1. I cried unto God with my voice, even unto God with my voice; and he gave ear unto me.
1. "(77:1) Au chef des chantres. D`après Jeduthun. Psaume d`Asaph. (77:2) Ma voix s`élève à Dieu, et je crie; Ma voix s`élève à Dieu, et il m`écoutera."
1. [Ho an' ny mpiventy hira. Al-jedotona. Salamo nataon' i Asafa.] Ny feoko no nitarainako tamin' Andriamanitra, eny, nankany amin' Andriamanitra ny feoko, ka nihaino ahy Izy.
2. In the day of my trouble I sought the Lord: my sore ran in the night, and ceased not: my soul refused to be comforted.
2. "(77:3) Au jour de ma détresse, je cherche le Seigneur; La nuit, mes mains sont étendues sans se lasser; Mon âme refuse toute consolation."
2. "Tamin'ny andro fahoriako no nitadiavako ny Tompo; nitohy nandritra ny alina ny fanaintainako ka tsy nitsahatra; ary tsy nety nampiononina ny fanahiko."
3. I remembered God, and was troubled: I complained, and my spirit was overwhelmed. Selah.
3. "(77:4) Je me souviens de Dieu, et je gémis; Je médite, et mon esprit est abattu. -Pause."
3. "Nahatsiaro an' Andriamanitra aho, ka dia ory; nitaraina aho, ka dia reraka ny fanahiko.[Sela.]"
4. Thou holdest mine eyes waking: I am so troubled that I cannot speak.
4. "(77:5) Tu tiens mes paupières en éveil; Et, dans mon trouble, je ne puis parler."
4. "Mampiari-tory ny masoko Ianao; Mitebiteby loatra aho ka tsy mahateny."
5. I have considered the days of old, the years of ancient times.
5. (77:6) Je pense aux jours anciens, Aux années d`autrefois.
5. Mihevitra ny andro fahiny aho, dia ny taon-dasa ela.
6. I call to remembrance my song in the night: I commune with mine own heart: and my spirit made diligent search.
6. (77:7) Je pense à mes cantiques pendant la nuit, Je fais des réflexions au dedans de mon coeur, Et mon esprit médite.
6. "Mahatsiaro ny hirako amin' ny alina aho; midinidinika amin' ny foko aho; ary ny fanahiko mandinika fatratra."
7. Will the Lord cast off for ever? and will he be favourable no more?
7. (77:8) Le Seigneur rejettera-t-il pour toujours? Ne sera-t-il plus favorable?
7. Hanary mandrakizay va ny Tompo? Ary tsy hankasitraka intsony va Izy?
8. Is his mercy clean gone for ever? doth his promise fail for evermore?
8. (77:9) Sa bonté est-elle à jamais épuisée? Sa parole est-elle anéantie pour l`éternité?
8. Efa nitsahatra mandrakizay va ny famindrampony? efa tsy mahomby mandrakizay va ny tenifikasany?
9. Hath God forgotten to be gracious? hath he in anger shut up his tender mercies? Selah.
9. (77:10) Dieu a-t-il oublié d`avoir compassion? A-t-il, dans sa colère, retiré sa miséricorde? -Pause.
9. "Efa nanadino hamindra fo va Andriamanitra? Efa nohidiany an-katezerana va ny fiantrany?
10. And I said, This is my infirmity: but I will remember the years of the right hand of the most High.
10. (77:11) Je dis: Ce qui fait ma souffrance, C`est que la droite du Très Haut n`est plus la même...
10. Ary hoy aho: Izao no mahararirary ny foko: Hotsaroako ny taonan' ny tanana ankavanan' ny Avo Indrindra.
11. I will remember the works of the LORD: surely I will remember thy wonders of old.
11. "(77:12) Je rappellerai les oeuvres de l`Éternel, Car je me souviens de tes merveilles d`autrefois;"
11. Hotsaroako ny asan' i Jehovah, hahatsiaro tokoa ny asanao fony taloha aho.
12. I will meditate also of all thy work, and talk of thy doings.
12. (77:13) Je parlerai de toutes tes oeuvres, Je raconterai tes hauts faits.
12. Hisaina ny asanao rehetra koa aho, ary hiresaka izay nataonao.
13. Thy way, O God, is in the sanctuary: who is so great a God as our God?
13. "(77:14) O Dieu! tes voies sont saintes; Quel dieu est grand comme Dieu?"
13. "Andriamanitra ô, ao amin' ny fitoerana masina ny lalanao; iza no Andriamanitra lehibe tahaka an' Andriamanitsika?"
14. Thou art the God that doest wonders: thou hast declared thy strength among the people.
14. "(77:15) Tu es le Dieu qui fait des prodiges; Tu as manifesté parmi les peuples ta puissance."
14. "Ianao no Andriamanitra Izay manao fahagagana; efa nanambara ny herinao teny amin' ny olona Ianao."
15. Thou hast with thine arm redeemed thy people, the sons of Jacob and Joseph. Selah.
15. (77:16) Par ton bras tu as délivré ton peuple, Les fils de Jacob et de Joseph. -Pause.
15. Navotanao tamin' ny sandrinao ny olonao, dia ny taranak' i Jakoba sy Josefa. [Sela.]
16. The waters saw thee, O God, the waters saw thee; they were afraid: the depths also were troubled.
16. "(77:17) Les eaux t`ont vu, ô Dieu! Les eaux t`ont vu, elles ont tremblé; Les abîmes se sont émus."
16. "Ny rano be nahita Anao, Andriamanitra ô; ny rano be nahita Anao ka toran-kovitra; eny, nanonjanonja ny lalina."
17. The clouds poured out water: the skies sent out a sound: thine arrows also went abroad.
17. (77:18) Les nuages versèrent de l`eau par torrents, Le tonnerre retentit dans les nues, Et tes flèches volèrent de toutes parts.
17. "Nandatsaka ranonorana ny rahona; nikotrokotroka ny lanitra; nifanaretsaka koa ny zana-tsipìkanao."
18. The voice of thy thunder was in the heaven: the lightnings lightened the world: the earth trembled and shook.
18. "(77:19) Ton tonnerre éclata dans le tourbillon, Les éclairs illuminèrent le monde; La terre s`émut et trembla."
18. "Ny feon' ny kotrokao dia teny amin' ny habakabaka; nahazava izao rehetra izao ny helatra; nihovitrovitra sy nihorohoro ny tany."
19. Thy way is in the sea, and thy path in the great waters, and thy footsteps are not known.
19. (77:20) Tu te frayas un chemin par la mer, Un sentier par les grandes eaux, Et tes traces ne furent plus reconnues.
19. Any amin' ny ranomasina ny lalanao, ary ny alehanao dia any amin' ny rano mandriaka, ka tsy fantatra ny dian-tongotrao.
20. Thou leddest thy people like a flock by the hand of Moses and Aaron.
20. (77:21) Tu as conduit ton peuple comme un troupeau, Par la main de Moïse et d`Aaron.
20. Ny tanan' i Mosesy sy Arona no nitondranao ny olonao toy ny ondry.