1. The LORD is my shepherd; I shall not want.
1. Cantique de David. L`Éternel est mon berger: je ne manquerai de rien.
1. [Salamo nataon' i Davida.] JEHOVAH no Mpiandry ahy, tsy hanan-java-mahory aho.
2. He maketh me to lie down in green pastures: he leadeth me beside the still waters.
2. Il me fait reposer dans de verts pâturages, Il me dirige près des eaux paisibles.
2. "Mampandry ahy amin' ny ahi-maitso Izy; mitondra ahy eo amoron' ny rano tony Izy."
3. He restoreth my soul: he leadeth me in the paths of righteousness for his name's sake.
3. Il restaure mon âme, Il me conduit dans les sentiers de la justice, A cause de son nom.
3. "Manarina indray ny fanahiko Izy; mitarika ahy amin' ny lalan' ny fahamarinana noho ny anarany Izy."
4. Yea, though I walk through the valley of the shadow of death, I will fear no evil: for thou art with me; thy rod and thy staff they comfort me.
4. Quand je marche dans la vallée de l`ombre de la mort, Je ne crains aucun mal, car tu es avec moi: Ta houlette et ton bâton me rassurent.
4. "Eny, na dia mandeha mamaky ny lohasaha aloky ny fahafatesana aza aho, dia tsy hatahotra ny loza aho, fa Ianao no amiko; ny tsorakazonao sy ny tehinao no mampionona ahy."
5. Thou preparest a table before me in the presence of mine enemies: thou anointest my head with oil; my cup runneth over.
5. "Tu dresses devant moi une table, En face de mes adversaires; Tu oins d`huile ma tête, Et ma coupe déborde."
5. "Mamelatra latabatra eo anoloako eo imason' ny fahavaloko Ianao; manosotra diloilo ny lohako Ianao. Ny kapoakako dia feno mihoatra."
6. Surely goodness and mercy shall follow me all the days of my life: and I will dwell in the house of the LORD for ever.
6. Oui, le bonheur et la grâce m`accompagneront Tous les jours de ma vie, Et j`habiterai dans la maison de l`Éternel Jusqu`à la fin de mes jours.
6. "Eny tokoa, fahatsarana sy famindrampo no hanaraka ahy amin' ny andro rehetra hiainako; dia hitoetra ao an-tranon' i Jehovah mandrakizay aho."
<
>