1. Therefore thou art inexcusable, O man, whosoever thou art that judgest: for wherein thou judgest another, thou condemnest thyself; for thou that judgest doest the same things.
1. "O homme, qui que tu sois, toi qui juges, tu es donc inexcusable; car, en jugeant les autres, tu te condamnes toi-même, puisque toi qui juges, tu fais les mêmes choses."
1. "Koa amin' izany dia tsy afa-tsiny ianao, ralehilahy, na zovy na zovy ianao izay mitsara; fa izay itsaranao ny hafa no anamelohanao ny tenanao koa, fa ianao izay mitsara aza dia mba manao izany ihany koa."
2. But we are sure that the judgment of God is according to truth against them which commit such things.
2. Nous savons, en effet, que le jugement de Dieu contre ceux qui commettent de telles choses est selon la vérité.
2. Nefa azontsika antoka fa ny fitsaran' Andriamanitra dia araka ny marina amin' izay manao izany zavatra izany.
3. And thinkest thou this, O man, that judgest them which do such things, and doest the same, that thou shalt escape the judgment of God?
3. Et penses-tu, ô homme, qui juges ceux qui commettent de telles choses, et qui les fais, que tu échapperas au jugement de Dieu?
3. Ary ianao, ralehilahy, izay mitsara ny manao izany, kanefa manao izany koa ny tenanao, moa ataonao va fa ho afa-mandositra ny fitsaran' Andriamanitra ianao?
4. Or despisest thou the riches of his goodness and forbearance and longsuffering; not knowing that the goodness of God leadeth thee to repentance?
4. Ou méprises-tu les richesses de sa bonté, de sa patience et de sa longanimité, ne reconnaissant pas que la bonté de Dieu te pousse à la repentance?
4. Sa hamavoinao ny haren' ny fahamoram-panahiny sy ny fandeferany ary ny fahari-pony, satria tsy fantatrao fa ny fahamoram-panahin' Andriamanitra dia mitaona anao hibebaka?
5. But after thy hardness and impenitent heart treasurest up unto thyself wrath against the day of wrath and revelation of the righteous judgment of God;
5. Mais, par ton endurcissement et par ton coeur impénitent, tu t`amasses un trésor de colère pour le jour de la colère et de la manifestation du juste jugement de Dieu,
5. Fa ny ditranao sy ny fonao tsy mibebaka no iraketanao fahatezerana ho anao amin' ny andro fahatezerana sy fampisehoana ny fitsarana marin' Andriamanitra,
6. Who will render to every man according to his deeds:
6. "qui rendra à chacun selon ses oeuvres;"
6. Izay hamaly ny olona rehetra araka ny ataony avy:
7. To them who by patient continuance in well doing seek for glory and honour and immortality, eternal life:
7. "réservant la vie éternelle à ceux qui, par la persévérance à bien faire, cherchent l`honneur, la gloire et l`immortalité;"
7. "Ho an' izay maharitra manao soa mandrakariva ka mitady voninahitra sy laza ary tsy fahafatesana, dia fiainana mandrakizay;"
8. But unto them that are contentious, and do not obey the truth, but obey unrighteousness, indignation and wrath,
8. mais l`irritation et la colère à ceux qui, par esprit de dispute, sont rebelles à la vérité et obéissent à l`injustice.
8. Fa ho an' izay tia ady hevitra kosa sady tsy manaraka ny marina, fa manaraka ny tsy marina, dia fahavinirana sy fahatezerana,
9. Tribulation and anguish, upon every soul of man that doeth evil, of the Jew first, and also of the Gentile;
9. Tribulation et angoisse sur toute âme d`homme qui fait le mal, sur le Juif premièrement, puis sur le Grec!
9. "Fahoriana sy fangirifiriana ho an' ny fanahin' ny olona rehetra izay manao ratsy, amin' ny Jiosy aloha, vao amin' ny Jentilisa koa;"
10. But glory, honour, and peace, to every man that worketh good, to the Jew first, and also to the Gentile:
10. Gloire, honneur et paix pour quiconque fait le bien, pour le Juif premièrement, puis pour le Grec!
10. Fa voninahitra sy laza ary fiadanana kosa ho an' ny olona rehetra izay manao ny tsara, amin' ny Jiosy aloha, vao amin' ny Jentilisa koa,
11. For there is no respect of persons with God.
11. Car devant Dieu il n`y a point d`acception de personnes.
11. Fa tsy misy fizahan-tavan' olona amin' Andriamanitra.
12. For as many as have sinned without law shall also perish without law: and as many as have sinned in the law shall be judged by the law;
12. Tous ceux qui ont péché sans la loi périront aussi sans la loi, et tous ceux qui ont péché avec la loi seront jugés par la loi.
12. "Fa izay nanota tsy nanana ny lalàna dia ho very tsy manana ny lalàna koa; fa izay nanota nanana ny lalàna kosa dia hotsaraina araka ny lalàna."
13. (For not the hearers of the law are just before God, but the doers of the law shall be justified.
13. Ce ne sont pas, en effet, ceux qui écoutent la loi qui sont justes devant Dieu, mais ce sont ceux qui la mettent en pratique qui seront justifiés.
13. "(Fa tsy ny mpandre ny lalàna no marina eo anatrehan' Andriamanitra, fa ny mpanatanteraka ny lalàna no hohamarinina;"
14. For when the Gentiles, which have not the law, do by nature the things contained in the law, these, having not the law, are a law unto themselves:
14. "Quand les païens, qui n`ont point la loi, font naturellement ce que prescrit la loi, ils sont, eux qui n`ont point la loi, une loi pour eux-mêmes;"
14. "Fa na oviana na oviana ireo jentilisa tsy manana ny lalàna ireo no misy manao izay nandidian' ny lalàna araka ny nahim-pony, na dia tsy manana ny lalàna aza ireo, dia lalàn-tenany ihany;"
15. Which shew the work of the law written in their hearts, their conscience also bearing witness, and their thoughts the mean while accusing or else excusing one another;)
15. ils montrent que l`oeuvre de la loi est écrite dans leurs coeurs, leur conscience en rendant témoignage, et leurs pensées s`accusant ou se défendant tour à tour.
15. "Fa ireo maneho ny asan' ny lalàna voasoratra ao am-pony, sady ny fieritreretany no vavolombelony, ary ny fisainany mifampiampanga, na mifanafaka ihany koa);"
16. In the day when God shall judge the secrets of men by Jesus Christ according to my gospel.
16. C`est ce qui paraîtra au jour où, selon mon Évangile, Dieu jugera par Jésus Christ les actions secrètes des hommes.
16. Amin' ny andro izay hitsaran' Andriamanitra ny zava-miafin' ny olona, araka ny filazantsarako amin' ny alalan' i Jesosy Kristy.
17. Behold, thou art called a Jew, and restest in the law, and makest thy boast of God,
17. Toi qui te donnes le nom de Juif, qui te reposes sur la loi, qui te glorifies de Dieu,
17. Indro, antsoina hoe Jiosy ianao ka mitoky amin' ny lalàna, sy manao an' Andriamanitra ho reharehanao,
18. And knowest his will, and approvest the things that are more excellent, being instructed out of the law;
18. "qui connais sa volonté, qui apprécies la différence des choses, étant instruit par la loi;"
18. Ary mahalala ny sitrapony, sady manaiky ny zavatra tsara indrindra, satria nampianarina ny lalàna ianao,
19. And art confident that thou thyself art a guide of the blind, a light of them which are in darkness,
19. toi qui te flattes d`être le conducteur des aveugles, la lumière de ceux qui sont dans les ténèbres,
19. Ary matoky ny tenanao ho mpitarika ny jamba, fanazavana ireo ao amin' ny maizina,
20. An instructor of the foolish, a teacher of babes, which hast the form of knowledge and of the truth in the law.
20. "le docteur des insensés, le maître des ignorants, parce que tu as dans la loi la règle de la science et de la vérité;"
20. Mpananatra ny adala, mpampianatra ny bodo, izay manana ny endriky ny fahalalana sy ny fahamarinana ao amin' ny lalàna.
21. Thou therefore which teachest another, teachest thou not thyself? thou that preachest a man should not steal, dost thou steal?
21. toi donc, qui enseignes les autres, tu ne t`enseignes pas toi-même! Toi qui prêches de ne pas dérober, tu dérobes!
21. Ka moa ianao izay mampianatra ny sasany, tsy mba mampianatra ny tenanao koa va? Ianao izay mitory hoe: Aza mangalatra, mba mangalatra ihany va ianao?
22. Thou that sayest a man should not commit adultery, dost thou commit adultery? thou that abhorrest idols, dost thou commit sacrilege?
22. Toi qui dis de ne pas commettre d`adultère, tu commets l`adultère! Toi qui as en abomination les idoles, tu commets des sacrilèges!
22. Ianao izay manao hoe: Aza mijangajanga, mba mijangajanga ihany va ianao? Ianao izay mankahala ny sampy, mba mametaveta ny zava-masina ihany va ianao?
23. Thou that makest thy boast of the law, through breaking the law dishonourest thou God?
23. Toi qui te fais une gloire de la loi, tu déshonores Dieu par la transgression de la loi!
23. Ianao izay manao ny lalàna ho reharehanao, mba manala baràka an' Andriamanitra ihany va ianao amin' ny andikanao ny lalàna?
24. For the name of God is blasphemed among the Gentiles through you, as it is written.
24. Car le nom de Dieu est à cause de vous blasphémé parmi les païens, comme cela est écrit.
24. Fa araka ny voasoratra, dia ianareo no anaovana blasfemia ny anaran'Andriamanitra any amin' ny Jentilisa
25. For circumcision verily profiteth, if thou keep the law: but if thou be a breaker of the law, thy circumcision is made uncircumcision.
25. "La circoncision est utile, si tu mets en pratique la loi; mais si tu transgresses la loi, ta circoncision devient incirconcision."
25. "Fa ny famorana mahasoa tokoa, raha mitandrina ny lalàna ianao; fa raha mpandika ny lalàna kosa ianao, dia efa tonga toy ny tsy voafora, na dia efa voafora aza."
26. Therefore if the uncircumcision keep the righteousness of the law, shall not his uncircumcision be counted for circumcision?
26. Si donc l`incirconcis observe les ordonnances de la loi, son incirconcision ne sera-t-elle pas tenue pour circoncision?
26. Noho izany, raha mitandrina ny fahamarinan' ny lalàna ny tsy voafora, tsy hatao ho isan' ny voafora va izy, na dia tsy voafora aza?
27. And shall not uncircumcision which is by nature, if it fulfil the law, judge thee, who by the letter and circumcision dost transgress the law?
27. L`incirconcis de nature, qui accomplit la loi, ne te condamnera-t-il pas, toi qui la transgresses, tout en ayant la lettre de la loi et la circoncision?
27. Ary tsy hohelohin' ny tsy mifora izay mitandrina ny lalàna va ianao, izay mpandika ny lalàna, na dia manana ny soratra sy ny famorana aza ianao?
28. For he is not a Jew, which is one outwardly; neither is that circumcision, which is outward in the flesh:
28. "Le Juif, ce n`est pas celui qui en a les dehors; et la circoncision, ce n`est pas celle qui est visible dans la chair."
28. Satria tsy izay araka ny miseho no Jiosy, na izay miseho eo amin' ny nofo no famorana,
29. But he is a Jew, which is one inwardly; and circumcision is that of the heart, in the spirit, and not in the letter; whose praise is not of men, but of God.
29. "Mais le Juif, c`est celui qui l`est intérieurement; et la circoncision, c`est celle du coeur, selon l`esprit et non selon la lettre. La louange de ce Juif ne vient pas des hommes, mais de Dieu."
29. "Fa izay araka ny anaty no Jiosy, ary ny famorana dia amin' ny fo, amin' ny fanahy, fa tsy amin' ny soratra; ny fiderana ireny tsy avy amin' ny olona, fa avy amin' Andriamanitra."
<
>