1. Praise ye the LORD. Praise, O ye servants of the LORD, praise the name of the LORD.
1. Louez l`Éternel! Serviteurs de l`Éternel, louez, Louez le nom de l`Éternel!
1. MIDERÀ an' i Jehovah. Miderà ianareo, ry mpanompon' i Jehovah, miderà ny anaran' i Jehovah.
2. Blessed be the name of the LORD from this time forth and for evermore.
2. Que le nom de l`Éternel soit béni, Dès maintenant et à jamais!
2. Isaorana anie ny anaran' i Jehovah hatramin' izao ka ho mandrakizay.
3. From the rising of the sun unto the going down of the same the LORD's name is to be praised.
3. Du lever du soleil jusqu`à son couchant, Que le nom de l`Éternel soit célébré!
3. Hoderaina anie ny anaran' i Jehovah hatramin' ny fiposahan' ny masoandro ka hatramin' ny filentehany.
4. The LORD is high above all nations, and his glory above the heavens.
4. L`Éternel est élevé au-dessus de toutes les nations, Sa gloire est au-dessus des cieux.
4. Avo ambonin' ny firenena rehetra Jehovah, ary ny voninahiny ambonin' ny lanitra.
5. Who is like unto the LORD our God, who dwelleth on high,
5. "Qui est semblable à l`Éternel, notre Dieu? Il a sa demeure en haut;"
5. Iza no tahaka an' i Jehovah Andriamanitsika, izay mipetraka any amin' ny avo,
6. Who humbleth himself to behold the things that are in heaven, and in the earth!
6. Il abaisse les regards Sur les cieux et sur la terre.
6. Nefa miondrika mijery ny any an-danitra sy ny ety an-tany?
7. He raiseth up the poor out of the dust, and lifteth the needy out of the dunghill;
7. De la poussière il retire le pauvre, Du fumier il relève l`indigent,
7. Manangana ny mahantra hiala amin' ny vovoka Izy, ary manandratra ny sahirana ho afaka eo amin' ny zezika,
8. That he may set him with princes, even with the princes of his people.
8. Pour les faire asseoir avec les grands, Avec les grands de son peuple.
8. Mba hametraka azy miaraka amin' ny mpanapaka, dia ny mpanapaka ny olony.
9. He maketh the barren woman to keep house, and to be a joyful mother of children. Praise ye the LORD.
9. Il donne une maison à celle qui était stérile, Il en fait une mère joyeuse au milieu de ses enfants. Louez l`Éternel!
9. Mampitoetra an-trano ny vehivavy momba Izy, ary mahatonga azy ho renin-jaza mifaly. Miderà an' i Jehovah.
<
>