1. I was glad when they said unto me, Let us go into the house of the LORD.
1. Cantique des degrés. De David. Je suis dans la joie quand on me dit: Allons à la maison de l`Éternel!
1. [Hira misy hevitra ambaratonga. Nataon' i Davida.] FALY aho, raha hoy izy ireo tamiko: Andeha isika ho any an-tranon' i Jehovah.
2. Our feet shall stand within thy gates, O Jerusalem.
2. Nos pieds s`arrêtent Dans tes portes, Jérusalem!
2. Hijoro ao anatin' ny vavahadinao ny tongotray, ry Jerosalema ô.
3. Jerusalem is builded as a city that is compact together:
3. Jérusalem, tu es bâtie Comme une ville dont les parties sont liées ensemble.
3. "Jerosalema dia voaorina toy ny tanàna voatambatra;"
4. Whither the tribes go up, the tribes of the LORD, unto the testimony of Israel, to give thanks unto the name of the LORD.
4. C`est là que montent les tribus, les tribus de l`Éternel, Selon la loi d`Israël, Pour louer le nom de l`Éternel.
4. Izay hiakaran' ny foko, dia ny firenen' i Jehovah, ho vavolombelona amin' ny Isiraely, mba hisaotra ny anaran' i Jehovah.
5. For there are set thrones of judgment, the thrones of the house of David.
5. Car là sont les trônes pour la justice, Les trônes de la maison de David.
5. Fa any no misy seza fitsarana mipetraka, dia ny sezafiandrianan' ny mpianakavin' i Davida.
6. Pray for the peace of Jerusalem: they shall prosper that love thee.
6. Demandez la paix de Jérusalem. Que ceux qui t`aiment jouissent du repos!
6. "Mangataha fiadanana ho an' i Jerosalema; hambinina izay tia anao."
7. Peace be within thy walls, and prosperity within thy palaces.
7. Que la paix soit dans tes murs, Et la tranquillité dans tes palais!
7. "Fiadanana anie ho ao anatin' ny mandanao; ary fanambinana anie ho ao an-dapanao."
8. For my brethren and companions' sakes, I will now say, Peace be within thee.
8. "A cause de mes frères et de mes amis, Je désire la paix dans ton sein;"
8. Noho ny rahalahiko sy ny namako no hanaovako hoe: Fiadanana anie ho ao anatinao.
9. Because of the house of the LORD our God I will seek thy good.
9. A cause de la maison de l`Éternel, notre Dieu, Je fais des voeux pour ton bonheur.
9. Noho ny tranon' i Jehovah Andriamanitsika dia hitady izay hahatsara anao aho.
<
>