1. The king shall joy in thy strength, O LORD; and in thy salvation how greatly shall he rejoice!
1. (21:1) Au chef des chantres. Psaume de David. (21:2) Éternel! le roi se réjouit de ta protection puissante. Oh! comme ton secours le remplit d`allégresse!
1. "[Ho an' ny mpiventy hira. Salamo nataon' i Davida.] Jehovah ô, ny herinao no hifalian' ny mpanjaka; ary endrey ny haben' ny hiravoravoany amin' ny famonjenao!"
2. Thou hast given him his heart's desire, and hast not withholden the request of his lips. Selah.
2. (21:3) Tu lui as donné ce que désirait son coeur, Et tu n`as pas refusé ce que demandaient ses lèvres. -Pause.
2. Ny nirin' ny fony dia nomenao azy, ary ny nangatahin' ny molony tsy mba nolavinao.[Sela.]
3. For thou preventest him with the blessings of goodness: thou settest a crown of pure gold on his head.
3. (21:4) Car tu l`as prévenu par les bénédictions de ta grâce, Tu as mis sur sa tête une couronne d`or pur.
3. "Fa notsenainao fitahiana soa izy;teo an-dohany nasianao satroboninahitra volamena madio."
4. He asked life of thee, and thou gavest it him, even length of days for ever and ever.
4. (21:5) Il te demandait la vie, tu la lui as donnée, Une vie longue pour toujours et à perpétuité.
4. Aina no nangatahiny taminao, dia nomenao azy izany, dia andro lava mandrakizay doria.
5. His glory is great in thy salvation: honour and majesty hast thou laid upon him.
5. "(21:6) Sa gloire est grande à cause de ton secours; Tu places sur lui l`éclat et la magnificence."
5. "Lehibe ny voninahiny amin' ny famonjenao; haja sy fahalehibeazana no nataonao taminy."
6. For thou hast made him most blessed for ever: thou hast made him exceeding glad with thy countenance.
6. (21:7) Tu le rends à jamais un objet de bénédictions, Tu le combles de joie devant ta face.
6. "Fa nataonao ho fitahiana mandrakizay izy; ampifalinao indrindra amin' ny tavanao izy."
7. For the king trusteth in the LORD, and through the mercy of the most High he shall not be moved.
7. "(21:8) Le roi se confie en l`Éternel; Et, par la bonté du Très Haut, il ne chancelle pas."
7. Fa ny mpanjaka matoky an' i Jehovah, ary noho ny famindrampon' ny Avo Indrindra dia tsy hangozohozo izy.
8. Thine hand shall find out all thine enemies: thy right hand shall find out those that hate thee.
8. (21:9) Ta main trouvera tous tes ennemis, Ta droite trouvera ceux qui te haïssent.
8. "Ho azon' ny tananao ny fahavalonao rehetra; eny, ho azon' ny tananao ankavanana ny mankahala anao."
9. Thou shalt make them as a fiery oven in the time of thine anger: the LORD shall swallow them up in his wrath, and the fire shall devour them.
9. "(21:10) Tu les rendras tels qu`une fournaise ardente, Le jour où tu te montreras; L`Éternel les anéantira dans sa colère, Et le feu les dévorera."
9. "Hataonao tahaka ny fatana misy afo mirehitra izy amin' ny andro fahatezeranao; Jehovah handany azy amin' ny fahatezerany, ary handevona azy ny afo."
10. Their fruit shalt thou destroy from the earth, and their seed from among the children of men.
10. (21:11) Tu feras disparaître leur postérité de la terre, Et leur race du milieu des fils de l`homme.
10. "Ny vokany haringanao tsy ho eo amin' ny tany, ary ny taranany tsy ho eo amin' ny zanak' olombelona;"
11. For they intended evil against thee: they imagined a mischievous device, which they are not able to perform.
11. (21:12) Ils ont projeté du mal contre toi, Ils ont conçu de mauvais desseins, mais ils seront impuissants.
11. "Fa nikasa hanisy ratsy anao izy ireo; ka namoron-kevi-dratsy, fa tsy mahefa."
12. Therefore shalt thou make them turn their back, when thou shalt make ready thine arrows upon thy strings against the face of them.
12. (21:13) Car tu leur feras tourner le dos, Et avec ton arc tu tireras sur eux.
12. Noho izany dia hampiamboho azy ianao, rehefa ho vonona ny tsipìkanao ikendrenao ny tavany.
13. Be thou exalted, LORD, in thine own strength: so will we sing and praise thy power.
13. (21:14) Lève-toi, Éternel, avec ta force! Nous voulons chanter, célébrer ta puissance.
13. "Misandrata amin' ny herinao, Jehovah ô; hihira sy hankalaza ny herinao izahay."
<
>