1. In Judah is God known: his name is great in Israel.
1. (76:1) Au chef des chantres. Avec instruments à cordes. Psaume d`Asaph. Cantique. (76:2) Dieu est connu en Juda, Son nom est grand en Israël.
1. "[Ho an' ny mpiventy hira momba ny Neginoth. Salamo na hira nataon' i Asafa.] ANDRIAMANITRA dia fantatra eo amin' ny Joda, malaza amin' ny Isiraely ny anarany;"
2. In Salem also is his tabernacle, and his dwelling place in Zion.
2. (76:3) Sa tente est à Salem, Et sa demeure à Sion.
2. Ao Salema ihany koa ny tabernakeliny, ary ao Ziona ny fonenany.
3. There brake he the arrows of the bow, the shield, and the sword, and the battle. Selah.
3. (76:4) C`est là qu`il a brisé les flèches, Le bouclier, l`épée et les armes de guerre. -Pause.
3. Teo no nanapatapahany ny zana-tsipìka manelatra sy ny ampinga sy ny sabatra ary ny fiadiana.[Sela.]
4. Thou art more glorious and excellent than the mountains of prey.
4. (76:5) Tu es plus majestueux, plus puissant Que les montagnes des ravisseurs.
4. Mamirapiratra Ianao sady be voninahitra noho ny tendrombohitra fitohana.
5. The stouthearted are spoiled, they have slept their sleep: and none of the men of might have found their hands.
5. "(76:6) Ils ont été dépouillés, ces héros pleins de courage, Ils se sont endormis de leur dernier sommeil; Ils n`ont pas su se défendre, tous ces vaillants hommes."
5. "Voababo ny mahery; renoky ny torimasony izy ary samy ankona ny tanan' ny olo-mahery rehetra."
6. At thy rebuke, O God of Jacob, both the chariot and horse are cast into a dead sleep.
6. (76:7) A ta menace, Dieu de Jacob! Ils se sont endormis, cavaliers et chevaux.
6. Noho ny teny mafy nataonao, ry Andriamanitr' i Jakoba, dia sondrian-tory ny kalesy sy ny soavaly.
7. Thou, even thou, art to be feared: and who may stand in thy sight when once thou art angry?
7. (76:8) Tu es redoutable, ô toi! Qui peut te résister, quand ta colère éclate?
7. "Ianao, eny Ianao no mahatahotra; ary iza no mahajanona eo anatrehanao rehefa miseho ny fahatezeranao?"
8. Thou didst cause judgment to be heard from heaven; the earth feared, and was still,
8. "(76:9) Du haut des cieux tu as proclamé la sentence; La terre effrayée s`est tenue tranquille,"
8. Avy any an-danitra no nampandrenesanao fitsarana. Raiki-tahotra ny tany ka sina,
9. When God arose to judgment, to save all the meek of the earth. Selah.
9. (76:10) Lorsque Dieu s`est levé pour faire justice, Pour sauver tous les malheureux de la terre. -Pause.
9. Raha nitsangana hitsara Andriamanitra mba hamonjy ny mpandefitra rehetra ambonin' ny tany.[Sela.]
10. Surely the wrath of man shall praise thee: the remainder of wrath shalt thou restrain.
10. (76:11) L`homme te célèbre même dans sa fureur, Quand tu te revêts de tout ton courroux.
10. Fa ny fahatezeran' ny olona hidera Anao tokoa. Ny fahatezerana sisa dia hofehezinao.
11. Vow, and pay unto the LORD your God: let all that be round about him bring presents unto him that ought to be feared.
11. (76:12) Faites des voeux à l`Éternel, votre Dieu, et accomplissez-les! Que tous ceux qui l`environnent apportent des dons au Dieu terrible!
11. "Mivoadia, ka efao ny voadinareo amin' i Jehovah Andriamanitrareo; aoka izay rehetra manodidina Azy hitondra fanatitra ho an' Izay tokony hatahorana."
12. He shall cut off the spirit of princes: he is terrible to the kings of the earth.
12. (76:13) Il abat l`orgueil des princes, Il est redoutable aux rois de la terre.
12. "Hotapahiny ny reharehan' ny mpanapaka; tahotry ny mpanjakan' ny tany Izy."