1. If it had not been the LORD who was on our side, now may Israel say;
1. Cantique des degrés. De David. Sans l`Éternel qui nous protégea, Qu`Israël le dise!
1. [Hira misy hevitra ambaratonga. Nataon' i Davida.] RAHA tsy Jehovah no nomba antsika, ankehitriny dia afa-miteny Isiraely hoe:
2. If it had not been the LORD who was on our side, when men rose up against us:
2. Sans l`Éternel qui nous protégea, Quand les hommes s`élevèrent contre nous,
2. Raha tsy Jehovah no nomba antsika, raha nitsangana hamely antsika ny olona,
3. Then they had swallowed us up quick, when their wrath was kindled against us:
3. "Ils nous auraient engloutis tout vivants, Quand leur colère s`enflamma contre nous;"
3. "Dia efa nitelina antsika velona izy, raha nirehitra tamintsika ny fahatezeran' ireo;"
4. Then the waters had overwhelmed us, the stream had gone over our soul:
4. "Alors les eaux nous auraient submergés, Les torrents auraient passé sur notre âme;"
4. Dia efa nandifotra antsika ny rano, ary nanafotra ny fanahintsika ny riaka.
5. Then the proud waters had gone over our soul.
5. Alors auraient passé sur notre âme Les flots impétueux.
5. Eny, efa nanafotra ny fanahintsika ny rano misafoaka.
6. Blessed be the LORD, who hath not given us as a prey to their teeth.
6. Béni soit l`Éternel, Qui ne nous a pas livrés en proie à leurs dents!
6. Isaorana anie Jehovah, Izay tsy nanolotra antsika ho rembin' ny nifiny.
7. Our soul is escaped as a bird out of the snare of the fowlers: the snare is broken, and we are escaped.
7. "Notre âme s`est échappée comme l`oiseau du filet des oiseleurs; Le filet s`est rompu, et nous nous sommes échappés."
7. Ny fanahintsika dia efa afaka tahaka ny vorona afaka tamin' ny fandriky ny mpihaza: tapaka ny fandrika, ka afaka isika.
8. Our help is in the name of the LORD, who made heaven and earth.
8. Notre secours est dans le nom de l`Éternel, Qui a fait les cieux et la terre.
8. Ny famonjena antsika dia avy amin' ny anaran' i Jehovah, Mpanao ny lanitra sy ny tany.
<
>