1. Why standest thou afar off, O LORD? why hidest thou thyself in times of trouble?
1. Pourquoi, ô Éternel! te tiens-tu éloigné? Pourquoi te caches-tu au temps de la détresse?
1. JEHOVAH ô, nahoana no mijanona eny lavitra eny Ianao ka miery amin' ny andro fahoriana?
2. The wicked in his pride doth persecute the poor: let them be taken in the devices that they have imagined.
2. Le méchant dans son orgueil poursuit les malheureux, Ils sont victimes des trames qu`il a conçues.
2. "Amin' ny fireharehan' ny ratsy fanahy no anenjehany mafy ny mahantra; aoka ho azon' ny fihendrena nataony izy ireny."
3. For the wicked boasteth of his heart's desire, and blesseth the covetous, whom the LORD abhorreth.
3. Car le méchant se glorifie de sa convoitise, Et le ravisseur outrage, méprise l`Éternel.
3. Fa ny ratsy fanahy mandoka izay irin' ny fony sy midera ny mpierina izay ankahalain' i Jehovah.
4. The wicked, through the pride of his countenance, will not seek after God: God is not in all his thoughts.
4. Le méchant dit avec arrogance: Il ne punit pas! Il n`y a point de Dieu! -Voilà toutes ses pensées.
4. "Ny ratsy fanahy mirehareha hoe: tsy hanadina Izy; eny, Tsy misy Andriamanitra no tontalin-keviny."
5. His ways are always grievous; thy judgments are far above out of his sight: as for all his enemies, he puffeth at them.
5. "Ses voies réussissent en tout temps; Tes jugements sont trop élevés pour l`atteindre, Il souffle contre tous ses adversaires."
5. "Mahery mandrakariva ny lalany; any amin' ny avo lavitra azy ny fitsaranao; ny mpandrafy azy rehetra dia ataony hoe: Zinona ireny?"
6. He hath said in his heart, I shall not be moved: for I shall never be in adversity.
6. Il dit en son coeur: Je ne chancelle pas, Je suis pour toujours à l`abri du malheur!
6. "Hoy izy anakampony: Tsy hangozohozo aho, satria tsy ho azon-doza mihitsy;"
7. His mouth is full of cursing and deceit and fraud: under his tongue is mischief and vanity.
7. "Sa bouche est pleine de malédictions, de tromperies et de fraudes; Il y a sous sa langue de la malice et de l`iniquité."
7. "Feno ozona sy fitaka ary fanambakana ny vavany; ao ambany lelany dia misy faharatsiana sy zava-poana."
8. He sitteth in the lurking places of the villages: in the secret places doth he murder the innocent: his eyes are privily set against the poor.
8. "Il se tient en embuscade près des villages, Il assassine l`innocent dans des lieux écartés; Ses yeux épient le malheureux."
8. "Mamitsaka amin' ny fanotrehana ao an-tanàna izy; ao an-katakonana no amonoany ny tsy manan-tsiny; ny masony mikendry ny mahantra."
9. He lieth in wait secretly as a lion in his den: he lieth in wait to catch the poor: he doth catch the poor, when he draweth him into his net.
9. "Il est aux aguets dans sa retraite, comme le lion dans sa tanière, Il est aux aguets pour surprendre le malheureux; Il le surprend et l`attire dans son filet."
9. "Manotrika ao an-katakonana tahaka ny liona ao amin' ny famitsahany izy; manotrika hisambotra ny mahantra izy; fandrihany amin' ny haratony no fisambony ny mahantra."
10. He croucheth, and humbleth himself, that the poor may fall by his strong ones.
10. Il se courbe, il se baisse, Et les misérables tombent dans ses griffes.
10. Torotoro sy mitanondrika ny mahantra, ka lavo amin' ny herin' ny ratsy fanahy.
11. He hath said in his heart, God hath forgotten: he hideth his face; he will never see it.
11. Il dit en son coeur: Dieu oublie! Il cache sa face, il ne regarde jamais!
11. "Hoy izy anakampony: Efa nanadino Andriamanitra; efa nanafina ny tavany izy, ka tsy ho hitany mihitsy izany."
12. Arise, O LORD; O God, lift up thine hand: forget not the humble.
12. Lève-toi, Éternel! ô Dieu, lève ta main! N`oublie pas les malheureux!
12. "Mitsangàna, Jehovah ô; Andriamanitra ô, atsangano ny tananao; aza manadino ny ory."
13. Wherefore doth the wicked contemn God? he hath said in his heart, Thou wilt not require it.
13. Pourquoi le méchant méprise-t-il Dieu? Pourquoi dit-il en son coeur: Tu ne punis pas?
13. Nahoana no mamingavinga an' Andriamanitra ny ratsy fanahy? Hoy izy anakampony: tsy hanadina izany Ianao.
14. Thou hast seen it; for thou beholdest mischief and spite, to requite it with thy hand: the poor committeth himself unto thee; thou art the helper of the fatherless.
14. "Tu regardes cependant, car tu vois la peine et la souffrance, Pour prendre en main leur cause; C`est à toi que s`abandonne le malheureux, C`est toi qui viens en aide à l`orphelin."
14. "Efa nahita ihany ianao, satria mijery fahoriana sy alahelo, mba hovalian' ny tananao. Ianao no iononan' ny mahantra; Ianao no Mpamonjy ny kamboty."
15. Break thou the arm of the wicked and the evil man: seek out his wickedness till thou find none.
15. Brise le bras du méchant, Punis ses iniquités, et qu`il disparaisse à tes yeux!
15. "Tapaho ny sandrin' ny ratsy fanahy sy ny olon-dratsy; ary karohy ny faharatsiam-panahiny mandra-paha-tsy hisy hitanao intsony."
16. The LORD is King for ever and ever: the heathen are perished out of his land.
16. "L`Éternel est roi à toujours et à perpétuité; Les nations sont exterminées de son pays."
16. "Jehovah no Mpanjaka mandrakizay doria; voafongotra tsy ho amin' ny taniny intsony ny jentilisa."
17. LORD, thou hast heard the desire of the humble: thou wilt prepare their heart, thou wilt cause thine ear to hear:
17. "Tu entends les voeux de ceux qui souffrent, ô Éternel! Tu affermis leur coeur; tu prêtes l`oreille"
17. "Efa nohenoinao, Jehovah ô, ny irin' ny mpandefitra; mampiomana ny fony Ianao sady mampihaino ny sofinao,"
18. To judge the fatherless and the oppressed, that the man of the earth may no more oppress.
18. Pour rendre justice à l`orphelin et à l`opprimé, Afin que l`homme tiré de la terre cesse d`inspirer l`effroi.
18. Hanomezanao rariny ny kamboty sy ny ampahoriana, mba tsy hampahorian' ny zanak' olombelona eto an-tany intsony.
<
>