1. My God, my God, why hast thou forsaken me? why art thou so far from helping me, and from the words of my roaring?
1. (22:1) Au chef des chantres. Sur <<Biche de l`aurore>>. Psaume de David. (22:2) Mon Dieu! mon Dieu! pourquoi m`as-tu abandonné, Et t`éloignes-tu sans me secourir, sans écouter mes plaintes?
1. [Ho an' ny mpiventy hira. Aleieleth-hasahara. Salamo nataon' i Davida.] ANDRIAMANITRO ô, Andriamanitro ô, nahoana no dia mahafoy ahy Ianao? Nahoana Ianao no lavitra ny famonjena ahy sy ny tenin' ny fitarainako?
2. O my God, I cry in the day time, but thou hearest not; and in the night season, and am not silent.
2. "(22:3) Mon Dieu! je crie le jour, et tu ne réponds pas; La nuit, et je n`ai point de repos."
2. "Andriamanitro ô, miantso aho nony andro, nefa tsy mihaino Ianao; ary nony alina, sady tsy mangina aho."
3. But thou art holy, O thou that inhabitest the praises of Israel.
3. (22:4) Pourtant tu es le Saint, Tu sièges au milieu des louanges d`Israël.
3. Kanefa masina Ianao ry monina eo amin' ny fideran' ny Isiraely.
4. Our fathers trusted in thee: they trusted, and thou didst deliver them.
4. "(22:5) En toi se confiaient nos pères; Ils se confiaient, et tu les délivrais."
4. "Ianao no nitokian' ny razanay; natoky izy ireo, ka nanafaka azy ianao."
5. They cried unto thee, and were delivered: they trusted in thee, and were not confounded.
5. "(22:6) Ils criaient à toi, et ils étaient sauvés; Ils se confiaient en toi, et ils n`étaient point confus."
5. Ianao no nitarainany, ka afaka izy ireo. Ianao no nitokiany ka tsy very hevitra izy.
6. But I am a worm, and no man; a reproach of men, and despised of the people.
6. (22:7) Et moi, je suis un ver et non un homme, L`opprobre des hommes et le méprisé du peuple.
6. Ary izaho dia kankana, fa tsy olona, fandàtsan' olona sy fanevatevam-bahoaka.
7. All they that see me laugh me to scorn: they shoot out the lip, they shake the head, saying,
7. (22:8) Tous ceux qui me voient se moquent de moi, Ils ouvrent la bouche, secouent la tête:
7. "Izay rehetra mahita ahy dia manaraby ahy; manondro molotra izy sady manifikifi-doha ka manao hoe:"
8. He trusted on the LORD that he would deliver him: let him deliver him, seeing he delighted in him.
8. (22:9) Recommande-toi à l`Éternel! L`Éternel le sauvera, Il le délivrera, puisqu`il l`aime! -
8. "Efa natoky an' i Jehovah izy, fa Izy no hanafaka azy; aoka Izy hanafaka azy, raha mankasitraka azy Izy."
9. But thou art he that took me out of the womb: thou didst make me hope when I was upon my mother's breasts.
9. "(22:10) Oui, tu m`as fait sortir du sein maternel, Tu m`as mis en sûreté sur les mamelles de ma mère;"
9. "Fa Ianao no nampivoaka ahy avy tao an-kibo; Ianao no nampisy fanantenana ahy fony aho nampinonoin' ny reniko."
10. I was cast upon thee from the womb: thou art my God from my mother's belly.
10. (22:11) Dès le sein maternel j`ai été sous ta garde, Dès le ventre de ma mère tu as été mon Dieu.
10. "Nankininy taminao hatrany am-bohoka aho; hatrany an-kibon-dreniko dia Andriamanitro Ianao."
11. Be not far from me; for trouble is near; for there is none to help.
11. (22:12) Ne t`éloigne pas de moi quand la détresse est proche, Quand personne ne vient à mon secours!
11. Aza manalavitra ahy Ianao, fa akaiky ny fahoriana, sady tsy misy mpamonjy.
12. Many bulls have compassed me: strong bulls of Bashan have beset me round.
12. (22:13) De nombreux taureaux sont autour de moi, Des taureaux de Basan m`environnent.
12. Nitangorona tamiko ireo ombilahy be, ny ombilahy maherin' i Basana nanemitra ahy.
13. They gaped upon me with their mouths, as a ravening and a roaring lion.
13. (22:14) Ils ouvrent contre moi leur gueule, Semblables au lion qui déchire et rugit.
13. Nisanasana vava tamiko izy, tahaka ny liona mamiravira sy mierona.
14. I am poured out like water, and all my bones are out of joint: my heart is like wax; it is melted in the midst of my bowels.
14. "(22:15) Je suis comme de l`eau qui s`écoule, Et tous mes os se séparent; Mon coeur est comme de la cire, Il se fond dans mes entrailles."
14. "Efa rano aidina aho ka mivaha ny taolako rehetra; tahaka ny savoka ny foko: miempo ato anatiko izy."
15. My strength is dried up like a potsherd; and my tongue cleaveth to my jaws; and thou hast brought me into the dust of death.
15. "(22:16) Ma force se dessèche comme l`argile, Et ma langue s`attache à mon palais; Tu me réduis à la poussière de la mort."
15. "Maina tahaka ny tavim-bilany ny heriko; ary ny lelako miraikitra amin' ny lanilaniko; ao amin' ny vovoky ny fahafatesana no ametrahanao ahy."
16. For dogs have compassed me: the assembly of the wicked have inclosed me: they pierced my hands and my feet.
16. (22:17) Car des chiens m`environnent, Une bande de scélérats rôdent autour de moi, Ils ont percé mes mains et mes pieds.
16. Fa nitangorona tamiko ny amboa, ny fiangonan' ny ratsy fanahy nanemitra ahy. Nanindrona ny tongotro aman-tanako izy.
17. I may tell all my bones: they look and stare upon me.
17. "(22:18) Je pourrais compter tous mes os. Eux, ils observent, ils me regardent;"
17. "Mahaisa ny taolako rehetra aho; Ary mijery sy mibanjina ahy izy ireo."
18. They part my garments among them, and cast lots upon my vesture.
18. (22:19) Ils se partagent mes vêtements, Ils tirent au sort ma tunique.
18. Mizara ny fitafiako ho azy izy, ary ny akanjoko anaovany antsapaka.
19. But be not thou far from me, O LORD: O my strength, haste thee to help me.
19. (22:20) Et toi, Éternel, ne t`éloigne pas! Toi qui es ma force, viens en hâte à mon secours!
19. "Fa Ianao, Jehovah ô, aza manalavitra; ry heriko ô, faingàna hamonjy ahy."
20. Deliver my soul from the sword; my darling from the power of the dog.
20. (22:21) Protège mon âme contre le glaive, Ma vie contre le pouvoir des chiens!
20. Vonjeo amin' ny sabatra ny fanahiko, dia ny hany malalako amin' ny herin' ny amboa.
21. Save me from the lion's mouth: for thou hast heard me from the horns of the unicorns.
21. (22:22) Sauve-moi de la gueule du lion, Délivre-moi des cornes du buffle!
21. "Afaho amin' ny vavan' ny liona aho; fa teo amin' ny tandroky ny ombimanga no nandrenesanao ahy."
22. I will declare thy name unto my brethren: in the midst of the congregation will I praise thee.
22. (22:23) Je publierai ton nom parmi mes frères, Je te célébrerai au milieu de l`assemblée.
22. "Hitory ny anaranao amin' ny rahalahiko aho; eo amin' ny fiangonana no hiderako anao."
23. Ye that fear the LORD, praise him; all ye the seed of Jacob, glorify him; and fear him, all ye the seed of Israel.
23. (22:24) Vous qui craignez l`Éternel, louez-le! Vous tous, postérité de Jacob, glorifiez-le! Tremblez devant lui, vous tous, postérité d`Israël!
23. "Ianareo izay matahotra an' i Jehovah, miderà Azy; ianareo taranak' i Jakoba rehetra manomeza voninahitra Azy; ary matahora Azy ianareo izay taranak' Isiraely rehetra."
24. For he hath not despised nor abhorred the affliction of the afflicted; neither hath he hid his face from him; but when he cried unto him, he heard.
24. "(22:25) Car il n`a ni mépris ni dédain pour les peines du misérable, Et il ne lui cache point sa face; Mais il l`écoute quand il crie à lui."
24. "Fa tsy manao tsinontsinona, na marikorikon' ny fahorian' ny ory Izy, ary tsy mba manafina ny tavany aminy; fa raha mitaraina aminy ireny dia mihaino Izy."
25. My praise shall be of thee in the great congregation: I will pay my vows before them that fear him.
25. "(22:26) Tu seras dans la grande assemblée l`objet de mes louanges; J`accomplirai mes voeux en présence de ceux qui te craignent."
25. "Aminao no ahazoako manao fiderana eo amin' ny fiangonan-dehibe; ny voadiko dia hefaiko eo anatrehan' izay matahotra Azy."
26. The meek shall eat and be satisfied: they shall praise the LORD that seek him: your heart shall live for ever.
26. (22:27) Les malheureux mangeront et se rassasieront, Ceux qui cherchent l`Éternel le célébreront. Que votre coeur vive à toujours!
26. "Hihinana ny malemy fanahy ka ho voky; hidera an' i Jehovah izay mitady Azy; ho velona mandrakizay anie ny fonareo."
27. All the ends of the world shall remember and turn unto the LORD: and all the kindreds of the nations shall worship before thee.
27. "(22:28) Toutes les extrémités de la terre penseront à l`Éternel et se tourneront vers lui; Toutes les familles des nations se prosterneront devant ta face."
27. "Hahatsiaro ka hiverina amin' i Jehovah ny faran' ny tany rehetra; ary hiankohoka eo anatrehany ny fianakaviana rehetra amin' ny firenena."
28. For the kingdom is the LORD's: and he is the governor among the nations.
28. (22:29) Car à l`Éternel appartient le règne: Il domine sur les nations.
28. "Fa an' i Jehovah ny fanjakana; ary Izy no manapaka eo amin' ny firenena."
29. All they that be fat upon earth shall eat and worship: all they that go down to the dust shall bow before him: and none can keep alive his own soul.
29. "(22:30) Tous les puissants de la terre mangeront et se prosterneront aussi; Devant lui s`inclineront tous ceux qui descendent dans la poussière, Ceux qui ne peuvent conserver leur vie."
29. "Hihinana sy hiankohoka ny matavy rehetra ambonin' ny tany; eo anatrehany no hiondrehan' izay rehetra efa hidina any amin' ny vovoka, ary tsy misy mahatazona ny ainy ho velona."
30. A seed shall serve him; it shall be accounted to the Lord for a generation.
30. "(22:31) La postérité le servira; On parlera du Seigneur à la génération future."
30. "Hisy taranaka hanompo Azy; ary anisan' izay ho an' i Jehovah izany taranaka izany."
31. They shall come, and shall declare his righteousness unto a people that shall be born, that he hath done this.
31. (22:32) Quand elle viendra, elle annoncera sa justice, Elle annoncera son oeuvre au peuple nouveau-né.
31. Hisy ho avy ka hanambara ny fahamarinany amin' ny olona izay mbola hateraka, fa Izy no nanao izany.