1. O come, let us sing unto the LORD: let us make a joyful noise to the rock of our salvation.
1. Venez, chantons avec allégresse à l`Éternel! Poussons des cris de joie vers le rocher de notre salut.
1. "AVIA, aoka isika hihira ho an' i Jehovah; aoka isika hanao hira fifaliana ho an' ny Vatolampy famonjena antsika."
2. Let us come before his presence with thanksgiving, and make a joyful noise unto him with psalms.
2. Allons au-devant de lui avec des louanges, Faisons retentir des cantiques en son honneur!
2. Aoka isika hankeo anatrehany amin' ny fisaorana, ary hanao feo fifaliana ho Azy amin' ny salamo.
3. For the LORD is a great God, and a great King above all gods.
3. Car l`Éternel est un grand Dieu, Il est un grand roi au-dessus de tous les dieux.
3. Fa Andriamanitra lehibe Jehovah, ary Mpanjaka lehibe ambonin' ny andriamanitra rehetra.
4. In his hand are the deep places of the earth: the strength of the hills is his also.
4. Il tient dans sa main les profondeurs de la terre, Et les sommets des montagnes sont à lui.
4. "Eo an-tanany ny fitoerana lalin' ny tany; azy koa ny herin' ny havoana."
5. The sea is his, and he made it: and his hands formed the dry land.
5. "La mer est à lui, c`est lui qui l`a faite; La terre aussi, ses mains l`ont formée."
5. "Azy ny ranomasina, fa Izy no nanao azy; ary ny tany maina dia noforonin' ny tanany."
6. O come, let us worship and bow down: let us kneel before the LORD our maker.
6. Venez, prosternons-nous et humilions-nous, Fléchissons le genou devant l`Éternel, notre créateur!
6. "Avia, aoka isika hiondrika sy hiankohoka; aoka isika handohalika eo anatrehan' i Jehovah Mpanao antsika."
7. For he is our God; and we are the people of his pasture, and the sheep of his hand. To day if ye will hear his voice,
7. Car il est notre Dieu, Et nous sommes le peuple de son pâturage, Le troupeau que sa main conduit... Oh! si vous pouviez écouter aujourd`hui sa voix!
7. "Fa Izy no Andriamanitsika; ary olona fiandriny sy ondry tandremany isika. Raha hihaino ny feony ianareo anio,"
8. Harden not your heart, as in the provocation, and as in the day of temptation in the wilderness:
8. N`endurcissez pas votre coeur, comme à Meriba, Comme à la journée de Massa, dans le désert,
8. Aza manamafy ny fonareo, tahaka ny tamin' ny andro fahatezerana, ary tahaka ny tamin' ny andron' ny fakam-panahy tany an' efitra.
9. When your fathers tempted me, proved me, and saw my work.
9. Où vos pères me tentèrent, M`éprouvèrent, quoiqu`ils vissent mes oeuvres.
9. Raha naka fanahy Ahy ny razanareo sy nizaha toetra ahy, ary nahita ny asako.
10. Forty years long was I grieved with this generation, and said, It is a people that do err in their heart, and they have not known my ways:
10. "Pendant quarante ans j`eus cette race en dégoût, Et je dis: C`est un peuple dont le coeur est égaré; Ils ne connaissent pas mes voies."
10. Nahatonga alahelo tamiko nandritra ny efapolo taona io taranaka io ka hoy Aho: Olona maniasia amin' ny fony izy, ary tsy mahalala ny lalako.
11. Unto whom I sware in my wrath that they should not enter into my rest.
11. Aussi je jurai dans ma colère: Ils n`entreront pas dans mon repos!
11. Ka dia nianiana tamin' ny fahatezerako Aho fa tsy hiditra amin' ny fitsaharako izy ireo.
<
>