1. Blessed is every one that feareth the LORD; that walketh in his ways.
1. Cantique des degrés. Heureux tout homme qui craint l`Éternel, Qui marche dans ses voies!
1. [Hira misy hevitra ambaratonga.] SAMBATRA izay rehetra matahotra an' i Jehovah! dia izay mandeha amin' ny lalany.
2. For thou shalt eat the labour of thine hands: happy shalt thou be, and it shall be well with thee.
2. Tu jouis alors du travail de tes mains, Tu es heureux, tu prospères.
2. "Fa hohaninao tokoa ny asan' ny tananao; sambatra sady ambinina ianao."
3. Thy wife shall be as a fruitful vine by the sides of thine house: thy children like olive plants round about thy table.
3. "Ta femme est comme une vigne féconde Dans l`intérieur de ta maison; Tes fils sont comme des plants d`olivier, Autour de ta table."
3. "Ny vadinao dia ho tahaka ny voaloboka mahavokatra ao anatin' ny tranonao; ny zanakao dia ho tahaka ny zanak' oliva manodidina ny latabatrao."
4. Behold, that thus shall the man be blessed that feareth the LORD.
4. C`est ainsi qu`est béni L`homme qui craint l`Éternel.
4. Indro, fa toy izany no hitahiana izay lehilahy matahotra an' i Jehovah.
5. The LORD shall bless thee out of Zion: and thou shalt see the good of Jerusalem all the days of thy life.
5. "L`Éternel te bénira de Sion, Et tu verras le bonheur de Jérusalem Tous les jours de ta vie;"
5. "Hitahy anao avy ao Ziona anie Jehovah; ary hahita ny fahasoavan' i Jerosalema amin' ny andro rehetra hiainanao ianao."
6. Yea, thou shalt see thy children's children, and peace upon Israel.
6. Tu verras les fils de tes fils. Que la paix soit sur Israël!
6. "Eny, hahita ny zafinao anie ianao; fiadanana anie ho amin' ny Isiraely."