1. O give thanks unto the LORD; call upon his name: make known his deeds among the people.
1. Louez l`Éternel, invoquez son nom! Faites connaître parmi les peuples ses hauts faits!
1. "MISAORA an' i Jehovah, miantsoa ny anarany; ataovy fantatry ny olona ny asany."
2. Sing unto him, sing psalms unto him: talk ye of all his wondrous works.
2. Chantez, chantez en son honneur! Parlez de toutes ses merveilles!
2. "Mihirà ho Azy, mihirà salamo ho Azy; resaho ny asany mahagaga rehetra."
3. Glory ye in his holy name: let the heart of them rejoice that seek the LORD.
3. Glorifiez-vous de son saint nom! Que le coeur de ceux qui cherchent l`Éternel se réjouisse!
3. "Ataovy ho reharehanareo ny anarany masina; aoka hifaly ny fon' izay mitady an' i Jehovah."
4. Seek the LORD, and his strength: seek his face evermore.
4. Ayez recours à l`Éternel et à son appui, Cherchez continuellement sa face!
4. "Mitadiava an' i Jehovah sy ny heriny; katsaho mandrakariva ny tavany."
5. Remember his marvellous works that he hath done; his wonders, and the judgments of his mouth;
5. Souvenez-vous des prodiges qu`il a faits, De ses miracles et des jugements de sa bouche,
5. "Tsarovy ny asa mahatalanjona nataony; ny fahagagany sy ny fitsaran' ny vavany,"
6. O ye seed of Abraham his servant, ye children of Jacob his chosen.
6. Postérité d`Abraham, son serviteur, Enfants de Jacob, ses élus!
6. Ry taranak' i Abrahama mpanompony, dia ianareo olom-boafidiny, taranak' i Jakoba.
7. He is the LORD our God: his judgments are in all the earth.
7. "L`Éternel est notre Dieu; Ses jugements s`exercent sur toute la terre."
7. "Izy no Jehovah Andriamanitsika; manerana ny tany ny fitsarany."
8. He hath remembered his covenant for ever, the word which he commanded to a thousand generations.
8. Il se rappelle à toujours son alliance, Ses promesses pour mille générations,
8. Nahatsiaro ny fanekeny mandrakizay Izy, dia ilay teny voadidiny ho an' ny taranaka arivo mandimby,
9. Which covenant he made with Abraham, and his oath unto Isaac;
9. "L`alliance qu`il a traitée avec Abraham, Et le serment qu`il a fait à Isaac;"
9. "Dia ilay fanekena nataony tamin' i Abrahama sy ny fianianany tamin' Isaka;"
10. And confirmed the same unto Jacob for a law, and to Israel for an everlasting covenant:
10. Il l`a érigée pour Jacob en loi, Pour Israël en alliance éternelle,
10. Izay naoriny ho lalàna ho an' i Jakoba, sy ho fanekena mandrakizay ho an' ny Isiraely,
11. Saying, Unto thee will I give the land of Canaan, the lot of your inheritance:
11. Disant: Je te donnerai le pays de Canaan Comme héritage qui vous est échu.
11. Manao hoe: Homeko anao ny tany Kanana, ho anjara lovanareo.
12. When they were but a few men in number; yea, very few, and strangers in it.
12. Ils étaient alors peu nombreux, Très peu nombreux, et étrangers dans le pays,
12. Fony mbola olom-bitsy izy, eny, vitsy sady vahiny tao,
13. When they went from one nation to another, from one kingdom to another people;
13. "Et ils allaient d`une nation à l`autre Et d`un royaume vers un autre peuple;"
13. "Rehefa nifindrafindra tany amin' ny firenena izy sy nifindrafindra fanjakana ho amin' ny firenen-kafa ;"
14. He suffered no man to do them wrong: yea, he reproved kings for their sakes;
14. Mais il ne permit à personne de les opprimer, Et il châtia des rois à cause d`eux:
14. "Tsy nisy navelany hampahory azy; eny, nananatra mpanjaka Izy noho ny amin' izy ireo;"
15. Saying, Touch not mine anointed, and do my prophets no harm.
15. Ne touchez pas à mes oints, Et ne faites pas de mal à mes prophètes!
15. Manao hoe: aza manendry ny voahosotro, ary aza manisy ratsy ny mpaminaniko.
16. Moreover he called for a famine upon the land: he brake the whole staff of bread.
16. Il appela sur le pays la famine, Il coupa tout moyen de subsistance.
16. "Niantso ny mosary ho amin' ny tany koa Izy; notapahiny avokoa ny mofo rehetra, izay tohan' aina."
17. He sent a man before them, even Joseph, who was sold for a servant:
17. Il envoya devant eux un homme: Joseph fut vendu comme esclave.
17. "Naniraka lehilahy hialoha azy Izy; dia Josefa izay namidy ho mpanompo;"
18. Whose feet they hurt with fetters: he was laid in iron:
18. On serra ses pieds dans des liens, On le mit aux fers,
18. "Nampijaliany tamin' ny gadra ny tongony; nogadrainy vy izy,"
19. Until the time that his word came: the word of the LORD tried him.
19. Jusqu`au temps où arriva ce qu`il avait annoncé, Et où la parole de l`Éternel l`éprouva.
19. "Mandra-pahatongan' ny fotoana hahatanterahan' ny teniny; nizaha toetra azy ny tenin' i Jehovah."
20. The king sent and loosed him; even the ruler of the people, and let him go free.
20. Le roi fit ôter ses liens, Le dominateur des peuples le délivra.
20. Naniraka hamaha azy ny mpanjaka, dia ny mpanapaka ny vahoaka, mba handefa azy.
21. He made him lord of his house, and ruler of all his substance:
21. Il l`établit seigneur sur sa maison, Et gouverneur de tous ses biens,
21. Nanao azy ho tompon' ny tranony izy sy ho mpanapaka ny fananany rehetra,
22. To bind his princes at his pleasure; and teach his senators wisdom.
22. Afin qu`il pût à son gré enchaîner ses princes, Et qu`il enseignât la sagesse à ses anciens.
22. Mba hifehy ny mpanompony araka ny sitrapony, sy hampianatra fahendrena ny loholony.
23. Israel also came into Egypt; and Jacob sojourned in the land of Ham.
23. Alors Israël vint en Égypte, Et Jacob séjourna dans le pays de Cham.
23. "Nankany Egypta koa Isiraely; ary nivahiny tany amin' ny tanin' i Hama Jakoba."
24. And he increased his people greatly; and made them stronger than their enemies.
24. Il rendit son peuple très fécond, Et plus puissant que ses adversaires.
24. "Ary nampitombo ny olony ho be indrindra Izy; ka nampahery azy noho ny fahavalony."
25. He turned their heart to hate his people, to deal subtilly with his servants.
25. Il changea leur coeur, au point qu`ils haïrent son peuple Et qu`ils traitèrent ses serviteurs avec perfidie.
25. Nampiova ny fon' ireo hankahala ny olony Izy sy hihendry ny mpanompony.
26. He sent Moses his servant; and Aaron whom he had chosen.
26. Il envoya Moïse, son serviteur, Et Aaron, qu`il avait choisi.
26. Naniraka an' i Mosesy mpanompony sy Arona izay nofidiny Izy.
27. They shewed his signs among them, and wonders in the land of Ham.
27. Ils accomplirent par son pouvoir des prodiges au milieu d`eux, Ils firent des miracles dans le pays de Cham.
27. Naneho ny famantarany teo aminy izy ireo, ary ny fahagagana tany amin' ny tanin' i Hama.
28. He sent darkness, and made it dark; and they rebelled not against his word.
28. Il envoya des ténèbres et amena l`obscurité, Et ils ne furent pas rebelles à sa parole.
28. "Nahatonga haizina Izy ka nahamaizina; ary tsy nandà ny teniny izy ireo."
29. He turned their waters into blood, and slew their fish.
29. Il changea leurs eaux en sang, Et fit périr leurs poissons.
29. Nahatonga ny ranony ho rà Izy, ka nahafaty ny hazandranony.
30. Their land brought forth frogs in abundance, in the chambers of their kings.
30. Le pays fourmilla de grenouilles, Jusque dans les chambres de leurs rois.
30. Namoaka sahona betsaka ny taniny, hatrany an-tranon' ny mpanjakany.
31. He spake, and there came divers sorts of flies, and lice in all their coasts.
31. Il dit, et parurent les mouches venimeuses, Les poux sur tout leur territoire.
31. Niteny Izy dia tonga ny karazan-dalitra sy ny hao teny amin' ny faritaniny rehetra.
32. He gave them hail for rain, and flaming fire in their land.
32. Il leur donna pour pluie de la grêle, Des flammes de feu dans leur pays.
32. Nahatonga havandra ho solon' ny ranonorana Izy sy afo midedadeda teny amin' ny faritaniny.
33. He smote their vines also and their fig trees; and brake the trees of their coasts.
33. Il frappa leurs vignes et leurs figuiers, Et brisa les arbres de leur contrée.
33. Namely ny voalobony sy ny aviaviny Izy ka nanapatapaka ny hazo teo amin' ny taniny.
34. He spake, and the locusts came, and caterpillers, and that without number,
34. Il dit, et parurent les sauterelles, Des sauterelles sans nombre,
34. "Niteny Izy, dia tonga ny valala sy ny bibin-tsaonjo tsy hita isa;"
35. And did eat up all the herbs in their land, and devoured the fruit of their ground.
35. Qui dévorèrent toute l`herbe du pays, Qui dévorèrent les fruits de leurs champs.
35. Dia nihinana ny anany rehetra teny amin' ny taniny ireny ka nandany ny vokatry ny taniny.
36. He smote also all the firstborn in their land, the chief of all their strength.
36. Il frappa tous les premiers-nés dans leur pays, Toutes les prémices de leur force.
36. Ary namely ny lahimatoa rehetra tany amin' ny taniny koa Izy, dia ny voalohan' ainy rehetra.
37. He brought them forth also with silver and gold: and there was not one feeble person among their tribes.
37. Il fit sortir son peuple avec de l`argent et de l`or, Et nul ne chancela parmi ses tribus.
37. "Nitondra azy ireo nivoaka koa Izy, sady nampahazo azy volafotsy sy volamena; ary tsy nisy osa na dia iray aza teo amin' ny fokony."
38. Egypt was glad when they departed: for the fear of them fell upon them.
38. Les Égyptiens se réjouirent de leur départ, Car la terreur qu`ils avaient d`eux les saisissait.
38. "Faly Egypta tamin' ny nahalasanany; fa efa nahazo azy ny fahatahorana ireo."
39. He spread a cloud for a covering; and fire to give light in the night.
39. Il étendit la nuée pour les couvrir, Et le feu pour éclairer la nuit.
39. Namelatra rahona ho fialokalofana Izy ary afo ho fanazavana nony alina.
40. The people asked, and he brought quails, and satisfied them with the bread of heaven.
40. A leur demande, il fit venir des cailles, Et il les rassasia du pain du ciel.
40. Nangataka ny olona, dia nahatonga papelika Izy, ary mofon-danitra no namokisany azy.
41. He opened the rock, and the waters gushed out; they ran in the dry places like a river.
41. "Il ouvrit le rocher, et des eaux coulèrent; Elles se répandirent comme un fleuve dans les lieux arides."
41. Nanokatra ny vatolampy Izy, dia nigororoana ny rano ka nandriaka tamin' ny tany maina ho renirano.
42. For he remembered his holy promise, and Abraham his servant.
42. Car il se souvint de sa parole sainte, Et d`Abraham, son serviteur.
42. Fa tsaroany ny tenifikasany masina sy Abrahama mpanompony.
43. And he brought forth his people with joy, and his chosen with gladness:
43. Il fit sortir son peuple dans l`allégresse, Ses élus au milieu des cris de joie.
43. "Dia nitondra ny olony nivoaka tamin' ny fifaliana Izy ary ny voafidiny tamin' ny fihobiana;"
44. And gave them the lands of the heathen: and they inherited the labour of the people;
44. Il leur donna les terres des nations, Et ils possédèrent le fruit du travail des peuples,
44. "Ka dia nanome azy ny tanin' ny jentilisa Izy, ka nandova ny vitan' ny olona ireo;"
45. That they might observe his statutes, and keep his laws. Praise ye the LORD.
45. Afin qu`ils gardassent ses ordonnances, Et qu`ils observassent ses lois. Louez l`Éternel!
45. Mba hitandremany ny didiny sy hankatoavany ny lalàny. Miderà an' i Jehovah.