1. I love the LORD, because he hath heard my voice and my supplications.
1. "J`aime l`Éternel, car il entend Ma voix, mes supplications;"
1. TIA an' i Jehovah aho, satria efa nandre ny feoko sy ny fitarainako Izy.
2. Because he hath inclined his ear unto me, therefore will I call upon him as long as I live.
2. "Car il a penché son oreille vers moi; Et je l`invoquerai toute ma vie."
2. Satria efa nanongilana ny sofiny tamiko Izy, dia hiantso Azy aho, raha mbola velona koa.
3. The sorrows of death compassed me, and the pains of hell gat hold upon me: I found trouble and sorrow.
3. "Les liens de la mort m`avaient environné, Et les angoisses du sépulcre m`avaient saisi; J`étais en proie à la détresse et à la douleur."
3. "Nihodidina tamiko ny alahelon' ny fahafatesana, ary nahazo ahy ny fanaintainan' ny helo; nahita fahoriana sy alahelo aho."
4. Then called I upon the name of the LORD; O LORD, I beseech thee, deliver my soul.
4. Mais j`invoquerai le nom de l`Éternel: O Éternel, sauve mon âme!
4. "Dia niantso ny anaran' i Jehovah aho; Jehovah ô, mifona aminao aho, vonjeo ny fanahiko."
5. Gracious is the LORD, and righteous; yea, our God is merciful.
5. "L`Éternel est miséricordieux et juste, Notre Dieu est plein de compassion;"
5. "Miantra sy marina Jehovah; eny, mamindra fo Andriamanitsika."
6. The LORD preserveth the simple: I was brought low, and he helped me.
6. "L`Éternel garde les simples; J`étais malheureux, et il m`a sauvé."
6. "Miaro ny kely saina Jehovah; naetry aho, nefa namonjy ahy Izy."
7. Return unto thy rest, O my soul; for the LORD hath dealt bountifully with thee.
7. Mon âme, retourne à ton repos, Car l`Éternel t`a fait du bien.
7. "Miverena ho amin' ny fitsaharanao, ry fanahiko; fa efa nanisy soa anao Jehovah."
8. For thou hast delivered my soul from death, mine eyes from tears, and my feet from falling.
8. Oui, tu as délivré mon âme de la mort, Mes yeux des larmes, Mes pieds de la chute.
8. Fa nanafaka ny fanahiko tamin'ny fahafatesana Ianao, ny masoko tamin' ny ranomaso ary ny tongotro tamin' ny fahalavoana.
9. I will walk before the LORD in the land of the living.
9. Je marcherai devant l`Éternel, Sur la terre des vivants.
9. Handeha eo anatrehan' i Jehovah eo amin' ny tanin' ny velona aho.
10. I believed, therefore have I spoken: I was greatly afflicted:
10. J`avais confiance, lorsque je disais: Je suis bien malheureux!
10. "Nino aho, ka dia niteny; ory indrindra aho;"
11. I said in my haste, All men are liars.
11. Je disais dans mon angoisse: Tout homme est trompeur.
11. Hoy aho tamin' ny fahatairako: Mpandainga ny olona rehetra.
12. What shall I render unto the LORD for all his benefits toward me?
12. Comment rendrai-je à l`Éternel Tous ses bienfaits envers moi?
12. Inona no havaliko an' i Jehovah noho ny soa rehetra nataony tamiko?
13. I will take the cup of salvation, and call upon the name of the LORD.
13. "J`élèverai la coupe des délivrances, Et j`invoquerai le nom de l`Éternel;"
13. Handray ny kapoaky ny famonjena aho ka hiantso ny anaran' i Jehovah.
14. I will pay my vows unto the LORD now in the presence of all his people.
14. J`accomplirai mes voeux envers l`Éternel, En présence de tout son peuple.
14. Hanefa ny voadiko amin' i Jehovah aho izao, eo anatrehan' ny olony rehetra.
15. Precious in the sight of the LORD is the death of his saints.
15. Elle a du prix aux yeux de l`Éternel, La mort de ceux qui l`aiment.
15. Sarobidy eo anatrehan' i Jehovah ny fahafatesan' ny olony masina.
16. O LORD, truly I am thy servant; I am thy servant, and the son of thine handmaid: thou hast loosed my bonds.
16. Écoute-moi, ô Éternel! car je suis ton serviteur, Ton serviteur, fils de ta servante. Tu as détaché mes liens.
16. "Jehovah ô, mpanomponao tokoa aho; mpanomponao tokoa aho sady zanaky ny ankizivavinao; namaha ny fatorako Ianao."
17. I will offer to thee the sacrifice of thanksgiving, and will call upon the name of the LORD.
17. "Je t`offrirai un sacrifice d`actions de grâces, Et j`invoquerai le nom de l`Éternel;"
17. "Ianao no hanaterako fanati-pisaorana, ary ny anaran' i Jehovah no hantsoiko;"
18. I will pay my vows unto the LORD now in the presence of all his people,
18. J`accomplirai mes voeux envers l`Éternel, En présence de tout son peuple,
18. Hanefa ny voadiko amin' i Jehovah aho ankehitriny eo anatrehan' ny olony rehetra.
19. In the courts of the LORD's house, in the midst of thee, O Jerusalem. Praise ye the LORD.
19. Dans les parvis de la maison de l`Éternel, Au milieu de toi, Jérusalem! Louez l`Éternel!
19. Dia eo an-kianjan' ny tranon' i Jehovah, eo afovoanao, ry Jerosalema ô. Miderà an' i Jehovah.