1. Lord, who shall abide in thy tabernacle? who shall dwell in thy holy hill?
1. Psaume de David. O Éternel! qui séjournera dans ta tente? Qui demeurera sur ta montagne sainte? -
1. [Salamo nataon' i Davida.] JEHOVAH ô, iza no hitoetra ao amin' ny tabernakelinao? Iza no honina ao an-kavoananao masina?
2. He that walketh uprightly, and worketh righteousness, and speaketh the truth in his heart.
2. Celui qui marche dans l`intégrité, qui pratique la justice Et qui dit la vérité selon son coeur.
2. Izay mandeha tsy misy tsiny ary manao izay mahitsy, sady misaintsaina ny marina ny fony.
3. He that backbiteth not with his tongue, nor doeth evil to his neighbour, nor taketh up a reproach against his neighbour.
3. Il ne calomnie point avec sa langue, Il ne fait point de mal à son semblable, Et il ne jette point l`opprobre sur son prochain.
3. Izay tsy manendrikendrika amin' ny lelany, na manisy ratsy ny sakaizany, ary tsy manao izay hahafa-baràka ny namany.
4. In whose eyes a vile person is contemned; but he honoureth them that fear the LORD. He that sweareth to his own hurt, and changeth not.
4. "Il regarde avec dédain celui qui est méprisable, Mais il honore ceux qui craignent l`Éternel; Il ne se rétracte point, s`il fait un serment à son préjudice."
4. Tsy misy lanjany eo imasony ny olom-poana, fa manome voninahitra kosa ny matahotra an' i Jehovah. Tsy mivadika ny fianianany, na dia maningotra ny tenany aza.
5. He that putteth not out his money to usury, nor taketh reward against the innocent. He that doeth these things shall never be moved.
5. Il n`exige point d`intérêt de son argent, Et il n`accepte point de don contre l`innocent. Celui qui se conduit ainsi ne chancelle jamais.
5. Sady tsy mampanjanaka ny volany, na mandray kolikoly hanoherana ny marina. Izay mitandrina izany zavatra izany dia tsy hangozohozo mandrakizay.