1. Preserve me, O God: for in thee do I put my trust.
1. Hymne de David. Garde-moi, ô Dieu! car je cherche en toi mon refuge.
1. [Miktama nataon' i Davida.] TAHIRIZO aho, Andriamanitra ô, fa ianao no itokiako.
2. O my soul, thou hast said unto the LORD, Thou art my Lord: my goodness extendeth not to thee;
2. Je dis à l`Éternel: Tu es mon Seigneur, Tu es mon souverain bien!
2. "Ry fanahiko, hoy ianao tamin' i Jehovah: Tompoko ianao; tsy misy soa ananako azo oharina aminao;"
3. But to the saints that are in the earth, and to the excellent, in whom is all my delight.
3. Les saints qui sont dans le pays, Les hommes pieux sont l`objet de toute mon affection.
3. Fa ny amin' ny olo-masina eto ambonin' ny tany sy ireo olona tsara laza no sitrako indrindra.
4. Their sorrows shall be multiplied that hasten after another god: their drink offerings of blood will I not offer, nor take up their names into my lips.
4. On multiplie les idoles, on court après les dieux étrangers: Je ne répands pas leurs libations de sang, Je ne mets pas leurs noms sur mes lèvres.
4. "Ho be ny fahorian' izay midodododo manaraka andriamani-kafa. Tsy mba hanatitra ny fanati-drany aidina aho; ary tsy mba hotononin' ny vavako ny anarany."
5. The LORD is the portion of mine inheritance and of my cup: thou maintainest my lot.
5. "L`Éternel est mon partage et mon calice; C`est toi qui m`assures mon lot;"
5. "Jehovah no anjara lovako sy kapoakako; Ianao no mampaharitra ny anjarako."
6. The lines are fallen unto me in pleasant places; yea, I have a goodly heritage.
6. Un héritage délicieux m`est échu, Une belle possession m`est accordée.
6. "Ny voafaritra ho anjarako dia eo amin' ny tany mahafinaritra; eny, manan-dova tsara aho."
7. I will bless the LORD, who hath given me counsel: my reins also instruct me in the night seasons.
7. "Je bénis l`Éternel, mon conseiller; La nuit même mon coeur m`exhorte."
7. "Hisaotra an' i Jehovah izay manome saina ahy aho; ary na mandritra ny alina aza dia mananatra ahy ny voako."
8. I have set the LORD always before me: because he is at my right hand, I shall not be moved.
8. "J`ai constamment l`Éternel sous mes yeux; Quand il est à ma droite, je ne chancelle pas."
8. Nataoko teo anatrehako mandrakariva Jehovah, satria eo ankavanako Izy, ka dia tsy hangozohozo aho.
9. Therefore my heart is glad, and my glory rejoiceth: my flesh also shall rest in hope.
9. Aussi mon coeur est dans la joie, mon esprit dans l`allégresse, Et mon corps repose en sécurité.
9. "Izany no ifalian' ny foko sy iravoravoan' ny voninahitro; hitoetra amin' ny fanantenana ihany koa ny nofoko."
10. For thou wilt not leave my soul in hell; neither wilt thou suffer thine Holy One to see corruption.
10. Car tu ne livreras pas mon âme au séjour des morts, Tu ne permettras pas que ton bien-aimé voie la corruption.
10. "Fa tsy ho foinao ho any amin' ny helo ny fanahiko; tsy hamela ny Iray Masinao ho tratry ny fahalovana Ianao."
11. Thou wilt shew me the path of life: in thy presence is fulness of joy; at thy right hand there are pleasures for evermore.
11. "Tu me feras connaître le sentier de la vie; Il y a d`abondantes joies devant ta face, Des délices éternelles à ta droite."
11. "Hampahafantatra ahy ny lalan' aina Ianao; fahavokisam-pifaliana no eo anatrehanao, ary fahafinaretana no eo an-tananao ankavanana mandrakizay."
<
>