1. Praise ye the LORD. Praise ye the LORD from the heavens: praise him in the heights.
1. Louez l`Éternel! Louez l`Éternel du haut des cieux! Louez-le dans les lieux élevés!
1. "MIDERÀ an' i Jehovah. Miderà an' i Jehovah any an-danitra; miderà Azy any ambony."
2. Praise ye him, all his angels: praise ye him, all his hosts.
2. Louez-le, vous tous ses anges! Louez-le, vous toutes ses armées!
2. "Miderà Azy, ry anjeliny rehetra; miderà Azy, ry tafiny rehetra."
3. Praise ye him, sun and moon: praise him, all ye stars of light.
3. Louez-le, soleil et lune! Louez-le, vous toutes, étoiles lumineuses!
3. "Miderà Azy, ry masoandro amam-bolana; miderà Azy, ianareo rehetra kintan' ny fahazavana."
4. Praise him, ye heavens of heavens, and ye waters that be above the heavens.
4. Louez-le, cieux des cieux, Et vous, eaux qui êtes au-dessus des cieux!
4. Miderà Azy, ry lanitry ny lanitra, ary ianareo rano ambonin' ny lanitra.
5. Let them praise the name of the LORD: for he commanded, and they were created.
5. Qu`ils louent le nom de l`Éternel! Car il a commandé, et ils ont été créés.
5. "Aoka hidera ny anaran' i Jehovah ireo; fa Izy no nandidy dia ary ireo."
6. He hath also stablished them for ever and ever: he hath made a decree which shall not pass.
6. "Il les a affermis pour toujours et à perpétuité; Il a donné des lois, et il ne les violera point."
6. "Nampitoetra ireo koa ho mandrakizay Izy; nanao lalàna izay tsy hiova izy."
7. Praise the LORD from the earth, ye dragons, and all deeps:
7. Louez l`Éternel du bas de la terre, Monstres marins, et vous tous, abîmes,
7. Miderà an' i Jehovah avy ety an-tany ianareo dragona sy ny lalina rehetra,
8. Fire, and hail; snow, and vapours; stormy wind fulfilling his word:
8. Feu et grêle, neige et brouillards, Vents impétueux, qui exécutez ses ordres,
8. Ny afo sy ny havandra, ny oram-panala sy ny zavona, ny rivo-mahery izay manatanteraka ny teniny,
9. Mountains, and all hills; fruitful trees, and all cedars:
9. Montagnes et toutes les collines, Arbres fruitiers et tous les cèdres,
9. Ny tendrombohitra sy ny havoana rehetra, ny hazo fihinam-boa sy ny sedera rehetra,
10. Beasts, and all cattle; creeping things, and flying fowl:
10. Animaux et tout le bétail, Reptiles et oiseaux ailés,
10. Ny biby dia sy ny biby fiompy rehetra, ny biby mandady na mikisaka ary ny voro-manidina,
11. Kings of the earth, and all people; princes, and all judges of the earth:
11. Rois de la terre et tous les peuples, Princes et tous les juges de la terre,
11. Ny mpanjakan' ny tany sy ny vahoaka rehetra, ny mpanapaka sy ny mpitsara rehetra amin' ny tany,
12. Both young men, and maidens; old men, and children:
12. Jeunes hommes et jeunes filles, Vieillards et enfants!
12. "Na ny zatovolahy, na ny zatovovavy, na ny antitra, na ny ankizy;"
13. Let them praise the name of the LORD: for his name alone is excellent; his glory is above the earth and heaven.
13. "Qu`ils louent le nom de l`Éternel! Car son nom seul est élevé; Sa majesté est au-dessus de la terre et des cieux."
13. "Samia midera ny anaran' i Jehovah; fa ny anarany ihany no tsara indrindra; ambonin' ny tany sy ny lanitra ny voninahiny."
14. He also exalteth the horn of his people, the praise of all his saints; even of the children of Israel, a people near unto him. Praise ye the LORD.
14. Il a relevé la force de son peuple: Sujet de louange pour tous ses fidèles, Pour les enfants d`Israël, du peuple qui est près de lui. Louez l`Éternel!
14. Ary manandratra ny tandroky ny olony Izy, dia ny fideran' ny olony masina rehetra, dia ny Zanak' Isiraely, firenena akaiky Azy. Miderà an' i Jehovah.
<
>