1. Praise ye the LORD. Sing unto the LORD a new song, and his praise in the congregation of saints.
1. Louez l`Éternel! Chantez à l`Éternel un cantique nouveau! Chantez ses louanges dans l`assemblée des fidèles!
1. MIDERÀ an' i Jehovah. Mihirà fihiram-baovao ho an' i Jehovah, ary ny fiderana Azy eo amin' ny fiangonan' ny olona masina.
2. Let Israel rejoice in him that made him: let the children of Zion be joyful in their King.
2. Qu`Israël se réjouisse en celui qui l`a créé! Que les fils de Sion soient dans l`allégresse à cause de leur roi!
2. "Aoka Isiraely hiravoravo amin' ny Mpanao azy; aoka hifaly amin' ny Mpanjakany ny zanak' i Ziona."
3. Let them praise his name in the dance: let them sing praises unto him with the timbrel and harp.
3. Qu`ils louent son nom avec des danses, Qu`ils le célèbrent avec le tambourin et la harpe!
3. "Aoka hidera ny anarany amin' ny dihy ireo; aoka hihira fiderana ho azy amin' ny ampongatapaka sy ny harpa."
4. For the LORD taketh pleasure in his people: he will beautify the meek with salvation.
4. Car l`Éternel prend plaisir à son peuple, Il glorifie les malheureux en les sauvant.
4. "Fa sitrak' i Jehovah ny olony; ravahany famonjena ny malemy fanahy."
5. Let the saints be joyful in glory: let them sing aloud upon their beds.
5. Que les fidèles triomphent dans la gloire, Qu`ils poussent des cris de joie sur leur couche!
5. "Aoka ny olona masina hifaly amin' ny voninahitra; aoka hihira mafy eo am-pandriany ireny."
6. Let the high praises of God be in their mouth, and a two-edged sword in their hand;
6. Que les louanges de Dieu soient dans leur bouche, Et le glaive à deux tranchants dans leur main,
6. Aoka ho eo am-bavany ny fiderana avo an' Andriamanitra ary ny sabatra roa lela eny an-tanany,
7. To execute vengeance upon the heathen, and punishments upon the people;
7. Pour exercer la vengeance sur les nations, Pour châtier les peuples,
7. Hanaovana famaliana amin' ny jentilisa sy hamaizana ny olona,
8. To bind their kings with chains, and their nobles with fetters of iron;
8. Pour lier leurs rois avec des chaînes Et leurs grands avec des ceps de fer,
8. Hamatorana ny mpanjakany amin' ny gadra sy ny andrianany amin' ny gadra vy,
9. To execute upon them the judgment written: this honour have all his saints. Praise ye the LORD.
9. Pour exécuter contre eux le jugement qui est écrit! C`est une gloire pour tous ses fidèles. Louez l`Éternel!
9. "Mba hampiharina amin' ireo ny fitsarana voasoratra; voninahitry ny olony masina rehetra izany. Miderà an' i Jehovah."