1. Except the LORD build the house, they labour in vain that build it: except the LORD keep the city, the watchman waketh but in vain.
1. "Cantique des degrés. De Salomon. Si l`Éternel ne bâtit la maison, Ceux qui la bâtissent travaillent en vain; Si l`Éternel ne garde la ville, Celui qui la garde veille en vain."
1. [Hira misy hevitra ambaratonga. Nataon' i Solomona.] RAHA tsy Jehovah no manao ny trano, dia miasa foana ny mpanao azy. Raha tsy Jehovah no miambina ny tanàna, dia miari-tory foana ny mpiambina.
2. It is vain for you to rise up early, to sit up late, to eat the bread of sorrows: for so he giveth his beloved sleep.
2. "En vain vous levez-vous matin, vous couchez-vous tard, Et mangez-vous le pain de douleur; Il en donne autant à ses bien-aimés pendant leur sommeil."
2. "Zava-poana ho anareo ny mifoha maraina, ny alim-pandry, ny mihinana ny hanina azo amin' ny fahoriana; fa omeny torimaso kosa ny malalany."
3. Lo, children are an heritage of the LORD: and the fruit of the womb is his reward.
3. Voici, des fils sont un héritage de l`Éternel, Le fruit des entrailles est une récompense.
3. Indro, lova avy amin' i Jehovah ny zanaka maro, ary ny ateraky ny kibo no valisoany.
4. As arrows are in the hand of a mighty man; so are children of the youth.
4. Comme les flèches dans la main d`un guerrier, Ainsi sont les fils de la jeunesse.
4. Tahaka ny zana-tsipìka eo an-tanan' ny lehilahy mahery ny zanaky ny fahatanorana.
5. Happy is the man that hath his quiver full of them: they shall not be ashamed, but they shall speak with the enemies in the gate.
5. Heureux l`homme qui en a rempli son carquois! Ils ne seront pas confus, Quand ils parleront avec des ennemis à la porte.
5. "Sambatra izay lehilahy mameno ny tranon-jana-tsipìkany amin' ireny; tsy ho menatra ireny, raha mifamaly amin' ny fahavalo eo am-bavahady."
<
>