1. The LORD reigneth; let the earth rejoice; let the multitude of isles be glad thereof.
1. L`Éternel règne: que la terre soit dans l`allégresse, Que les îles nombreuses se réjouissent!
1. "MANJAKA Jehovah; aoka ho ravo ny tany; aoka ho faly amin' izany ny nosy maro."
2. Clouds and darkness are round about him: righteousness and judgment are the habitation of his throne.
2. Les nuages et l`obscurité l`environnent, La justice et l`équité sont la base de son trône.
2. "Rahona sy haizim-pito no manodidina Azy; fahamarinana sy fitsarana no fanorenan' ny sezafiandrianany."
3. A fire goeth before him, and burneth up his enemies round about.
3. Le feu marche devant lui, Et embrase à l`entour ses adversaires.
3. Misy afo mialoha Azy ka mandevona ny fahavalony manodidina.
4. His lightnings enlightened the world: the earth saw, and trembled.
4. "Ses éclairs illuminent le monde, La terre le voit et tremble;"
4. "Nahazava izao tontolo izao ny helany; nahita izany ny tany ka nihorohoro."
5. The hills melted like wax at the presence of the LORD, at the presence of the Lord of the whole earth.
5. Les montagnes se fondent comme la cire devant l`Éternel, Devant le Seigneur de toute la terre.
5. Niempo tahaka ny savoka ny havoana teo anatrehan' i Jehovah, dia teo anatrehan' ny Tompon' ny tany rehetra.
6. The heavens declare his righteousness, and all the people see his glory.
6. Les cieux publient sa justice, Et tous les peuples voient sa gloire.
6. Maneho ny fahamarinany ny lanitra ary mahita ny voninahiny ny olon-drehetra.
7. Confounded be all they that serve graven images, that boast themselves of idols: worship him, all ye gods.
7. Ils sont confus, tous ceux qui servent les images, Qui se font gloire des idoles. Tous les dieux se prosternent devant lui.
7. "Aoka ho menatra izay rehetra manompo sarin-javatra voasokitra, izay miarahaba tena ny amin' ny sampy; miankohofa Aminy ianareo andriamanitra rehetra."
8. Zion heard, and was glad; and the daughters of Judah rejoiced because of thy judgments, O LORD.
8. Sion l`entend et se réjouit, Les filles de Juda sont dans l`allégresse, A cause de tes jugements, ô Éternel!
8. "Nandre Ziona ka nifaly; ary niravoravo ny zanakavavin' i Joda noho ny fitsaranao, Jehovah ô."
9. For thou, LORD, art high above all the earth: thou art exalted far above all gods.
9. Car toi, Éternel! tu es le Très Haut sur toute la terre, Tu es souverainement élevé au-dessus de tous les dieux.
9. "Fa Ianao, Jehovah ô, no Avo Indrindra ambonin' ny tany rehetra; asandratra avo ambonin' ny andriamanitra rehetra Ianao."
10. Ye that love the LORD, hate evil: he preserveth the souls of his saints; he delivereth them out of the hand of the wicked.
10. Vous qui aimez l`Éternel, haïssez le mal! Il garde les âmes de ses fidèles, Il les délivre de la main des méchants.
10. "Ianareo izay tia an' i Jehovah, mankahalà ny ratsy; miaro ny fanahin' ny olony masina Izy; manafaka azy amin' ny tanan' ny ratsy fanahy."
11. Light is sown for the righteous, and gladness for the upright in heart.
11. La lumière est semée pour le juste, Et la joie pour ceux dont le coeur est droit.
11. Ny fahazavana no voafafy ho an' ny marina, ary ny fifaliana ho an' ny mahitsy fo.
12. Rejoice in the LORD, ye righteous; and give thanks at the remembrance of his holiness.
12. Justes, réjouissez-vous en l`Éternel, Et célébrez par vos louanges sa sainteté!
12. Mifalia amin' i Jehovah, ry olo-marina ary misaora amin' ny fahatsiarovana ny fahamasinany.