1. O Lord God, to whom vengeance belongeth; O God, to whom vengeance belongeth, shew thyself.
1. Dieu des vengeances, Éternel! Dieu des vengeances, parais!
1. JEHOVAH Andriamanitra, izay manana ny famaliana ô, Andriamanitra, izay manana ny famaliana ô, misehoa ianao.
2. Lift up thyself, thou judge of the earth: render a reward to the proud.
2. Lève-toi, juge de la terre! Rends aux superbes selon leurs oeuvres!
2. "Misandrata Ianao, ry Mpitsara ny tany; mamalia ny mpiavonavona,"
3. LORD, how long shall the wicked, how long shall the wicked triumph?
3. Jusques à quand les méchants, ô Éternel! Jusques à quand les méchants triompheront-ils?
3. Mandra-pahoviana ny ratsy fanahy, Jehovah ô, mandra-pahoviana no handresy ny ratsy fanahy?
4. How long shall they utter and speak hard things? and all the workers of iniquity boast themselves?
4. "Ils discourent, ils parlent avec arrogance; Tous ceux qui font le mal se glorifient."
4. Mandra-pahoviana no hirezadrezatra sy hanambara teny mafy izy ireo? Ary hirehareha ny mpanao heloka rehetra?
5. They break in pieces thy people, O LORD, and afflict thine heritage.
5. "Éternel! ils écrasent ton peuple, Ils oppriment ton héritage;"
5. Torotoroiny ny olonao, Jehovah ô, ary ampahoriany ny lovanao.
6. They slay the widow and the stranger, and murder the fatherless.
6. Ils égorgent la veuve et l`étranger, Ils assassinent les orphelins.
6. Vonoiny ny mpitondratena sy ny vahiny ary matiny ny kamboty.
7. Yet they say, The LORD shall not see, neither shall the God of Jacob regard it.
7. Et ils disent: L`Éternel ne regarde pas, Le Dieu de Jacob ne fait pas attention!
7. Fa hoy izy: Tsy hijery Jehovah, ary tsy handinika Andriamanitr' i Jakoba.
8. Understand, ye brutish among the people: and ye fools, when will ye be wise?
8. Prenez-y garde, hommes stupides! Insensés, quand serez-vous sages?
8. "Mahalalà ianareo olona ketrina; ary ianareo adala, rahoviana re no mba ho hendry ianareo?"
9. He that planted the ear, shall he not hear? he that formed the eye, shall he not see?
9. Celui qui a planté l`oreille n`entendrait-il pas? Celui qui a formé l`oeil ne verrait-il pas?
9. Ny mpanao ny sofina va tsy handre? Ny Mpanao ny maso va tsy hahita?
10. He that chastiseth the heathen, shall not he correct? he that teacheth man knowledge, shall not he know?
10. Celui qui châtie les nations ne punirait-il point, Lui qui donne à l`homme l`intelligence?
10. Ny Mpanafay ny jentilisa va tsy hanitsy? Ny mpampianatra fahalalana ny olona va tsy hahafantatra?
11. The LORD knoweth the thoughts of man, that they are vanity.
11. L`Éternel connaît les pensées de l`homme, Il sait qu`elles sont vaines.
11. Mahalala ny hevitry ny olona Jehovah, fa zava-poana izany.
12. Blessed is the man whom thou chastenest, O LORD, and teachest him out of thy law;
12. Heureux l`homme que tu châties, ô Éternel! Et que tu instruis par ta loi,
12. Sambatra ny olona izay anarinao, Jehovah ô, sady ampianarinao avy amin' ny lalànao,
13. That thou mayest give him rest from the days of adversity, until the pit be digged for the wicked.
13. Pour le calmer aux jours du malheur, Jusqu`à ce que la fosse soit creusée pour le méchant!
13. Mba homenao fitsaharana amin' ny andro fahoriana izy, mandra-pihady lavaka ho an' ny ratsy fanahy.
14. For the LORD will not cast off his people, neither will he forsake his inheritance.
14. "Car l`Éternel ne délaisse pas son peuple, Il n`abandonne pas son héritage;"
14. Fa tsy mba hanary ny olony Jehovah, na hahafoy ny lovany.
15. But judgment shall return unto righteousness: and all the upright in heart shall follow it.
15. Car le jugement sera conforme à la justice, Et tous ceux dont le coeur est droit l`approuveront.
15. "Fa hiverina ho amin' ny fahamarinana ny fitsarana; ary hanaraka izany ny mahitsy fo rehetra."
16. Who will rise up for me against the evildoers? or who will stand up for me against the workers of iniquity?
16. Qui se lèvera pour moi contre les méchants? Qui me soutiendra contre ceux qui font le mal?
16. Iza no hitsangana ho ahy hanohitra ny mpanao ratsy? Na iza no hitsangana ho ahy hanohitra ny mpanao heloka?
17. Unless the LORD had been my help, my soul had almost dwelt in silence.
17. Si l`Éternel n`était pas mon secours, Mon âme serait bien vite dans la demeure du silence.
17. Raha tsy Jehovah no Mpanampy ahy, dia efa saiky nitoetra tao amin' ny mangingina ny fanahiko.
18. When I said, My foot slippeth; thy mercy, O LORD, held me up.
18. Quand je dis: Mon pied chancelle! Ta bonté, ô Éternel! me sert d`appui.
18. Fony aho nanao hoe: Mibolasitra ny tongotro, dia ny famindramponao no nanohana ahy, Jehovah ô.
19. In the multitude of my thoughts within me thy comforts delight my soul.
19. Quand les pensées s`agitent en foule au dedans de moi, Tes consolations réjouissent mon âme.
19. Amin' ny hamaroan' ny eritreritro ato anatiko dia ny fampiononanao no mampiravo ny fanahiko.
20. Shall the throne of iniquity have fellowship with thee, which frameth mischief by a law?
20. Les méchants te feraient-ils siéger sur leur trône, Eux qui forment des desseins iniques en dépit de la loi?
20. Hikambana aminao va ny sezafiandrianan' ny ratsy fanahy, izay misaina fampahoriana araka ny lalàna?
21. They gather themselves together against the soul of the righteous, and condemn the innocent blood.
21. Ils se rassemblent contre la vie du juste, Et ils condamnent le sang innocent.
21. Manao andiany hamely ny fanahin' ny marina ireo ka manameloka ny rà marina.
22. But the LORD is my defence; and my God is the rock of my refuge.
22. Mais l`Éternel est ma retraite, Mon Dieu est le rocher de mon refuge.
22. "Fa fiarovana avo ho ahy Jehovah; ary Andriamanitro dia Vatolampy fialofako."
23. And he shall bring upon them their own iniquity, and shall cut them off in their own wickedness; yea, the LORD our God shall cut them off.
23. "Il fera retomber sur eux leur iniquité, Il les anéantira par leur méchanceté; L`Éternel, notre Dieu, les anéantira."
23. "Ary ampanodiaviny azy ireo ny helony ka haringany noho ny faharatsiany izy; eny, haringan' i Jehovah Andriamanitsika izy."
<
>