1. They that trust in the LORD shall be as mount Zion, which cannot be removed, but abideth for ever.
1. Cantique des degrés. Ceux qui se confient en l`Éternel Sont comme la montagne de Sion: elle ne chancelle point, Elle est affermie pour toujours.
1. [Hira misy hevitra ambaratonga.] Izay matoky an' i Jehovah dia ho tahaka ny tendrombohitra Ziona, izay tsy azo hetsehina, fa mitoetra mandrakizay.
2. As the mountains are round about Jerusalem, so the LORD is round about his people from henceforth even for ever.
2. "Des montagnes entourent Jérusalem; Ainsi l`Éternel entoure son peuple, Dès maintenant et à jamais."
2. Tahaka ny tendrombohitra manodidina an' i Jerosalema no anodidinan' ny Jehovah ny olony hatramin' izao ka ho mandrakizay.
3. For the rod of the wicked shall not rest upon the lot of the righteous; lest the righteous put forth their hands unto iniquity.
3. Car le sceptre de la méchanceté ne restera pas sur le lot des justes, Afin que les justes ne tendent pas les mains vers l`iniquité.
3. "Fa tsy hitoetra eo amin' ny anjaran' ny marina ny tehin' ny ratsy fanahy; fandrao ny marina haninjitra ny tanany ho amin' ny heloka."
4. Do good, O LORD, unto those that be good, and to them that are upright in their hearts.
4. Éternel, répands tes bienfaits sur les bons Et sur ceux dont le coeur est droit!
4. Jehovah ô, manaova soa amin' ny tsara sy izay mahitsy fo.
5. As for such as turn aside unto their crooked ways, the LORD shall lead them forth with the workers of iniquity: but peace shall be upon Israel.
5. Mais ceux qui s`engagent dans des voies détournées, Que l`Éternel les détruise avec ceux qui font le mal! Que la paix soit sur Israël!
5. "Fa izay mivily ho amin' ny sakeli-dàlany miolakolaka dia horoahin' i Jehovah miaraka amin' ny mpanao heloka; fa fiadanana no ho amin' ny Isiraely."
<
>