1. Make a joyful noise unto the LORD, all ye lands.
1. Psaume de louange. Poussez vers l`Éternel des cris de joie, Vous tous, habitants de la terre!
1. [SAlamo fiderana.] MIHOBIA ho an' i Jehovah, ry tany rehetra.
2. Serve the LORD with gladness: come before his presence with singing.
2. Servez l`Éternel, avec joie, Venez avec allégresse en sa présence!
2. "Manompoa an' i Jehovah amin' ny fifaliana; mankanesa eo anatrehany amin' ny fihirana."
3. Know ye that the LORD he is God: it is he that hath made us, and not we ourselves; we are his people, and the sheep of his pasture.
3. "Sachez que l`Éternel est Dieu! C`est lui qui nous a faits, et nous lui appartenons; Nous sommes son peuple, et le troupeau de son pâturage."
3. "Aoka ho fantatrareo fa Jehovah no Andriamanitra; Izy no nanao antsika fa tsy isika; olony isika sady ondry fiandriny."
4. Enter into his gates with thanksgiving, and into his courts with praise: be thankful unto him, and bless his name.
4. Entrez dans ses portes avec des louanges, Dans ses parvis avec des cantiques! Célébrez-le, bénissez son nom!
4. "Midira eo amin' ny vavahadiny amin' ny fisaorana, ary eo an-kianjany amin' ny fiderana; misaora Azy, mankalazà ny anarany,"
5. For the LORD is good; his mercy is everlasting; and his truth endureth to all generations.
5. "Car l`Éternel est bon; sa bonté dure toujours, Et sa fidélité de génération en génération."
5. "Fa tsara Jehovah; mandrakizay ny famindrampony; ary maharitra amin' ny taranaka rehetra ny fahamarinany."