre ton nom grand et redoutable! Il est saint!
3. "Aoka hidera ny anaranao lehibe sy mahatahotra ireo; fa masina izany."
4. The king's strength also loveth judgment; thou dost establish equity, thou executest judgment and righteousness in Jacob.
4. Qu`on célèbre la force du roi qui aime la justice! Tu affermis la droiture, Tu exerces en Jacob la justice et l`équité.
4. "Ny herin' ny mpanjaka koa dia tia rariny; ampitoerinao ny fahitsiana; fitsarana sy fahamarinana no tanterahinao eo amin' i Jakoba."
5. Exalt ye the LORD our God, and worship at his footstool; for he is holy.
5. Exaltez l`Éternel, notre Dieu, Et prosternez-vous devant son marchepied! Il est saint!
5. "Manandrata an' i Jehovah Andriamanitsika ianareo ka miankohofa eo amin' ny fitoeran-tongony; fa masina Izy."
6. Moses and Aaron among his priests, and Samuel among them that call upon his name; they called upon the LORD, and he answered them.
6. Moïse et Aaron parmi ses sacrificateurs, Et Samuel parmi ceux qui invoquaient son nom, Invoquèrent l`Éternel, et il les exauça.
6. "Mosesy sy Arona teo amin' ny mpisorony ary Samoela teo amin' izay miantso ny anarany; niantso an' i Jehovah ireo ka namaly azy ireo Izy."
7. He spake unto them in the cloudy pillar: they kept his testimonies, and the ordinance that he gave them.
7. "Il leur parla dans la colonne de nuée; Ils observèrent ses commandements Et la loi qu`il leur donna."
7. "Niteny taminy tao anatin' ny andri-rahona Izy; nitandrina ny teni-vavolombelony izy ireo sy ny didy izay efa nomeny azy."
8. Thou answeredst them, O LORD our God: thou wast a God that forgavest them, though thou tookest vengeance of their inventions.
8. Éternel, notre Dieu, tu les exauças, Tu fus pour eux un Dieu qui pardonne, Mais tu les as punis de leurs fautes.
8. Jehovah Andriamanitray ô, Andriamanitra mpamela ny helony Ianao, na dia namaly azy noho ny nataony aza.
9. Exalt the LORD our God, and worship at his holy hill; for the LORD our God is holy.
9. Exaltez l`Éternel, notre Dieu, Et prosternez-vous sur sa montagne sainte! Car il est saint, l`Éternel, notre Dieu!
9. "Asandrato Jehovah Andriamanitsika, ary miankohofa eo an-kavoanany masina; fa masina Jehovah Andriamanitsika."