1. Out of the depths have I cried unto thee, O LORD.
1. Cantique des degrés. Du fond de l`abîme je t`invoque, ô Éternel!
1. [Hira misy hevitra ambaratonga.] TAO amin' ny lalina no niantsoako Anao, Jehovah ô.
2. Lord, hear my voice: let thine ears be attentive to the voice of my supplications.
2. Seigneur, écoute ma voix! Que tes oreilles soient attentives A la voix de mes supplications!
2. "Tompo ô, henoy ny feoko; aoka ny sofinao hihaino tsara ny feon' ny fifonako."
3. If thou, LORD, shouldest mark iniquities, O Lord, who shall stand?
3. Si tu gardais le souvenir des iniquités, Éternel, Seigneur, qui pourrait subsister?
3. Raha manamarika heloka Ianao, Jehovah, iza no hahajanona, Tompo ô?
4. But there is forgiveness with thee, that thou mayest be feared.
4. Mais le pardon se trouve auprès de toi, Afin qu`on te craigne.
4. Fa eo aminao no misy famelan-keloka, mba hatahorana anao.
5. I wait for the LORD, my soul doth wait, and in his word do I hope.
5. J`espère en l`Éternel, mon âme espère, Et j`attends sa promesse.
5. Miandry an' i Jehovah aho, miandry Azy ny fanahiko, ary ny teniny no antenaiko tokoa.
6. My soul waiteth for the Lord more than they that watch for the morning: I say, more than they that watch for the morning.
6. Mon âme compte sur le Seigneur, Plus que les gardes ne comptent sur le matin, Que les gardes ne comptent sur le matin.
6. Miandry ny Tompo ny fanahiko mihoatra noho ny fiandrin' ny mpiambina ny maraina, hoy aho, mihoatra noho ny fiandrin' ny mpiambina ny maraina.
7. Let Israel hope in the LORD: for with the LORD there is mercy, and with him is plenteous redemption.
7. Israël, mets ton espoir en l`Éternel! Car la miséricorde est auprès de l`Éternel, Et la rédemption est auprès de lui en abondance.
7. "Aoka ny Isiraely hanantena an' i Jehovah; fa ao amin' i Jehovah misy famindrampo sy fanavotana be;"
8. And he shall redeem Israel from all his iniquities.
8. C`est lui qui rachètera Israël De toutes ses iniquités.
8. Ary izy no hanavotra ny Isiraely ho afaka amin' ny helony rehetra.
<
>