1. I will praise thee, O LORD, with my whole heart; I will shew forth all thy marvellous works.
1. (9:1) Au chef des chantres. Sur <<Meurs pour le fils>>. Psaume de David. (9:2) Je louerai l`Éternel de tout mon coeur, Je raconterai toutes tes merveilles.
1. "[Ho an' ny mpiventy hira. Al-moth-laben. Salamo nataon' i Davida.] HIDERA Anao amin' ny foko rehetra aho Jehovah ô; hanambara ny fahagaganao rehetra aho."
2. I will be glad and rejoice in thee: I will sing praise to thy name, O thou most High.
2. (9:3) Je ferai de toi le sujet de ma joie et de mon allégresse, Je chanterai ton nom, Dieu Très Haut!
2. "Ho faly sy ho ravoravo aminao aho; hankalaza ny anaranao aho, ry Avo Indrindra ô,"
3. When mine enemies are turned back, they shall fall and perish at thy presence.
3. (9:4) Mes ennemis reculent, Ils chancellent, ils périssent devant ta face.
3. Rehefa lasa nihodina ny fahavaloko dia ho lavo sy ho ringana eo anatrehanao izy ireo.
4. For thou hast maintained my right and my cause; thou satest in the throne judging right.
4. (9:5) Car tu soutiens mon droit et ma cause, Tu sièges sur ton trône en juste juge.
4. "Fa efa nitsara ahy Ianao ka nanome ahy ny rariny; mipetraka eo amin' ny sezafiandrianana Ianao ka mitsara marina."
5. Thou hast rebuked the heathen, thou hast destroyed the wicked, thou hast put out their name for ever and ever.
5. (9:6) Tu châties les nations, tu détruis le méchant, Tu effaces leur nom pour toujours et à perpétuité.
5. "Efa nanarinao mafy ny jentilisa, efa naringanao ny ratsy fanahy; ny anarany efa nokosehinao ho faty mandrakizay."
6. O thou enemy, destructions are come to a perpetual end: and thou hast destroyed cities; their memorial is perished with them.
6. (9:7) Plus d`ennemis! Des ruines éternelles! Des villes que tu as renversées! Leur souvenir est anéanti.
6. "Ry fahavalo, tanteraka ho mandrakizay ny fandravana; ary ny tanàna efa noravanao, dia very ny fahatsiarovana azy."
7. But the LORD shall endure for ever: he hath prepared his throne for judgment.
7. "(9:8) L`Éternel règne à jamais, Il a dressé son trône pour le jugement;"
7. "Kanefa Jehovah haharitra mandrakizay; efa nanomana ny sezafiandrianany hitsarana Izy."
8. And he shall judge the world in righteousness, he shall minister judgment to the people in uprightness.
8. (9:9) Il juge le monde avec justice, Il juge les peuples avec droiture.
8. Ary hitsara izao tontolo izao amin' ny fahamarinana Izy, hitsara ny olona amin' ny fahitsiana Izy.
9. The LORD also will be a refuge for the oppressed, a refuge in times of trouble.
9. (9:10) L`Éternel est un refuge pour l`opprimé, Un refuge au temps de la détresse.
9. "Koa Jehovah dia ho fialofana ho an' ny ampahoriana, fialofana amin' ny andro fahoriana;"
10. And they that know thy name will put their trust in thee: for thou, LORD, hast not forsaken them that seek thee.
10. (9:11) Ceux qui connaissent ton nom se confient en toi. Car tu n`abandonnes pas ceux qui te cherchent, ô Éternel!
10. "Ary hitoky aminao izay mahalala ny anaranao; fa tsy foinao izay mitady Anao Jehovah ô,"
11. Sing praises to the LORD, which dwelleth in Zion: declare among the people his doings.
11. (9:12) Chantez à l`Éternel, qui réside en Sion, Publiez parmi les peuples ses hauts faits!
11. "Mihirà fiderana ho an' i Jehovah, izay mitoetra any Ziona; ambarao amin' ny olona ny asany."
12. When he maketh inquisition for blood, he remembereth them: he forgetteth not the cry of the humble.
12. (9:13) Car il venge le sang et se souvient des malheureux, Il n`oublie pas leurs cris.
12. "Rehefa manadin-drà Izy dia mahatsiaro ireo; tsy manadino ny fitarainan' ny manetry tena Izy."
13. Have mercy upon me, O LORD; consider my trouble which I suffer of them that hate me, thou that liftest me up from the gates of death:
13. (9:14) Aie pitié de moi, Éternel! Vois la misère où me réduisent mes ennemis, Enlève-moi des portes de la mort,
13. "Mamindrà fo amiko, Jehovah ô; mitsinjova ny fahoriako izay iaretako avy amin' ireo mankahala ahy, ry Mpanandratra ahy ho afaka amin' ny vavahadin' ny fahafatesana;"
14. That I may shew forth all thy praise in the gates of the daughter of Zion: I will rejoice in thy salvation.
14. (9:15) Afin que je publie toutes tes louanges, Dans les portes de la fille de Sion, Et que je me réjouisse de ton salut.
14. "Mba holazaiko avokoa ny fiderana anao rehetra eo am-bavahadin' ny zanakavavin' i Ziona; hifaly amin' ny famonjenao aho."
15. The heathen are sunk down in the pit that they made: in the net which they hid is their own foot taken.
15. (9:16) Les nations tombent dans la fosse qu`elles ont faite, Leur pied se prend au filet qu`elles ont caché.
15. "Ny jentilisa efa latsaka tamin' ny lavaka izay nohadiny; ny fandrika harato izay nafeniny efa nahazo ny tongony."
16. The LORD is known by the judgment which he executeth: the wicked is snared in the work of his own hands. Higgaion. Selah.
16. (9:17) L`Éternel se montre, il fait justice, Il enlace le méchant dans l`oeuvre de ses mains. -Jeu d`instruments. Pause.
16. "Jehovah dia fantatra amin' ny fitsarana ataony; voafandrika amin' ny asan' ny tanany ihany ny ratsy fanahy.[Higaiona;Sela.]"
17. The wicked shall be turned into hell, and all the nations that forget God.
17. (9:18) Les méchants se tournent vers le séjour des morts, Toutes les nations qui oublient Dieu.
17. Haverina any amin' ny helo ny ratsy fanahy, sy ny firenena rehetra manadino an' Andriamanitra.
18. For the needy shall not alway be forgotten: the expectation of the poor shall not perish for ever.
18. (9:19) Car le malheureux n`est point oublié à jamais, L`espérance des misérables ne périt pas à toujours.
18. "Fa tsy ho mandrakizay no hanadinoana ny olon-tsahirana; ary tsy ho very mandrakizay ny fanantenan' ny mahantra."
19. Arise, O LORD; let not man prevail: let the heathen be judged in thy sight.
19. (9:20) Lève-toi, ô Éternel! Que l`homme ne triomphe pas! Que les nations soient jugées devant ta face!
19. "Mitsangàna, Jehovah ô, aoka tsy hahery ny olona; aoka hotsaraina eo anatrehanao ny jentilisa."
20. Put them in fear, O LORD: that the nations may know themselves to be but men. Selah.
20. (9:21) Frappe-les d`épouvante, ô Éternel! Que les peuples sachent qu`ils sont des hommes! -Pause.
20. Asio fampahatahorana izy, Jehovah ô, mba ho fantatry ny firenena fa olona ihany izy.[Sela.]