1. In my distress I cried unto the LORD, and he heard me.
1. Cantique des degrés. Dans ma détresse, c`est à l`Éternel Que je crie, et il m`exauce.
1. [Hira misy hevitra ambaratonga.] JEHOVAH no nitarainako tamin' ny fahoriako, dia nihaino ahy izy.
2. Deliver my soul, O LORD, from lying lips, and from a deceitful tongue.
2. Éternel, délivre mon âme de la lèvre mensongère, De la langue trompeuse!
2. Jehovah ô, afaho ny fanahiko amin' ny molotra mandainga, sy amin' ny lela mamitaka.
3. What shall be given unto thee? or what shall be done unto thee, thou false tongue?
3. Que te donne, que te rapporte Une langue trompeuse?
3. Inona no homeny anao, ary inona koa no hataony ho anao, ry lela mamitaka?
4. Sharp arrows of the mighty, with coals of juniper.
4. Les traits aigus du guerrier, Avec les charbons ardents du genêt.
4. Zana-tsipìkan' ny mahery sady voaranitra, mbamin' ny vainafon' anjavidy.
5. Woe is me, that I sojourn in Mesech, that I dwell in the tents of Kedar!
5. Malheureux que je suis de séjourner à Méschec, D`habiter parmi les tentes de Kédar!
5. Lozako fa mivahiny eto amin' i Maseka aho ary mitoetra ato an-dain' i Kedara!
6. My soul hath long dwelt with him that hateth peace.
6. Assez longtemps mon âme a demeuré Auprès de ceux qui haïssent la paix.
6. Ela no nitoeran' ny fanahiko teo amin' izay mankahala fihavanana.
7. I am for peace: but when I speak, they are for war.
7. "Je suis pour la paix; mais dès que je parle, Ils sont pour la guerre."
7. "Raha izaho, dia fihavanana; kanjo nony miteny aho dia mila ady kosa ireny."
<
>