1. Praise ye the LORD. Praise the LORD, O my soul.
1. Louez l`Éternel! Mon âme, loue l`Éternel!
1. [Salamo nataon' i Davida.] MIDERÀ an' i Jehovah. Miderà an' i Jehovah, ry fanahiko.
2. While I live will I praise the LORD: I will sing praises unto my God while I have any being.
2. Je louerai l`Éternel tant que je vivrai, Je célébrerai mon Dieu tant que j`existerai.
2. "Hidera an' i Jehovah aho, raha mbola velona koa; hanao hira fiderana ho an' Andriamanitro aho raha mbola miaina koa."
3. Put not your trust in princes, nor in the son of man, in whom there is no help.
3. Ne vous confiez pas aux grands, Aux fils de l`homme, qui ne peuvent sauver.
3. Aza matoky ny mpanapaka, na ny zanak' olombelona izay tsy mahavonjy.
4. His breath goeth forth, he returneth to his earth; in that very day his thoughts perish.
4. Leur souffle s`en va, ils rentrent dans la terre, Et ce même jour leurs desseins périssent.
4. "Miala ny fofonainy ka miverina ho amin' ny taniny izy; ary amin' izay andro izay indrindra dia ho foana ny heviny."
5. Happy is he that hath the God of Jacob for his help, whose hope is in the LORD his God:
5. Heureux celui qui a pour secours le Dieu de Jacob, Qui met son espoir en l`Éternel, son Dieu!
5. Sambatra izay manana an' Andriamanitr' i Jakoba ho Mpanampy azy sady manantena an' i Jehovah Andriamaniny,
6. Which made heaven, and earth, the sea, and all that therein is: which keepeth truth for ever:
6. Il a fait les cieux et la terre, La mer et tout ce qui s`y trouve. Il garde la fidélité à toujours.
6. Izay nanao ny lanitra sy ny tany, ny ranomasina sy izay rehetra ao aminy, Izay mitandrina fahamarinana mandrakizay,
7. Which executeth judgment for the oppressed: which giveth food to the hungry. The LORD looseth the prisoners:
7. "Il fait droit aux opprimés; Il donne du pain aux affamés; L`Éternel délivre les captifs;"
7. Izay manao fitsarana ho an' ny ampahoriana, izay manome hanina ho an' ny noana. Mamaha ny mpifatotra Jehovah.
8. The LORD openeth the eyes of the blind: the LORD raiseth them that are bowed down: the LORD loveth the righteous:
8. "L`Éternel ouvre les yeux des aveugles; L`Éternel redresse ceux qui sont courbés; L`Éternel aime les justes."
8. "Mampahiratra ny mason' ny jamba Jehovah; mampitraka ny mitanondrika Jehovah; tia ny marina Jehovah."
9. The LORD preserveth the strangers; he relieveth the fatherless and widow: but the way of the wicked he turneth upside down.
9. L`Éternel protège les étrangers, Il soutient l`orphelin et la veuve, Mais il renverse la voie des méchants.
9. "Miaro ny vahiny Jehovah; mampionona ny kamboty sy ny mpitondratena Izy, fa mampitsimbadika ho ambony ambany kosa ny lalan' ny ratsy fanahy."
10. The LORD shall reign for ever, even thy God, O Zion, unto all generations. Praise ye the LORD.
10. "L`Éternel règne éternellement; Ton Dieu, ô Sion! subsiste d`âge en âge! Louez l`Éternel!"
10. Hanjaka mandrakizay Jehovah, hatramin' ny taranaka rehetra mifandimby, dia Andriamanitrao, ry Ziona. Miderà an' i Jehovah.