1. O sing unto the LORD a new song: sing unto the LORD, all the earth.
1. Chantez à l`Éternel un cantique nouveau! Chantez à l`Éternel, vous tous, habitants de la terre!
1. "MIHIRÀ fihiram-baovao ho an' i Jehovah; mihirà ho an' i Jehovah, ry tany rehetra."
2. Sing unto the LORD, bless his name; shew forth his salvation from day to day.
2. Chantez à l`Éternel, bénissez son nom, Annoncez de jour en jour son salut!
2. "Mihirà ho an' i Jehovah, misaora ny anarany; asehoy isan' andro isan' andro ny famonjeny."
3. Declare his glory among the heathen, his wonders among all people.
3. Racontez parmi les nations sa gloire, Parmi tous les peuples ses merveilles!
3. Ambarao any amin' ny jentilisa ny voninahiny, ary amin' ny olona rehetra ny fahagagana ataony.
4. For the LORD is great, and greatly to be praised: he is to be feared above all gods.
4. "Car l`Éternel est grand et très digne de louange, Il est redoutable par-dessus tous les dieux;"
4. Fa lehibe Jehovah ka mendrika hoderaina indrindra sady mahatahotra, fa ambonin' ny andriamanitra rehetra.
5. For all the gods of the nations are idols: but the LORD made the heavens.
5. Car tous les dieux des peuples sont des idoles, Et l`Éternel a fait les cieux.
5. "Fa ny andriamanitry ny firenena rehetra dia sampy; fa Jehovah no nanao ny lanitra."
6. Honour and majesty are before him: strength and beauty are in his sanctuary.
6. La splendeur et la magnificence sont devant sa face, La gloire et la majesté sont dans son sanctuaire.
6. "Haja sy voninahitra no eo anatrehany; hery sy fahatsaran-tarehy no ao amin' ny fitoerany masina."
7. Give unto the LORD, O ye kindreds of the people, give unto the LORD glory and strength.
7. Familles des peuples, rendez à l`Éternel, Rendez à l`Éternel gloire et honneur!
7. Ry fianakavian' ny firenena, manomeza ho an' i Jehovah, manomeza voninahitra sy hery ho an' i Jehovah.
8. Give unto the LORD the glory due unto his name: bring an offering, and come into his courts.
8. Rendez à l`Éternel gloire pour son nom! Apportez des offrandes, et entrez dans ses parvis!
8. "Manomeza an' i Jehovah ny voninahitry ny anarany; mitondrà fanatitra, ka mankanesa eo an-kianjany."
9. O worship the LORD in the beauty of holiness: fear before him, all the earth.
9. Prosternez-vous devant l`Éternel avec des ornements sacrés. Tremblez devant lui, vous tous, habitants de la terre!
9. "Miankohofa eo anatrehan' i Jehovah amin' ny fahatsaran' ny fahamasinana; matahora eo anatrehany, ry tany rehetra."
10. Say among the heathen that the LORD reigneth: the world also shall be established that it shall not be moved: he shall judge the people righteously.
10. "Dites parmi les nations: L`Éternel règne; Aussi le monde est ferme, il ne chancelle pas; L`Éternel juge les peuples avec droiture."
10. "Lazao any amin' ny jentilisa fa manjaka Jehovah; ho voaorina koa izao rehetra izao ka tsy hohetsehina; hitsara ny olona amin' ny fahamarinana izy."
11. Let the heavens rejoice, and let the earth be glad; let the sea roar, and the fulness thereof.
11. Que les cieux se réjouissent, et que la terre soit dans l`allégresse, Que la mer retentisse avec tout ce qu`elle contient,
11. "Aoka hiravoravo ny lanitra, ary ho faly ny tany; aoka hirohondrohona ny ranomasina sy izay rehetra ao aminy."
12. Let the field be joyful, and all that is therein: then shall all the trees of the wood rejoice
12. Que la campagne s`égaie avec tout ce qu`elle renferme, Que tous les arbres des forêts poussent des cris de joie,
12. "Aoka ho faly ny saha sy izay rehetra eo aminy; dia hiravoravo ny hazo rehetra any an' ala"
13. Before the LORD: for he cometh, for he cometh to judge the earth: he shall judge the world with righteousness, and the people with his truth.
13. "Devant l`Éternel! Car il vient, Car il vient pour juger la terre; Il jugera le monde avec justice, Et les peuples selon sa fidélité."
13. "Eo anatrehan' i Jehovah, fa avy Izy; avy Izy hitsara ny tany rehetra; hitsara izao tontolo izao amin' ny hitsiny Izy, ary ny olona amin' ny fahamarinany."