1. I will extol thee, my God, O king; and I will bless thy name for ever and ever.
1. Louange. De David. Je t`exalterai, ô mon Dieu, mon roi! Et je bénirai ton nom à toujours et à perpétuité.
1. [Salamo fiderana nataon' i Davida.] Hanandratra anao aho, ry Andriamanitro Mpanjaka ô, sy hisaotra ny anaranao mandrakizay doria.
2. Every day will I bless thee; and I will praise thy name for ever and ever.
2. Chaque jour je te bénirai, Et je célébrerai ton nom à toujours et à perpétuité.
2. "Hisaotra Anao isan' andro aho; ary hidera ny anaranao mandrakizay mandrakizay."
3. Great is the LORD, and greatly to be praised; and his greatness is unsearchable.
3. L`Éternel est grand et très digne de louange, Et sa grandeur est insondable.
3. "Lehibe Jehovah ka tokony hoderaina indrindra; ary tsy takatry ny saina ny fahalehibeazany."
4. One generation shall praise thy works to another, and shall declare thy mighty acts.
4. Que chaque génération célèbre tes oeuvres, Et publie tes hauts faits!
4. Ny taranaka iray dia hidera ny asanao amin' izay mandimby azy sy hanambara ny asanao mahery.
5. I will speak of the glorious honour of thy majesty, and of thy wondrous works.
5. "Je dirai la splendeur glorieuse de ta majesté; Je chanterai tes merveilles."
5. Ny lazan' ny voninahitry ny fiandriananao sy ny asanao mahagaga no holazaiko.
6. And men shall speak of the might of thy terrible acts: and I will declare thy greatness.
6. On parlera de ta puissance redoutable, Et je raconterai ta grandeur.
6. "Ny herin' ny asanao mahatahotra no hotenenin' ny olona; ary ny fahalehibeazanao no hambarako."
7. They shall abundantly utter the memory of thy great goodness, and shall sing of thy righteousness.
7. Qu`on proclame le souvenir de ton immense bonté, Et qu`on célèbre ta justice!
7. Hanonona imbetsaka ny fahatsiarovana ny haben' ny fahatsaranao izy sy hihira ny fahamarinanao.
8. The LORD is gracious, and full of compassion; slow to anger, and of great mercy.
8. L`Éternel est miséricordieux et compatissant, Lent à la colère et plein de bonté.
8. "Miantra sy be fangoraham-po Jehovah; tsy mora tezitra sady be famindrampo."
9. The LORD is good to all: and his tender mercies are over all his works.
9. L`Éternel est bon envers tous, Et ses compassions s`étendent sur toutes ses oeuvres.
9. "Tsara amin' ny rehetra Jehovah; ary ny fiantrany dia eny amin' ny asany rehetra."
10. All thy works shall praise thee, O LORD; and thy saints shall bless thee.
10. Toutes tes oeuvres te loueront, ô Éternel! Et tes fidèles te béniront.
10. "Jehovah ô, hidera Anao ny asanao rehetra; ary hisaotra anao ny olonao masina."
11. They shall speak of the glory of thy kingdom, and talk of thy power;
11. Ils diront la gloire de ton règne, Et ils proclameront ta puissance,
11. "Hilaza ny voninahitry ny fanjakanao izy sady hiresaka ny herinao;"
12. To make known to the sons of men his mighty acts, and the glorious majesty of his kingdom.
12. Pour faire connaître aux fils de l`homme ta puissance Et la splendeur glorieuse de ton règne.
12. Mba hampahafantarina ny zanak' olombelona ny asany mahery sy ny haben' ny voninahitry ny fanjakany.
13. Thy kingdom is an everlasting kingdom, and thy dominion endureth throughout all generations.
13. Ton règne est un règne de tous les siècles, Et ta domination subsiste dans tous les âges.
13. Fanjakana mandrakizay ny fanjakanao, ary maharitra amin' ny taranaka rehetra mifandimby ny fanapahanao.
14. The LORD upholdeth all that fall, and raiseth up all those that be bowed down.
14. L`Éternel soutient tous ceux qui tombent, Et il redresse tous ceux qui sont courbés.
14. Jehovah dia manohana izay rehetra efa ho lavo, sy mampitraka izay rehetra mitanondrika.
15. The eyes of all wait upon thee; and thou givest them their meat in due season.
15. Les yeux de tous espèrent en toi, Et tu leur donnes la nourriture en son temps.
15. Miandrandra Anao ny mason' izao rehetra izao, ary manome azy ny haniny amin' ny fotoany Ianao.
16. Thou openest thine hand, and satisfiest the desire of every living thing.
16. Tu ouvres ta main, Et tu rassasies à souhait tout ce qui a vie.
16. Manokatra ny tananao Ianao ka mahafapo ny fanirian' ny zava-miaina rehetra.
17. The LORD is righteous in all his ways, and holy in all his works.
17. L`Éternel est juste dans toutes ses voies, Et miséricordieux dans toutes ses oeuvres.
17. Marina Jehovah amin' ny lalany rehetra sady masina amin' ny asany rehetra.
18. The LORD is nigh unto all them that call upon him, to all that call upon him in truth.
18. "L`Éternel est près de tous ceux qui l`invoquent, De tous ceux qui l`invoquent avec sincérité;"
18. Jehovah dia eo akaikin' izay rehetra miantso Azy, dia izay miantso Azy amin' ny fahamarinana.
19. He will fulfil the desire of them that fear him: he also will hear their cry, and will save them.
19. Il accomplit les désirs de ceux qui le craignent, Il entend leur cri et il les sauve.
19. "Hanefa ny irin' izay matahotra Azy Izy; hihaino ny fitarainany koa Izy ka hamonjy azy."
20. The LORD preserveth all them that love him: but all the wicked will he destroy.
20. L`Éternel garde tous ceux qui l`aiment, Et il détruit tous les méchants.
20. "Miaro izay rehetra tia Azy Jehovah; fa ny ratsy fanahy rehetra kosa haringany."
21. My mouth shall speak the praise of the LORD: and let all flesh bless his holy name for ever and ever.
21. Que ma bouche publie la louange de l`Éternel, Et que toute chair bénisse son saint nom, A toujours et à perpétuité!
21. "Ny fiderana an' i Jehovah no hotenenin' ny vavako; ary aoka ny nofo rehetra hisaotra ny anarany masina mandrakizay doria."
<
>