1. The earth is the LORD's, and the fulness thereof; the world, and they that dwell therein.
1. Psaume de David. A l`Éternel la terre et ce qu`elle renferme, Le monde et ceux qui l`habitent!
1. "[Salamo nataon' i Davida.] AN' i Jehovah ny tany sy izay rehetra eo aminy; izao rehetra izao sy ny mponina eo aminy."
2. For he hath founded it upon the seas, and established it upon the floods.
2. Car il l`a fondée sur les mers, Et affermie sur les fleuves.
2. "Fa izy no nanorina azy tambonin' ny ranomasina; tambonin' ny rano no nampitoerany azy."
3. Who shall ascend into the hill of the LORD? or who shall stand in his holy place?
3. Qui pourra monter à la montagne de l`Éternel? Qui s`élèvera jusqu`à son lieu saint? -
3. Iza no hiakatra any an-kavoan' i Jehovah? Ary iza no hitoetra ao amin' ny fitoerany masina?
4. He that hath clean hands, and a pure heart; who hath not lifted up his soul unto vanity, nor sworn deceitfully.
4. "Celui qui a les mains innocentes et le coeur pur; Celui qui ne livre pas son âme au mensonge, Et qui ne jure pas pour tromper."
4. "Izay madio tanana sy madio fo; izay tsy manandratra ny fanahiny ho amin' ny zava-poana, na mianiana amin' ny fitaka."
5. He shall receive the blessing from the LORD, and righteousness from the God of his salvation.
5. Il obtiendra la bénédiction de l`Éternel, La miséricorde du Dieu de son salut.
5. Handray fitahiana avy amin' i Jehovah izy, ary fahamarinana avy amin' Andriamanitry ny famonjena azy.
6. This is the generation of them that seek him, that seek thy face, O Jacob. Selah.
6. Voilà le partage de la génération qui l`invoque, De ceux qui cherchent ta face, de Jacob! -Pause.
6. Izany no taranaka mitady Azy, izay mitady ny tavanao, dia Jakoba.[Sela.]
7. Lift up your heads, O ye gates; and be ye lift up, ye everlasting doors; and the King of glory shall come in.
7. "Portes, élevez vos linteaux; Élevez-vous, portes éternelles! Que le roi de gloire fasse son entrée! -"
7. Asandrato ny lohanareo, ry vavahady, ary misandrata ianareo, ry varavarana mandrakizay, dia hiditra ao ny Mpanjakan' ny voninahitra.
8. Who is this King of glory? The LORD strong and mighty, the LORD mighty in battle.
8. Qui est ce roi de gloire? -L`Éternel fort et puissant, L`Éternel puissant dans les combats.
8. Iza izao Mpanjakan' ny voninahitra izao? Jehovah matanjaka sy mahery, Jehovah mahery an' ady.
9. Lift up your heads, O ye gates; even lift them up, ye everlasting doors; and the King of glory shall come in.
9. "Portes, élevez vos linteaux; Élevez-les, portes éternelles! Que le roi de gloire fasse son entrée! -"
9. Asandrato ny lohanareo, ry vavahady, ary misandrata ianareo, ry varavarana mandrakizay, dia hiditra ao ny Mpanjakan' ny voninahitra.
10. Who is this King of glory? The LORD of hosts, he is the King of glory. Selah.
10. Qui donc est ce roi de gloire? -L`Éternel des armées: Voilà le roi de gloire! -Pause.
10. Iza àry izao Mpanjakan' ny voninahitra izao? Jehovah, Tompon' ny maro, Izy no Mpanjakan' ny voninahitra.[Sela.]