1. Judge me, O LORD; for I have walked in mine integrity: I have trusted also in the LORD; therefore I shall not slide.
1. De David. Rends-moi justice, Éternel! car je marche dans l`intégrité, Je me confie en l`Éternel, je ne chancelle pas.
1. "[Salamo nataon' i Davida.] TSARAO aho, Jehovah ô, fa nandeha tamin' ny tsy fananako tsiny aho; Jehovah koa no nitokiako, ka tsy hibolisatra aho."
2. Examine me, O LORD, and prove me; try my reins and my heart.
2. "Sonde-moi, Éternel! éprouve-moi, Fais passer au creuset mes reins et mon coeur;"
2. "Diniho aho, Jehovah ô, ka fantaro; izahao toetra ny voako sy ny foko."
3. For thy lovingkindness is before mine eyes: and I have walked in thy truth.
3. Car ta grâce est devant mes yeux, Et je marche dans ta vérité.
3. "Fa ny indrafonao no teo anoloan' ny masoko; ary nandeha tamin' ny fahamarinanao aho."
4. I have not sat with vain persons, neither will I go in with dissemblers.
4. "Je ne m`assieds pas avec les hommes faux, Je ne vais pas avec les gens dissimulés;"
4. Tsy mba niara-nipetraka tamin' ny olom-poana aho, na hiara-mandeha amin' ny olom-petsy.
5. I have hated the congregation of evil doers; and will not sit with the wicked.
5. Je hais l`assemblée de ceux qui font le mal, Je ne m`assieds pas avec les méchants.
5. "Halako ny fiangonan' ny mpanao ratsy; ary tsy hiara-mipetraka amin' ny ratsy fanahy aho."
6. I will wash mine hands in innocency: so will I compass thine altar, O LORD:
6. Je lave mes mains dans l`innocence, Et je vais autour de ton autel, ô Éternel!
6. Hanasa ny tanako noho ny fahamarinako aho, ka hanodidina ny alitaranao aho, Jehovah ô,
7. That I may publish with the voice of thanksgiving, and tell of all thy wondrous works.
7. Pour éclater en actions de grâces, Et raconter toutes tes merveilles.
7. Mba hanambara amin' ny feo fiderana ka hilaza ny asanao mahagaga rehetra.
8. LORD, I have loved the habitation of thy house, and the place where thine honour dwelleth.
8. Éternel! j`aime le séjour de ta maison, Le lieu où ta gloire habite.
8. Jehovah ô, tiako ny trano itoeranao, dia ny toerana onenan' ny voninahitrao.
9. Gather not my soul with sinners, nor my life with bloody men:
9. N`enlève pas mon âme avec les pécheurs, Ma vie avec les hommes de sang,
9. Aza manangona ny fanahiko hiara-maty amin' ny mpanota, na ny aiko amin' ny mpandatsa-dra,
10. In whose hands is mischief, and their right hand is full of bribes.
10. Dont les mains sont criminelles Et la droite pleine de présents!
10. Izay misy fitaka eny an-tanany, ary feno kolikoly ny tanany ankavanana.
11. But as for me, I will walk in mine integrity: redeem me, and be merciful unto me.
11. "Moi, je marche dans l`intégrité; Délivre-moi et aie pitié de moi!"
11. "Fa izaho kosa dia handeha amin' ny tsy fananako tsiny; avoty aho ary mamindrà fo amiko."
12. My foot standeth in an even place: in the congregations will I bless the LORD.
12. Mon pied est ferme dans la droiture: Je bénirai l`Éternel dans les assemblées.
12. "Ny tongotro mijoro eo amin' ny tany marina; eo am-piangonana no isaorako an' i Jehovah."
<
>