1. Many a time have they afflicted me from my youth, may Israel now say:
1. Cantique des degrés. Ils m`ont assez opprimé dès ma jeunesse, Qu`Israël le dise!
1. [Hira misy hevitra ambaratonga.] NAMPAHORY ahy imbetsaka hatramin' ny fahatanorako ireo, aoka ankehitriny hotenenin' ny Isiraely hoe:
2. Many a time have they afflicted me from my youth: yet they have not prevailed against me.
2. Ils m`ont assez opprimé dès ma jeunesse, Mais ils ne m`ont pas vaincu.
2. "Nampahory ahy imbetsaka hatramin' ny fahatanorako ireo; nefa tsy naharesy ahy."
3. The plowers plowed upon my back: they made long their furrows.
3. Des laboureurs ont labouré mon dos, Ils y ont tracé de longs sillons.
3. "Ny mpitana fangady tarihina dia niasa ny lamosiko; efa nanalava ny vavasany izy."
4. The LORD is righteous: he hath cut asunder the cords of the wicked.
4. L`Éternel est juste: Il a coupé les cordes des méchants.
4. "Marina Jehovah; efa nanapaka ny famatorana nataon' ny ratsy fanahy Izy."
5. Let them all be confounded and turned back that hate Zion.
5. Qu`ils soient confondus et qu`ils reculent, Tous ceux qui haïssent Sion!
5. Aoka ho menatra sy hiamboho izay rehetra mandrafy an' i Ziona.
6. Let them be as the grass upon the housetops, which withereth afore it groweth up:
6. Qu`ils soient comme l`herbe des toits, Qui sèche avant qu`on l`arrache!
6. Aoka ho tahaka ny ahitra eo an-tampon-trano izy, izay malazo raha mbola tsy mitombo akory.
7. Wherewith the mower filleth not his hand; nor he that bindeth sheaves his bosom.
7. Le moissonneur n`en remplit point sa main, Celui qui lie les gerbes n`en charge point son bras,
7. "Tsy misy mpijinja mameno tanana na mpamehy amboara mameno tratra amin' izany;"
8. Neither do they which go by say, The blessing of the LORD be upon you: we bless you in the name of the LORD.
8. Et les passants ne disent point: Que la bénédiction de l`Éternel soit sur vous! Nous vous bénissons au nom de l`Éternel!
8. "Ka dia tsy hisy mpandalo hanao hoe: Ho aminareo anie ny fitahian' i Jehovah; ny anaran' i Jehovah no hitsofanay rano anareo."