1. Bless the LORD, O my soul: and all that is within me, bless his holy name.
1. De David. Mon âme, bénis l`Éternel! Que tout ce qui est en moi bénisse son saint nom!
1. "[Salamo nataon' i Davida.] MISAORA an' i Jehovah, ry fanahiko; ary izay rehetra ato anatiko, misaora ny anarany masina."
2. Bless the LORD, O my soul, and forget not all his benefits:
2. Mon âme, bénis l`Éternel, Et n`oublie aucun de ses bienfaits!
2. "Misaora an' i Jehovah, ry fanahiko; ary aza misy hadinoinao ny fitahiany rehetra,"
3. Who forgiveth all thine iniquities; who healeth all thy diseases;
3. "C`est lui qui pardonne toutes tes iniquités, Qui guérit toutes tes maladies;"
3. Izay mamela ny helokao rehetra, Izay manasitrana ny aretinao rehetra,
4. Who redeemeth thy life from destruction; who crowneth thee with lovingkindness and tender mercies;
4. "C`est lui qui délivre ta vie de la fosse, Qui te couronne de bonté et de miséricorde;"
4. "Izay manavotra ny ainao tsy ho any amin' ny fandringanana; Izay mampisatro-boninahitra anao amin' ny indrafo sy fiantrana anao."
5. Who satisfieth thy mouth with good things; so that thy youth is renewed like the eagle's.
5. C`est lui qui rassasie de biens ta vieillesse, Qui te fait rajeunir comme l`aigle.
5. "Izay mahavoky soa ny vavanao; koa ny fahatanoranao dia mihavao indray tahaka ny an' ny voromahery."
6. The LORD executeth righteousness and judgment for all that are oppressed.
6. L`Éternel fait justice, Il fait droit à tous les opprimés.
6. Manao fahamarinana sy fitsarana amin' izay rehetra ampahoriana Jehovah.
7. He made known his ways unto Moses, his acts unto the children of Israel.
7. Il a manifesté ses voies à Moïse, Ses oeuvres aux enfants d`Israël.
7. "Efa nampahafantatra an' i Mosesy ny lalan-kalehany Izy; ny zanak' Isiraely dia nampahafantariny ny asany."
8. The LORD is merciful and gracious, slow to anger, and plenteous in mercy.
8. "L`Éternel est miséricordieux et compatissant, Lent à la colère et riche en bonté;"
8. Mamindra fo sy miantra Jehovah, tsy mora tezitra sady be famindrampo.
9. He will not always chide: neither will he keep his anger for ever.
9. "Il ne conteste pas sans cesse, Il ne garde pas sa colère à toujours;"
9. Tsy mandaha-teny mandrakariva Izy, na mitahiry fahatezerana mandrakizay.
10. He hath not dealt with us after our sins; nor rewarded us according to our iniquities.
10. Il ne nous traite pas selon nos péchés, Il ne nous punit pas selon nos iniquités.
10. Tsy mba nanao tamintsika araka ny fahotantsika izy, na namaly antsika araka ny helotsika.
11. For as the heaven is high above the earth, so great is his mercy toward them that fear him.
11. "Mais autant les cieux sont élevés au-dessus de la terre, Autant sa bonté est grande pour ceux qui le craignent;"
11. Fa tahaka ny haavon' ny lanitra ambonin' ny tany no haben' ny famindrampony amin' izay matahotra Azy.
12. As far as the east is from the west, so far hath he removed our transgressions from us.
12. Autant l`orient est éloigné de l`occident, Autant il éloigne de nous nos transgressions.
12. Tahaka ny halavitry ny atsinanana amin' ny andrefana no halavitry ny hanesorany ny fahotantsika amintsika.
13. Like as a father pitieth his children, so the LORD pitieth them that fear him.
13. Comme un père a compassion de ses enfants, L`Éternel a compassion de ceux qui le craignent.
13. Tahaka ny fiantràn' ny ray ny zanany no fiantràn' i Jehovah izay matahotra Azy.
14. For he knoweth our frame; he remembereth that we are dust.
14. Car il sait de quoi nous sommes formés, Il se souvient que nous sommes poussière.
14. Fa mahalala ny toetsika Izy, ka mahatsiaro fa vovoka isika.
15. As for man, his days are as grass: as a flower of the field, so he flourisheth.
15. L`homme! ses jours sont comme l`herbe, Il fleurit comme la fleur des champs.
15. "Tahaka ny ahitra ny andron' ny zanak' olombelona; tahaka ny voninkazo any an-tsaha ny famoniny,"
16. For the wind passeth over it, and it is gone; and the place thereof shall know it no more.
16. Lorsqu`un vent passe sur elle, elle n`est plus, Et le lieu qu`elle occupait ne la reconnaît plus.
16. Satria tsofin' ny rivotra izy ka lasa, ary tsy mahalala azy intsony ny fitoerany.
17. But the mercy of the LORD is from everlasting to everlasting upon them that fear him, and his righteousness unto children's children;
17. Mais la bonté de l`Éternel dure à jamais pour ceux qui le craignent, Et sa miséricorde pour les enfants de leurs enfants,
17. "Fa ny famindrampon' i Jehovah dia hatramin' ny taloha indrindra ka ho mandrakizay amin' izay matahotra Azy; ary ny fahamarinany mihatra amin' ny taranaka;"
18. To such as keep his covenant, and to those that remember his commandments to do them.
18. Pour ceux qui gardent son alliance, Et se souviennent de ses commandements afin de les accomplir.
18. Dia amin' izay mitandrina ny fanekeny sy mahatsiaro hankatò ny didiny.
19. The LORD hath prepared his throne in the heavens; and his kingdom ruleth over all.
19. L`Éternel a établi son trône dans les cieux, Et son règne domine sur toutes choses.
19. "Efa nanomana ny sezafiandrianany any an-danitra Jehovah; ary manapaka izao rehetra izao ny fanjakany."
20. Bless the LORD, ye his angels, that excel in strength, that do his commandments, hearkening unto the voice of his word.
20. Bénissez l`Éternel, vous ses anges, Qui êtes puissants en force, et qui exécutez ses ordres, En obéissant à la voix de sa parole!
20. Misaora an' i Jehovah ianareo anjeliny, izay manantombo amin' ny hery, ka mankatò ny didiny sady mihaino ny feon' ny teniny.
21. Bless ye the LORD, all ye his hosts; ye ministers of his, that do his pleasure.
21. Bénissez l`Éternel, vous toutes ses armées, Qui êtes ses serviteurs, et qui faites sa volonté!
21. Misaora an' i Jehovah, ry miaramilany rehetra, dia ny mpanompony izay manao ny sitrapony.
22. Bless the LORD, all his works in all places of his dominion: bless the LORD, O my soul.
22. Bénissez l`Éternel, vous toutes ses oeuvres, Dans tous les lieux de sa domination! Mon âme, bénis l`Éternel!
22. "Misaora an' i Jehovah, ny asany rehetra eran' ny fanjakany; misaora an' i Jehovah, ry fanahiko."