1. The fool hath said in his heart, There is no God. They are corrupt, they have done abominable works, there is none that doeth good.
1. "Au chef des chantres. De David. L`insensé dit en son coeur: Il n`y a point de Dieu! Ils se sont corrompus, ils ont commis des actions abominables; Il n`en est aucun qui fasse le bien."
1. "[Ho an' ny mpiventy hira. Salamo nataon' i Davida.] NY adala manao anakampo hoe: Tsy misy Andriamanitra. Ratsy sy manao asa fahavetavetana izy; tsy misy manao ny tsara."
2. The LORD looked down from heaven upon the children of men, to see if there were any that did understand, and seek God.
2. L`Éternel, du haut des cieux, regarde les fils de l`homme, Pour voir s`il y a quelqu`un qui soit intelligent, Qui cherche Dieu.
2. Eny an-danitra Jehovah miondrika mijery ny zanak' olombelona, mba hizaha raha misy hendry izay mahalala sy mitady an' Andriamanitra.
3. They are all gone aside, they are all together become filthy: there is none that doeth good, no, not one.
3. "Tous sont égarés, tous sont pervertis; Il n`en est aucun qui fasse le bien, Pas même un seul."
3. "Samy efa nivily izy rehetra ka tonga maloto avokoa; tsy misy manao ny tsara na dia iray aza."
4. Have all the workers of iniquity no knowledge? who eat up my people as they eat bread, and call not upon the LORD.
4. "Tous ceux qui commettent l`iniquité ont-ils perdu le sens? Ils dévorent mon peuple, ils le prennent pour nourriture; Ils n`invoquent point l`Éternel."
4. Tsy manam-pahalalana va ny mpanao ratsy rehetra, izay mihinana ny oloko toy ny fihinana mofo ary Jehovah tsy antsoiny?
5. There were they in great fear: for God is in the generation of the righteous.
5. C`est alors qu`ils trembleront d`épouvante, Quand Dieu paraîtra au milieu de la race juste.
5. Indreo, matahotra dia matahotra izy, satria Andriamanitra no eo amin' ny taranaka marina.
6. Ye have shamed the counsel of the poor, because the LORD is his refuge.
6. Jetez l`opprobre sur l`espérance du malheureux... L`Éternel est son refuge.
6. Nohamavoinareo ny toro-hevitry ny mahantra satria Jehovah no fialofany.
7. Oh that the salvation of Israel were come out of Zion! when the LORD bringeth back the captivity of his people, Jacob shall rejoice, and Israel shall be glad.
7. Oh! qui fera partir de Sion la délivrance d`Israël? Quand l`Éternel ramènera les captifs de son peuple, Jacob sera dans l`allégresse, Israël se réjouira.
7. Enga anie ka hivoaka avy ao Ziona ny famonjena ny Isiraely! Raha ampodin' i Jehovah avy amin' ny fahababoana ny olony, dia ho faly Jakoba ary ho ravoravo Isiraely.
<
>