1. The LORD hear thee in the day of trouble; the name of the God of Jacob defend thee;
1. (20:1) Au chef des chantres. Psaume de David. (20:2) Que l`Éternel t`exauce au jour de la détresse, Que le nom du Dieu de Jacob te protège!
1. "[Ho an' ny mpiventy hira. Salamo nataon' i Davida.] HIHAINO anao anie Jehovah amin'ny andro fahoriana; hiaro anao anie ny anaran' Andriamanitr' i Jakoba."
2. Send thee help from the sanctuary, and strengthen thee out of Zion;
2. (20:3) Que du sanctuaire il t`envoie du secours, Que de Sion il te soutienne!
2. "Hahatonga famonjena ho anao avy amin' ny fitoerana masina Izy; ary hampahery anao avy any Ziona."
3. Remember all thy offerings, and accept thy burnt sacrifice; Selah.
3. (20:4) Qu`il se souvienne de toutes tes offrandes, Et qu`il agrée tes holocaustes! -Pause.
3. Hahatsiaro ny fanatitra hohaninao rehetra anie Izy, ary hankasitraka ny fanatitra doranao.[Sela.]
4. Grant thee according to thine own heart, and fulfil all thy counsel.
4. (20:5) Qu`il te donne ce que ton coeur désire, Et qu`il accomplisse tous tes desseins!
4. Hanome anao araka ny fonao Izy, ary hahatanteraka ny fisainanao rehetra.
5. We will rejoice in thy salvation, and in the name of our God we will set up our banners: the LORD fulfil all thy petitions.
5. "(20:6) Nous nous réjouirons de ton salut, Nous lèverons l`étendard au nom de notre Dieu; L`Éternel exaucera tous tes voeux."
5. "Hihoby noho ny famonjenao izahay, ary amin' ny anaran' Andriamanitra no hanangananay faneva; hotanterahin' i Jehovah anie ny angatahinao rehetra."
6. Now know I that the LORD saveth his anointed; he will hear him from his holy heaven with the saving strength of his right hand.
6. "(20:7) Je sais déjà que l`Éternel sauve son oint; Il l`exaucera des cieux, de sa sainte demeure, Par le secours puissant de sa droite."
6. "Ankehitriny dia fantatro fa Jehovah mamonjy ny voahosony; hihaino azy avy amin' ny lanitry ny fahamasinany Izy, amin' ny herin' ny famonjen' ny tanany ankavanana."
7. Some trust in chariots, and some in horses: but we will remember the name of the LORD our God.
7. "(20:8) Ceux-ci s`appuient sur leurs chars, ceux-là sur leurs chevaux; Nous, nous invoquons le nom de l`Éternel, notre Dieu."
7. "Ny sasany mitoky amin' ny kalesy, ary ny sasany amin' ny soavaly; fa raha izahay kosa, dia ny anaran' i Jehovah Andriamanitray no hotsarovanay."
8. They are brought down and fallen: but we are risen, and stand upright.
8. "(20:9) Eux, ils plient, et ils tombent; Nous, nous tenons ferme, et restons debout."
8. "Ireo dia reraka sy lavo; fa izahay kosa efa mitsangana sy mijoro."
9. Save, LORD: let the king hear us when we call.
9. (20:10) Éternel, sauve le roi! Qu`il nous exauce, quand nous l`invoquons!
9. Jehovah ô, vonjeo! Hamaly anay anie ny mpanjaka raha miantso izahay.