1. The LORD is my light and my salvation; whom shall I fear? the LORD is the strength of my life; of whom shall I be afraid?
1. De David. L`Éternel est ma lumière et mon salut: De qui aurais-je crainte? L`Éternel est le soutien de ma vie: De qui aurais-je peur?
1. "[Salamo nataon' i Davida.] JEHOVAH no fahazavako sy famonjena ahy; iza no hatahorako? Jehovah no hery ho an' ny aiko; iza no hatahorako?"
2. When the wicked, even mine enemies and my foes, came upon me to eat up my flesh, they stumbled and fell.
2. Quand des méchants s`avancent contre moi, Pour dévorer ma chair, Ce sont mes persécuteurs et mes ennemis Qui chancellent et tombent.
2. Raha manatona ahy hihinana ny nofoko ny ratsy fanahy, izay fahavaloko sy rafilahiko, dia tafintohina sy lavo izy ireo.
3. Though an host should encamp against me, my heart shall not fear: though war should rise against me, in this will I be confident.
3. "Si une armée se campait contre moi, Mon coeur n`aurait aucune crainte; Si une guerre s`élevait contre moi, Je serais malgré cela plein de confiance."
3. "Na dia misy antokony mitoby hiady amiko aza, tsy hatahotra ny foko; na dia misy ady mihatra amiko aza, dia hatoky ihany aho."
4. One thing have I desired of the LORD, that will I seek after; that I may dwell in the house of the LORD all the days of my life, to behold the beauty of the LORD, and to enquire in his temple.
4. Je demande à l`Éternel une chose, que je désire ardemment: Je voudrais habiter toute ma vie dans la maison de l`Éternel, Pour contempler la magnificence de l`Éternel Et pour admirer son temple.
4. Zavatra iray no niriko tamin' i Jehovah, izany no hotadiaviko, dia ny hitoetra ao an-tranon' i Jehovah amin' ny andro rehetra hiainako, mba ho faly mijery ny fahatsaran' i Jehovah sy mandinika ao amin' ny tempoliny.
5. For in the time of trouble he shall hide me in his pavilion: in the secret of his tabernacle shall he hide me; he shall set me up upon a rock.
5. "Car il me protégera dans son tabernacle au jour du malheur, Il me cachera sous l`abri de sa tente; Il m`élèvera sur un rocher."
5. "Fa hanafina ahy ao an-trano fialofany amin' ny andro fahoriana Izy; hampiery ahy ao amin' ny fierena ao an-dainy Izy; hanandratra ahy ho eny ambony vatolampy Izy."
6. And now shall mine head be lifted up above mine enemies round about me: therefore will I offer in his tabernacle sacrifices of joy; I will sing, yea, I will sing praises unto the LORD.
6. "Et déjà ma tête s`élève sur mes ennemis qui m`entourent; J`offrirai des sacrifices dans sa tente, au son de la trompette; Je chanterai, je célébrerai l`Éternel."
6. "Koa dia hisandratra ambonin' ny fahavaloko manodidina ahy ny lohako, ka hanatitra fanati-pifaliana ao an-dainy aho; hihira, eny,hihira fiderana ho an' i Jehovah aho."
7. Hear, O LORD, when I cry with my voice: have mercy also upon me, and answer me.
7. Éternel! écoute ma voix, je t`invoque: Aie pitié de moi et exauce-moi!
7. "Mihainoa, Jehovah ô, rehefa mitaraina amin' ny feoko aho; mamindrà fo amiko, ka valio aho."
8. When thou saidst, Seek ye my face; my heart said unto thee, Thy face, LORD, will I seek.
8. Mon coeur dit de ta part: Cherchez ma face! Je cherche ta face, ô Éternel!
8. "Raha hoy Ianao: Tadiavonareo ny tavako; dia hoy ny navalin' ny foko: Ny tavanao no tadiaviko, Jehovah ô."
9. Hide not thy face far from me; put not thy servant away in anger: thou hast been my help; leave me not, neither forsake me, O God of my salvation.
9. Ne me cache point ta face, Ne repousse pas avec colère ton serviteur! Tu es mon secours, ne me laisse pas, ne m`abandonne pas, Dieu de mon salut!
9. "Aza manafina lavitra ny tavanao amiko; aza mandroaka ny mpanomponao an-katezerana; efa famonjena ahy Ianao; aza manary na mahafoy ahy, ry Andriamanitry ny famonjena ahy."
10. When my father and my mother forsake me, then the LORD will take me up.
10. Car mon père et ma mère m`abandonnent, Mais l`Éternel me recueillera.
10. Rehefa mahafoy ahy ny raiko aman-dreniko, dia horaisin' i Jehovah kosa aho.
11. Teach me thy way, O LORD, and lead me in a plain path, because of mine enemies.
11. Éternel! enseigne-moi ta voie, Conduis-moi dans le sentier de la droiture, A cause de mes ennemis.
11. "Ampianaro ny lalanao aho, Jehovah ô; ary tariho amin' ny lalana marina aho noho ny fahavaloko."
12. Deliver me not over unto the will of mine enemies: for false witnesses are risen up against me, and such as breathe out cruelty.
12. Ne me livre pas au bon plaisir de mes adversaires, Car il s`élève contre moi de faux témoins Et des gens qui ne respirent que la violence.
12. "Aza manolotra ahy ho amin' ny sitrapon' ny fahavaloko; fa vavolombelona mandainga sy mifofofofo loza no mitsangana hanohitra ahy."
13. I had fainted, unless I had believed to see the goodness of the LORD in the land of the living.
13. Oh! si je n`étais pas sûr de voir la bonté de l`Éternel Sur la terre des vivants!...
13. Reraka aho, raha tsy nanantena hahita ny fahatsaran' i Jehovah eo amin' ny tanin' ny velona.
14. Wait on the LORD: be of good courage, and he shall strengthen thine heart: wait, I say, on the LORD.
14. Espère en l`Éternel! Fortifie-toi et que ton coeur s`affermisse! Espère en l`Éternel!
14. "Miandrasa an' i Jehovah: mahereza, dia hampahery ny fonao Izy; hoy aho: Miandrasa an' i Jehovah."
<
>