1. Not unto us, O LORD, not unto us, but unto thy name give glory, for thy mercy, and for thy truth's sake.
1. Non pas à nous, Éternel, non pas à nous, Mais à ton nom donne gloire, A cause de ta bonté, à cause de ta fidélité!
1. JEHOVAH ô, aza izahay, aza izahay no omena voninahitra, fa ny anaranao, noho ny famindramponao sy ny fahamarinanao.
2. Wherefore should the heathen say, Where is now their God?
2. Pourquoi les nations diraient-elles: Où donc est leur Dieu?
2. Nahoana ny jentilisa no manao hoe: Aiza izay Andriamaniny?
3. But our God is in the heavens: he hath done whatsoever he hath pleased.
3. Notre Dieu est au ciel, Il fait tout ce qu`il veut.
3. "Nefa any an-danitra Andriamanitsika; efa nanao izay sitrapony rehetra Izy."
4. Their idols are silver and gold, the work of men's hands.
4. Leurs idoles sont de l`argent et de l`or, Elles sont l`ouvrage de la main des hommes.
4. Volamena sy volafotsy ny sampin' ireny, asan' ny tanan' olona:
5. They have mouths, but they speak not: eyes have they, but they see not:
5. Elles ont une bouche et ne parlent point, Elles ont des yeux et ne voient point,
5. "Manam-bava izy fa tsy miteny; mana-maso izy, fa tsy mahita;"
6. They have ears, but they hear not: noses have they, but they smell not:
6. Elles ont des oreilles et n`entendent point, Elles ont un nez et ne sentent point,
6. "Manan-tsofina izy, fa tsy mandre; manana orona izy, fa tsy manimbolo;"
7. They have hands, but they handle not: feet have they, but they walk not: neither speak they through their throat.
7. Elles ont des mains et ne touchent point, Des pieds et ne marchent point, Elles ne produisent aucun son dans leur gosier.
7. "Manan-tanana izy, fa tsy mandray; manan-tongotra izy, fa tsy mandeha; ary tsy mahaloa-peo ny tendany."
8. They that make them are like unto them; so is every one that trusteth in them.
8. Ils leur ressemblent, ceux qui les fabriquent, Tous ceux qui se confient en elles.
8. Tahaka azy izay manao azy, sy izay rehetra matoky azy.
9. O Israel, trust thou in the LORD: he is their help and their shield.
9. Israël, confie-toi en l`Éternel! Il est leur secours et leur bouclier.
9. "Ry Isiraely ô, matokia an' i Jehovah; Heriny sy ampingany Izy."
10. O house of Aaron, trust in the LORD: he is their help and their shield.
10. Maison d`Aaron, confie-toi en l`Éternel! Il est leur secours et leur bouclier.
10. "Ry taranak' i Arona ô, matokia an' i Jehovah; Heriny sy ampingany Izy."
11. Ye that fear the LORD, trust in the LORD: he is their help and their shield.
11. Vous qui craignez l`Éternel, confiez-vous en l`Éternel! Il est leur secours et leur bouclier.
11. "Matokia an' i Jehovah, ianareo izay matahotra an' i Jehovah; Heriny sy ampingany Izy."
12. The LORD hath been mindful of us: he will bless us; he will bless the house of Israel; he will bless the house of Aaron.
12. L`Éternel se souvient de nous: il bénira, Il bénira la maison d`Israël, Il bénira la maison d`Aaron,
12. "Mahatsiaro antsika Jehovah ka hitahy antsika; hitahy ny taranak' Isiraely Izy; hitahy ny taranak' i Arona Izy."
13. He will bless them that fear the LORD, both small and great.
13. "Il bénira ceux qui craignent l`Éternel, les petits et les grands;"
13. Hotahiany izay matahotra an' i Jehovah, na ny kely na ny lehibe.
14. The LORD shall increase you more and more, you and your children.
14. L`Éternel vous multipliera ses faveurs, A vous et à vos enfants.
14. Hampitombo anareo bebe kokoa hatrany Jehovah, dia ianareo sy ny zanakareo.
15. Ye are blessed of the LORD which made heaven and earth.
15. Soyez bénis par l`Éternel, Qui a fait les cieux et la terre!
15. Hotahian' i Jehovah izay mpanao ny lanitra sy ny tany anie ianareo.
16. The heaven, even the heavens, are the LORD's: but the earth hath he given to the children of men.
16. Les cieux sont les cieux de l`Éternel, Mais il a donné la terre aux fils de l`homme.
16. "Ny lanitra, eny, ny lanitra rehetra dia an' i Jehovah; fa ny tany dia nomeny ny zanak' olombelona."
17. The dead praise not the LORD, neither any that go down into silence.
17. "Ce ne sont pas les morts qui célèbrent l`Éternel, Ce n`est aucun de ceux qui descendent dans le lieu du silence;"
17. "Ny maty tsy mba midera an' i Jehovah, na izay midina any amin' ny mangingina;"
18. But we will bless the LORD from this time forth and for evermore. Praise the LORD.
18. Mais nous, nous bénirons l`Éternel, Dès maintenant et à jamais. Louez l`Éternel!
18. Fa hisaotra an' i Jehovah izahay, hatramin' izao ka ho mandrakizay. Miderà an' i Jehovah.
<
>