1. Lord, my heart is not haughty, nor mine eyes lofty: neither do I exercise myself in great matters, or in things too high for me.
1. "Cantique des degrés. De David. Éternel! je n`ai ni un coeur qui s`enfle, ni des regards hautains; Je ne m`occupe pas de choses trop grandes et trop relevées pour moi."
1. "[Hira misy hevitra ambaratonga. Nataon' i Davida.] JEHOVAH ô, tsy nirehareha ny foko, ary tsy niandranandrana ny masoko; ary tsy nisaintsaina izay zavatra ambony loatra aho, na izay saro-pantarina tsy takatro."
2. Surely I have behaved and quieted myself, as a child that is weaned of his mother: my soul is even as a weaned child.
2. "Loin de là, j`ai l`âme calme et tranquille, Comme un enfant sevré qui est auprès de sa mère; J`ai l`âme comme un enfant sevré."
2. "Fa nampionona sy nampangina ny tenako tokoa aho, tahaka ny zaza efa maoty eo amin-dreniny; dia tahaka ny zaza efa maoty ny fanahiko."
3. Let Israel hope in the LORD from henceforth and for ever.
3. Israël, mets ton espoir en l`Éternel, Dès maintenant et à jamais!
3. Aoka Isiraely hanantena an' i Jehovah hatramin' izao ka ho mandrakizay.