1. Help, LORD; for the godly man ceaseth; for the faithful fail from among the children of men.
1. (12:1) Au chef des chantres. Sur la harpe à huit cordes. Psaume de David. (12:2) Sauve, Éternel! car les hommes pieux s`en vont, Les fidèles disparaissent parmi les fils de l`homme.
1. [Ho an' ny mpiventy hira. Al-hasheminith. Salamo nataon' i Davida.] VONJEO Jehovah ô! fa efa lany ny olona araka an' Andriamanitra, satria tsy misy olona mahatoky intsony eo amin' ny zanak' olombelona.
2. They speak vanity every one with his neighbour: with flattering lips and with a double heart do they speak.
2. (12:3) On se dit des faussetés les uns aux autres, On a sur les lèvres des choses flatteuses, On parle avec un coeur double.
2. Milaza zava-poana amin' ny namany avy izy, ary amin' ny molotra mandrobo sy amin' ny fo mamorom-pitaka no itenenany.
3. The LORD shall cut off all flattering lips, and the tongue that speaketh proud things:
3. (12:4) Que l`Éternel extermine toutes les lèvres flatteuses, La langue qui discourt avec arrogance,
3. Hotapahin' i Jehovah ny molotra mandrobo rehetra sy ny lela miteny avonavona,
4. Who have said, With our tongue will we prevail; our lips are our own: who is lord over us?
4. "(12:5) Ceux qui disent: Nous sommes puissants par notre langue, Nous avons nos lèvres avec nous; Qui serait notre maître? -"
4. "Izay nanao hoe: Hampahery anay ny lelanay; miandany aminay ny molotray: Iza no tomponay?"
5. For the oppression of the poor, for the sighing of the needy, now will I arise, saith the LORD; I will set him in safety from him that puffeth at him.
5. (12:6) Parce que les malheureux sont opprimés et que les pauvres gémissent, Maintenant, dit l`Éternel, je me lève, J`apporte le salut à ceux contre qui l`on souffle.
5. "Noho ny fampahoriana ny mahantra sy ny fisentoan' ny ory, dia hitsangana Aho ankehitriny, hoy Jehovah; hovonjeko izay vingavingain' ny sasany."
6. The words of the LORD are pure words: as silver tried in a furnace of earth, purified seven times.
6. (12:7) Les paroles de l`Éternel sont des paroles pures, Un argent éprouvé sur terre au creuset, Et sept fois épuré.
6. Ny tenin' i Jehovah dia teny madio, tahaka ny volafotsy voarendrika tao anatin' ny memy ka mitsoriaka amin' ny tany, eny, voadio impito.
7. Thou shalt keep them, O LORD, thou shalt preserve them from this generation for ever.
7. (12:8) Toi, Éternel! tu les garderas, Tu les préserveras de cette race à jamais.
7. Ianao Jehovah ô, no hiaro azy, Ianao no hiambina azy mandrakizay tsy ho azon' ity taranaka ity.
8. The wicked walk on every side, when the vilest men are exalted.
8. (12:9) Les méchants se promènent de toutes parts, Quand la bassesse règne parmi les fils de l`homme.
8. Rehefa misandratra ny olom-poana, dia mandehandeha eny tontolo eny ny ratsy fanahy.
<
>