1. Unto thee, O God, do we give thanks, unto thee do we give thanks: for that thy name is near thy wondrous works declare.
1. "(75:1) Au chef des chantres. <<Ne détruits pas.>> Psaume d`Asaph. Cantique. (75:2) Nous te louons, ô Dieu! nous te louons; Ton nom est dans nos bouches; Nous publions tes merveilles."
1. "[Ho an' ny mpiventy hira. Al-tasheth. Salamo na hira nataon' i Asafa.] Isaoranay tokoa ianao, Andriamanitra ô, isaoranay tokoa Ianao; fa akaiky ny anaranao, ka voambara ny asanao mahagaga."
2. When I shall receive the congregation I will judge uprightly.
2. (75:3) Au temps que j`aurai fixé, Je jugerai avec droiture.
2. "Rehefa handray ny fiangonana aho, dia hitsara marina;"
3. The earth and all the inhabitants thereof are dissolved: I bear up the pillars of it. Selah.
3. (75:4) La terre tremble avec tous ceux qui l`habitent: Moi, j`affermis ses colonnes. -Pause.
3. "Rava ny tany sy ny mponina rehetra ao aminy; fa Izaho no manorina ny andriny.[Sela.]"
4. I said unto the fools, Deal not foolishly: and to the wicked, Lift not up the horn:
4. (75:5) Je dis à ceux qui se glorifient: Ne vous glorifiez pas! Et aux méchants: N`élevez pas la tête!
4. "Hoy aho tamin' ny adala: Aza manao adaladala; ary tamin' ny ratsy fanahy: Aza manandra-tandroka."
5. Lift not up your horn on high: speak not with a stiff neck.
5. (75:6) N`élevez pas si haut votre tête, Ne parlez pas avec tant d`arrogance!
5. "Aza manandratra ny tandrokareo ho avo; ary aza miteny amin' ny fahamafisan-katoka."
6. For promotion cometh neither from the east, nor from the west, nor from the south.
6. (75:7) Car ce n`est ni de l`orient, ni de l`occident, Ni du désert, que vient l`élévation.
6. Fa tsy avy any atsinanana, na avy any andrefana, na avy any atsimo ny fisandratana.
7. But God is the judge: he putteth down one, and setteth up another.
7. (75:8) Mais Dieu est celui qui juge: Il abaisse l`un, et il élève l`autre.
7. "Fa Andriamanitra no Mpitsara; mampietry ny anankiray Izy ary manandratra ny anankiray kosa."
8. For in the hand of the LORD there is a cup, and the wine is red; it is full of mixture; and he poureth out of the same: but the dregs thereof, all the wicked of the earth shall wring them out, and drink them.
8. (75:9) Il y a dans la main de l`Éternel une coupe, Où fermente un vin plein de mélange, Et il en verse: Tous les méchants de la terre sucent, boivent jusqu`à la lie.
8. "Fa misy kapoaka eny an-tanan' i Jehovah, ary misy divay mena feno zava-miharoharo, ka ararany izany; ny ratsy fanahy rehetra amin' ny tany hitroka ny faikany ary hisotro izany."
9. But I will declare for ever; I will sing praises to the God of Jacob.
9. "(75:10) Je publierai ces choses à jamais; Je chanterai en l`honneur du Dieu de Jacob. -"
9. "Fa hanambara mandrakizay aho; hihira fankalazana ny Andriamanitr' i Jakoba aho."
10. All the horns of the wicked also will I cut off; but the horns of the righteous shall be exalted.
10. "(75:11) Et j`abattrai toutes les forces des méchants; Les forces du juste seront élevées."
10. "Ny tandroky ny ratsy fanahy rehetra koa hotapahiko; fa ny tandroky ny marina kosa hasandratra."
<
>