1. When Israel went out of Egypt, the house of Jacob from a people of strange language;
1. Quand Israël sortit d`Égypte, Quand la maison de Jacob s`éloigna d`un peuple barbare,
1. FONY nivoaka avy tany Egypta ny Isiraely, dia ny taranak' i Jakoba avy tany amin' ny firenena hafa fiteny,
2. Judah was his sanctuary, and Israel his dominion.
2. Juda devint son sanctuaire, Israël fut son domaine.
2. Joda no fitoerany masina, ary Isiraely no fanjakany.
3. The sea saw it, and fled: Jordan was driven back.
3. "La mer le vit et s`enfuit, Le Jourdain retourna en arrière;"
3. "Nahita izany ny ranomasina ka nandositra; ary niorika Jordana."
4. The mountains skipped like rams, and the little hills like lambs.
4. Les montagnes sautèrent comme des béliers, Les collines comme des agneaux.
4. Ny tendrombohitra dia nifalihavanja tahaka ny ondrilahy, ary ny havoana tahaka ny zanak' ondry.
5. What ailed thee, O thou sea, that thou fleddest? thou Jordan, that thou wast driven back?
5. Qu`as-tu, mer, pour t`enfuir, Jourdain, pour retourner en arrière?
5. Inona izato mahazo anao, ry ranomasina, no mandositra ianao? ary ianao, ry Jordana, no miorika ianao?
6. Ye mountains, that ye skipped like rams; and ye little hills, like lambs?
6. Qu`avez-vous, montagnes, pour sauter comme des béliers, Et vous, collines, comme des agneaux?
6. "Ary ianareo tendrombohitra, no mifalihavanja tahaka ny ondrilahy; ary ianareo havoana, tahaka ny zanak' ondry?"
7. Tremble, thou earth, at the presence of the Lord, at the presence of the God of Jacob;
7. Tremble devant le Seigneur, ô terre! Devant le Dieu de Jacob,
7. Mihorohoroa eo anatrehan'ny Tompo, ry tany, dia eo anatrehan' Andriamanitr' i Jakoba,
8. Which turned the rock into a standing water, the flint into a fountain of waters.
8. Qui change le rocher en étang, Le roc en source d`eaux.
8. Izay mampody ny vatolampy ho rano monina ary ny afovato ho loharano.
<
>