1. Hold not thy peace, O God of my praise;
1. Au chef des chantres. De David. Psaume. Dieu de ma louange, ne te tais point!
1. [Ho an' ny mpiventy hira. Salamo nataon' i Davida.] RY Andriamanitra fiderako ô, aza mangina Ianao,
2. For the mouth of the wicked and the mouth of the deceitful are opened against me: they have spoken against me with a lying tongue.
2. Car ils ouvrent contre moi une bouche méchante et trompeuse, Ils me parlent avec une langue mensongère,
2. "Fa nisoka-bava ny ratsy fanahy sy ny mpamitaka hamely ahy; niteny hanohitra ahy tamin' ny lela mandainga izy."
3. They compassed me about also with words of hatred; and fought against me without a cause.
3. Ils m`environnent de discours haineux Et ils me font la guerre sans cause.
3. "Teny fankahalana koa no nanodidinany ahy; ary niady tamiko tsy ahoan-tsy ahoana izy."
4. For my love they are my adversaries: but I give myself unto prayer.
4. "Tandis que je les aime, ils sont mes adversaires; Mais moi je recours à la prière."
4. "Ny fitiavako dia valiany fandrafiana; fa izaho kosa dia manolo-tena mivavaka."
5. And they have rewarded me evil for good, and hatred for my love.
5. Ils me rendent le mal pour le bien, Et de la haine pour mon amour.
5. Ny soa nataoko novaliany ratsy, ary ny fitiavako novaliany fankahalana.
6. Set thou a wicked man over him: and let Satan stand at his right hand.
6. Place-le sous l`autorité d`un méchant, Et qu`un accusateur se tienne à sa droite!
6. "Anendreo olona ratsy fanahy hanapaka azy; ary aoka Satana hitsangana eo ankavanany."
7. When he shall be judged, let him be condemned: and let his prayer become sin.
7. Quand on le jugera, qu`il soit déclaré coupable, Et que sa prière passe pour un péché!
7. "Raha hotsaraina izy, dia aoka ho meloka; ary aoka ny fivavahany ho tonga fahotana."
8. Let his days be few; and let another take his office.
8. Que ses jours soient peu nombreux, Qu`un autre prenne sa charge!
8. "Aoka ho vitsy ny androny; ary aoka ho lasan' olon-kafa ny anjara raharahany."
9. Let his children be fatherless, and his wife a widow.
9. Que ses enfants deviennent orphelins, Et sa femme veuve!
9. "Aoka ho kamboty ny zanany; ary aoka ho mpitondratena ny vadiny."
10. Let his children be continually vagabonds, and beg: let them seek their bread also out of their desolate places.
10. Que ses enfants soient vagabonds et qu`ils mendient, Qu`ils cherchent du pain loin de leur demeure en ruines!
10. Aoka hirenireny mandrakariva ny zanany ka hangataka, ary aoka hiremby lavitra ny tranony efa lao izy.
11. Let the extortioner catch all that he hath; and let the strangers spoil his labour.
11. Que le créancier s`empare de tout ce qui est à lui, Et que les étrangers pillent le fruit de son travail!
11. "Aoka ny mpanao an-keriny hamandrika izay rehetra ananany; ary aoka ny vahiny hamabo ny asany."
12. Let there be none to extend mercy unto him: neither let there be any to favour his fatherless children.
12. Que nul ne conserve pour lui de l`affection, Et que personne n`ait pitié de ses orphelins!
12. Aoka tsy hisy haharitra hamindra fo aminy, na hiantra ny zanany kamboty.
13. Let his posterity be cut off; and in the generation following let their name be blotted out.
13. Que ses descendants soient exterminés, Et que leur nom s`éteigne dans la génération suivante!
13. "Aoka ho fongotra ny taranany; ary aoka hovonoina amin' ny taranaka mandimby ny anarany."
14. Let the iniquity of his fathers be remembered with the LORD; and let not the sin of his mother be blotted out.
14. Que l`iniquité de ses pères reste en souvenir devant l`Éternel, Et que le péché de sa mère ne soit point effacé!
14. "Aoka hotsarovan' i Jehovah ny helo-drainy; ary aoka tsy hovonoina ny helo-dreniny."
15. Let them be before the LORD continually, that he may cut off the memory of them from the earth.
15. Qu`ils soient toujours présents devant l`Éternel, Et qu`il retranche de la terre leur mémoire,
15. Aoka ho eo anatrehan' i Jehovah mandrakariva ireo, ary hofoanany tsy ho eto ambonin' ny tany anie ny fahatsiarovana azy.
16. Because that he remembered not to shew mercy, but persecuted the poor and needy man, that he might even slay the broken in heart.
16. Parce qu`il ne s`est pas souvenu d`exercer la miséricorde, Parce qu`il a persécuté le malheureux et l`indigent, Jusqu`à faire mourir l`homme au coeur brisé!
16. Satria tsy mba nahatsiaro hamindra fo izy, fa nanenjika ny ory sy ny malahelo ary ny reraka am-po mba hahafaty azy.
17. As he loved cursing, so let it come unto him: as he delighted not in blessing, so let it be far from him.
17. Il aimait la malédiction: qu`elle tombe sur lui! Il ne se plaisait pas à la bénédiction: qu`elle s`éloigne de lui!
17. "Satria tia ozona izy dia aoka hanody azy izany; satria tsy tia famindrampo izy, dia aoka hanalavitra azy izany."
18. As he clothed himself with cursing like as with his garment, so let it come into his bowels like water, and like oil into his bones.
18. Qu`il revête la malédiction comme son vêtement, Qu`elle pénètre comme de l`eau dans son intérieur, Comme de l`huile dans ses os!
18. Satria nitafy ozona tahaka ny fitafy lamba izy, dia aoka hiditra ao an-kibony tahaka ny rano izany, ary ao amin' ny taolany tahaka ny diloilo.
19. Let it be unto him as the garment which covereth him, and for a girdle wherewith he is girded continually.
19. Qu`elle lui serve de vêtement pour se couvrir, De ceinture dont il soit toujours ceint!
19. Dia aoka ho tahaka ny lamba itafiany izany, ary ho fisikinana isikinany mandrakariva.
20. Let this be the reward of mine adversaries from the LORD, and of them that speak evil against my soul.
20. Tel soit, de la part de l`Éternel, le salaire de mes ennemis, Et de ceux qui parlent méchamment de moi!
20. Aoka izany no ho famaliana avy amin' i Jehovah ho an' ny mpanohitra ahy sy izay miteny ratsy hanohitra ny fanahiko.
21. But do thou for me, O GOD the Lord, for thy name's sake: because thy mercy is good, deliver thou me.
21. "Et toi, Éternel, Seigneur! agis en ma faveur à cause de ton nom, Car ta bonté est grande; délivre-moi!"
21. "Fa ianao, Jehovah Tompo ô, miasà ho ahy noho ny anaranao; vonjeo aho fa tsara ny famindramponao."
22. For I am poor and needy, and my heart is wounded within me.
22. Je suis malheureux et indigent, Et mon coeur est blessé au dedans de moi.
22. Fa mahantra sy malahelo aho, ary ny foko dia voaratra ato anatiko.
23. I am gone like the shadow when it declineth: I am tossed up and down as the locust.
23. Je m`en vais comme l`ombre à son déclin, Je suis chassé comme la sauterelle.
23. "Lasa tahaka ny aloka mihelina aho; roahina tahaka ny valala aho."
24. My knees are weak through fasting; and my flesh faileth of fatness.
24. Mes genoux sont affaiblis par le jeûne, Et mon corps est épuisé de maigreur.
24. "Malemy ny lohaliko noho ny fifadian-kanina; ary mihena ny hatavin' ny nofoko;"
25. I became also a reproach unto them: when they looked upon me they shaked their heads.
25. "Je suis pour eux un objet d`opprobre; Ils me regardent, et secouent la tête."
25. "Efa tonga fandatsan' ireny aho; mihifikifi-doha izy raha mijery ahy."
26. Help me, O LORD my God: O save me according to thy mercy:
26. Secours-moi, Éternel, mon Dieu! Sauve-moi par ta bonté!
26. "Ampio aho, Jehovah Andriamanitro ô; vonjeo araka ny famindramponao aho;"
27. That they may know that this is thy hand; that thou, LORD, hast done it.
27. Et qu`ils sachent que c`est ta main, Que c`est toi, Éternel, qui l`as fait!
27. "Mba ho fantany fa tananao izany; fa Ianao, Jehovah ô no nanao izany."
28. Let them curse, but bless thou: when they arise, let them be ashamed; but let thy servant rejoice.
28. "S`ils maudissent, toi tu béniras; S`ils se lèvent, ils seront confus, Et ton serviteur se réjouira."
28. "Aoka hanozona izy ireo, fa Ianao kosa mitahia; rehefa mitsangana ireo, dia aoka ho menatra; fa aoka hifaly kosa ny mpanomponao."
29. Let mine adversaries be clothed with shame, and let them cover themselves with their own confusion, as with a mantle.
29. Que mes adversaires revêtent l`ignominie, Qu`ils se couvrent de leur honte comme d`un manteau!
29. "Aoka ny fahavaloko hitafy henatra; ary aoka hisaron-kenatra tahaka ny fitafy kapaoty izy ireo."
30. I will greatly praise the LORD with my mouth; yea, I will praise him among the multitude.
30. "Je louerai de ma bouche hautement l`Éternel, Je le célébrerai au milieu de la multitude;"
30. "Hidera an' i Jehovah indrindra amin' ny vavako aho; eny, eo amin' ny olona maro no hiderako Azy."
31. For he shall stand at the right hand of the poor, to save him from those that condemn his soul.
31. Car il se tient à la droite du pauvre, Pour le délivrer de ceux qui le condamnent.
31. Fa hitsangana eo ankavanan' ny mahantra izy, mba hamonjy azy amin' izay manameloka ny fanahiny.