1. Blessed be the LORD my strength, which teacheth my hands to war, and my fingers to fight:
1. De David. Béni soit l`Éternel, mon rocher, Qui exerce mes mains au combat, Mes doigts à la bataille,
1. [Salamo nataon' i Davida.] ISAORANA anie Jehovah Heriko izay mampianatra ny tanako hiady ary ny rantsan-tanako hamely.
2. My goodness, and my fortress; my high tower, and my deliverer; my shield, and he in whom I trust; who subdueth my people under me.
2. Mon bienfaiteur et ma forteresse, Ma haute retraite et mon libérateur, Mon bouclier, celui qui est mon refuge, Qui m`assujettit mon peuple!
2. Izay soa ho ahy sy batery fiarovana ahy, tilikambo avo ho ahy sy Mpanafaka ahy ary ampingako sy itokiako, izay mampanaiky ny vahoakako hanoa ahy.
3. LORD, what is man, that thou takest knowledge of him! or the son of man, that thou makest account of him!
3. Éternel, qu`est-ce que l`homme, pour que tu le connaisses? Le fils de l`homme, pour que tu prennes garde à lui?
3. Jehovah ô, inona ny olona no amantaranao azy! na ny zanak' olombelona no iheveranao azy !
4. Man is like to vanity: his days are as a shadow that passeth away.
4. L`homme est semblable à un souffle, Ses jours sont comme l`ombre qui passe.
4. Ny olona dia tahaka ny zava-poana, ny androny dia tahaka ny aloka mihelina.
5. Bow thy heavens, O LORD, and come down: touch the mountains, and they shall smoke.
5. Éternel, abaisse tes cieux, et descends! Touche les montagnes, et qu`elles soient fumantes!
5. "Jehovah ô, aondreho ny lanitrao ka midina; tendreo ny tendrombohitra dia hidonaka ireny."
6. Cast forth lightning, and scatter them: shoot out thine arrows, and destroy them.
6. Fais briller les éclairs, et disperse mes ennemis! Lance tes flèches, et mets-les en déroute!
6. "Ampitselatselaro ny helatra ka ampielezo ireo; alefaso ny zana-tsipìkanao ka aringano ireo;"
7. Send thine hand from above; rid me, and deliver me out of great waters, from the hand of strange children;
7. "Étends tes mains d`en haut; Délivre-moi et sauve-moi des grandes eaux, De la main des fils de l`étranger,"
7. "Ahinjiro avy any ambony ny tananao; sintony aho ka afaho amin' ny rano be, amin' ny tanan' ny zanaky ny firenen-kafa,"
8. Whose mouth speaketh vanity, and their right hand is a right hand of falsehood.
8. Dont la bouche profère la fausseté, Et dont la droite est une droite mensongère.
8. Izay miteny zava-poana amin' ny vavany, ary ny tanany ankavanana dia tanana ankavanana mamitaka.
9. I will sing a new song unto thee, O God: upon a psaltery and an instrument of ten strings will I sing praises unto thee.
9. O Dieu! je te chanterai un cantique nouveau, Je te célébrerai sur le luth à dix cordes.
9. "Andriamanitra ô, hihira fihiram-baovao ho anao aho; amin' ny valiha tory folo no hihirako fiderana anao."
10. It is he that giveth salvation unto kings: who delivereth David his servant from the hurtful sword.
10. Toi, qui donnes le salut aux rois, Qui sauvas du glaive meurtrier David, ton serviteur,
10. Izy no manome famonjena ho an' ny mpanjaka sady manafaka an' i Davida mpanompony amin' ny sabatra mandratra.
11. Rid me, and deliver me from the hand of strange children, whose mouth speaketh vanity, and their right hand is a right hand of falsehood:
11. Délivre-moi et sauve-moi de la main des fils de l`étranger, Dont la bouche profère la fausseté, Et dont la droite est une droite mensongère!...
11. "Sintony aho ka afaho amin' ny tanan' ny zanaky ny firenen-kafa izay miteny zava-poana amin' ny vavany ary ny tanany ankavanana dia tanana ankavanana mamitaka;"
12. That our sons may be as plants grown up in their youth; that our daughters may be as corner stones, polished after the similitude of a palace:
12. "Nos fils sont comme des plantes Qui croissent dans leur jeunesse; Nos filles comme les colonnes sculptées Qui font l`ornement des palais."
12. "Mba ho tahaka ny zava-maniry mitombo amin' ny fahatanorany ny zanakay lahy; ary ho tahaka ny vato fehizoro mamiratra ao amin' ny lapan' andriana ny zanakay vavy."
13. That our garners may be full, affording all manner of store: that our sheep may bring forth thousands and ten thousands in our streets:
13. "Nos greniers sont pleins, Regorgeant de tout espèce de provisions; Nos troupeaux se multiplient par milliers, par dix milliers, Dans nos campagnes;"
13. "Ho feno ny trano fitehirizanay ka hisy vokatra betsaka samihafa karazana; hiteraka arivoarivo sy alinalina ny ondrinay any an-dalambenay:"
14. That our oxen may be strong to labour; that there be no breaking in, nor going out; that there be no complaining in our streets.
14. "Nos génisses sont fécondes; Point de désastre, point de captivité, Point de cris dans nos rues!"
14. Ka hatanjaka ny ombinay mba hiasa ary tsy hisy ho rava, na ho lasan-ko babo sady tsy hisy fitarainana any an-dalambenay.
15. Happy is that people, that is in such a case: yea, happy is that people, whose God is the LORD.
15. Heureux le peuple pour qui il en est ainsi! Heureux le peuple dont l`Éternel est le Dieu!
15. "Sambatra ny olona izay tahaka izany; eny, sambatra ny olona izay manana an' i Jehovah ho Andriamaniny."